fanitsakitsahana tokatrano
1. nirinkosoa
(
06/09/2007 08:09)
:cry:Ahoana ny hevitrareo @ireo lehilahy mpanitsakitsaka tokatrano?
Mamela ve nareo raha mifona izy?:cry:
Mamela ve nareo raha mifona izy?:cry:
novalian'i jawa ny 30/12/2007 02:54
2. bimanoa
(
06/09/2007 09:15)
raha tsy vakiana miadana tsara le anarana d miteny² foana, :wink:
raha tsy mamela d tsy afaka manao ilay vavaka oe :
" mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay "
:lol:
raha tsy mamela d tsy afaka manao ilay vavaka oe :
" mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay "
:lol:
3. kallie
(
06/09/2007 09:55)
bimanoa>:-D:-D:-D:-D:-D atraty io, efa namaky fanefany vô nieritreritra oe mety tsy zany ny tiny tenenina kah :-D:-D
efa ary am fitiavana ny valiny
efa ary am fitiavana ny valiny
4. bossy
(
06/09/2007 11:17)
marina fa sarotra ny mamela an'zany nefa raha tena tinao izy ary ra te ipréserve ny tokatranonareo enao de ny mamela no mety indrindra.Ataovy ze mety ba tsy anitsakitshany ny tokatranonareo e!:D
5. xxx
(
06/09/2007 13:46)
nirinkisoa kanjo dia ny omby no nahabata azy :-D:-D:-D:-D:-D
saingy de nohitsakitsahany teo :cry::cry::cry::cry:
ka potipotika sy narary mafy
:-*:-*:-*:-*
saingy de nohitsakitsahany teo :cry::cry::cry::cry:
ka potipotika sy narary mafy
:-*:-*:-*:-*
6. patrick2002
(
06/09/2007 16:44)
la fidelité pour les femmes c'est un caractere ,mais pour les hommes c'est un effort .:lol::lol:
8. ikaretsaka
(
06/09/2007 17:26)
ifanaovana io ko.. misy koa vehivavy manitsakitsaka ny tokantranony
fa izay tianao io
fa izay tianao io
10. sakaizakely
(
06/09/2007 18:54)
de mbo nanala kiraro ve izy klou alohan'ny hanitsakitsaka sa dia le kiraro be krampon iny mits no nampiasainy ? :oops::oops::oops:
kamboko zany fa ianao tompony hanana azy ihany no afaka mitsara raha hamela azy na tsia. Ianao ihany koa no afaka mitsara raha tena fibabohana marina ny azy ka mendrika famelana, na resabe fotsiny.
Matoa izy nahavita namadika dia mety efa tsy tia intsony...

11. fasaly
(
06/09/2007 19:01)
sakaizakely: tsy hoe mety tsy ho tsy tia itsony ngamba fa mba passage e! mandalo fotsiny mba te hiova kely de miverina hendry ndray avy teo:wink::-P
fiainana dool ihany zany....:-P:-Pny tsy hatao fotsiny zay hankarary anlay iray ho milaza aminy hoe nitsahiko enao na hoe hitsahiko enao:lol:
misy fetrany dool ny rehetra tandrifindrahona de refa mirotsaka ny orana de madio tsara ny lanitra avy teo:-P
ikaretsaka: izany an!:-D:-D:-D toa tena otran'ny palelo be mitsy miteny anio...
pat...kou gaga aho kou petit effort hono8O:wink:

12. karinah
(
06/09/2007 19:27)
patrick2002:^^^^^^
la fidelité pour les femmes c'est un caractere ,mais pour les hommes c'est un effort .:lol::lol:
13. dailynews
(
07/09/2007 00:28)
mafy ny mamela ny tahaka izany anefa dia azo atao.
ataovy mazava kosa anefa ny resaka aminy fa tsy hanao izany intsony izy mila miresaka lalina ianareo momba izany: ny antony nanaovany ilay izy sns..ary inona ny heveriny ho tokony ataony mba tsy hanaovany izany intsony.....
zava dehibe indrindra ihany koa ny mangataka fiarovana avy amin Atra hiarovany ny tokantranonao sy hamerenany indray ny fitiavana misy eo aminareo mivady.

14. Kwasi
(
07/09/2007 01:55)
Ny mba mahagaga kely ahy dia ilay teny hoe "manitsakitsaka" nefa ilay zavatra atao aza tsy ao an-tokantrano akory fa any ivelany.
16. xxx
(
07/09/2007 12:39)
sakaizakely:
Matoa izy nahavita namadika dia mety efa tsy tia intsony...
Tsy marina hono izany hoy ny lehilahy : rizareo hono raha mandehandeha dia histoire de manandrana zavatra hafa fotsiny fa tsy hoe efa tsy tia ny ao an-trano . Mariho tokoa fa ny lehilahy mampirafy anie tsy mangataka divorce izany e, matetika ilay vehivavy no mangataka. Asa aloha na hakanosàna na inona no antony e
Par contre, ny vehivavy hono tsy miaraka @ lehilahy hafa raha tsy tena tiany iny, izany hoe raha ny vehivavy no mampirafy dia efa tokony hanamboatra saina ny vadiny
17. fasaly
(
07/09/2007 14:42)
ny vady vady ihany ry zareo ah!
raha lahy na vavy....rehefa mampirafy dia tsy maitsy mi se rendre compte foana izy hoe ny vadiny vadiny foana ary tsy hatakalony an'iny....
raha tsy hoe tena tsy misy fitiavana tsony angaha de lay mampirafy no hevitra hialàna aminy....:-P
na koa olona maivandoha dia hisaraka sy handrava ny efa nahorina....anefa avy eo hanenina....ary betsaka ny manenina....aty aoriana....efa nahita ramatoa izay aho fa izy no niala ary nanenina mafy taty aoriana hoe raha azo atao ,ny namerina ny zistoire nisy dia tsy nandeha aho.....satria izy no nangataka hiala....
hafa ihany ny olona efa nifampizàra fiainana taminao hatrizay elabe izay....:-P

18. kiadi
(
07/09/2007 17:00)
efa nifona wa zah ko niry ko!!mifona mivalo fa tsy hanao tsony!! avelako amizay ry fasaly sy ry kelly sy ry mamz sy ny tariny!! enao ihany no tiko =))=))=))
19. kallie
(
07/09/2007 17:28)
kiady> :-D:-D:-D:-D:-D malemy mints za ato:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
20. patrick2002
(
07/09/2007 17:58)
aza manaiky mintsy kambony niry ah! lehilahy tsy misy hilana azy ,ny antsika roa ihany no handao hamafisina :-D:-D:-D, zah tsy mbola nadehandeha tany @ fasaly ,kallie, mamz .boobo, amby aty ah! =))=))