calcul renal ve?

1. nirinkosoa ( 29/11/2007 13:11)
raha misy lehilahy marary lamosina fôna mety ho voan'ny calcul rénal ve izy sa inona no fahalalanareo izany?:roll::lol:8O
novalian'i anidi ny 05/02/2008 20:01
2. DESCARTES ( 29/11/2007 15:19)
Raha ilay hoe marary lamosina aloha dia maro be ny aretina mety ahitana an'io é fa tsy voatery io lazainao io ihany.Ary ny hoe "calcul rénal"?Tsy izay no tena izy fa "colique néphrétique"(anaran'ilay aretina)ka anisan'ny antony mahatonga io aretin'io ny "calcul rénal" na "lithiase"mitovy ihany ny hevitr'ireo.
Io ilay hoe mamatovato any @lalan'ny fantsona mitondra ny fivalanan-drano miala avy any @"rein"mankany @"véssie".Rehefa betsaka loatra(mihoatra ny tokony ho izy)mantsy ny "calcium" na ny
"vitamine C" ao @vatana dia lasa miteraka an'io "calcul" io.Vokany tsy mandeha intsony ny pipy mivoaka avy any @"rein",mahare marary ihany koa ilay olona satria "dilaté" ilay fantsona amany.Lava be ilay fanazavana raha hitariko be moa mety tsy mazava tsara aminao raha hampiasa "termes médicales" maro2 aho.
Izany atao hoe"hernie discale" zany koa zao dia efa mahatonga fanaintainana any @lamosina,
eo koa ny"lombalgie",ny"tuberculose"any @"colonne vértébrale"na hoe "mal de POTT" no fiantsoana azy,
"scoliose"...sns
Tsy hitanisa afa-tsy ireo aho aloha.
Ny toro-hevitra azoko omena anao dia ny fanatonanareo dokotera mba hahitana tsara izay tena fototr'aretina.

3. sitlo ( 29/11/2007 18:24)
calcul mental no haiko :°)
4. ravatorano ( 30/11/2007 04:44)
misaotra amin'ny fanazavana ry descartes ah fa tena mafnaritra e
5. xxx ( 30/11/2007 20:24)
diso be enao fa zah efa voan io fa tsisy ifandraisany satria ny rein anao ange no misy vato ary tena marary eo amin'n tandrifin rein na gauche na droite fa tsy marary mintsy lamosina kahotran manevika tsy misy fiafarany sady refa mihetsika le izy fa na eo ampandriana aza tsy afaka mihetsika parti misy anle marary sady tsy afaka mandeha fa grave fa aza voan ihany fa mandehana dokotera de asaina manao examen enao de hita eo na misy na tsia fa enao any madagascar sa aty france zah manko taty france no voanio aretina io de nolevonina tam fanafody fotsiny ny anah pendant 3 mois de afaka fa mbola misy anakiray kely fa tsy atahorana hono fa mila misotro rano be dabe de zay fa mahereza .
6. sarobidy ( 03/12/2007 12:44)
ouff resadehilahy kay no tato tsisy ambara ôtran'i sitlo fa vevavy eh
7. sitlo ( 06/12/2007 03:22)
:-D ndao ianao eh
8. Rasiligaoma ( 06/12/2007 04:01)
nirinkosoa:

raha misy lehilahy marary lamosina fôna mety ho voan'ny calcul rénal ve izy sa inona no fahalalanareo izany?:roll::lol:8O


atao analyses ny pipi, dia atao IMR sy radio ny lamosina
9. anidi ( 05/02/2008 20:01)
izaho misy calcul , samihafa izany ny fisehony , ny reins-ko 2 no misy dia afaka ny tao @ droit dia ny gauche sisa no traiter-na tsy marary mihitsy fa sendra nanao radio no nahitana azy , nanao bilan dia manao lithotripsie presque tous les mois ahy , andefasana onde ny misy ny calcul efa elaela ihany izay , dia rano 2 l isan'andro évacuer-na azy avy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4169