Ka itsy nolazain'i Rojoukel itsy mitsy no mety e ! tena toetrako mitsy io. Aleoko mody vendrana sy tsotra ahafahako mahafantatra tsara an'le oul miresaka amiko surtout raha oul mbola tsy fantatro le izy. Odina fanina izy, odina tsy mahalala n'inn n'inn, de eo enao mahita ze fihetsiny sy ze teneniny. Pehana tampoka avy ato ambadika izy de fantany tsara @zay hoe "inn no zvtr nataony"
Raha izaho indray anefa dia tsy mety amiko iny fa ohatry ny hoe mihatsara velatsihy aho satria tsy tiako ilay olona. :^)