fanitsakitsahana tokatrano
22. kallie
(
08/09/2007 10:06)
ouadray, fa ra-pa sa kiady lé iz e sa i kiady no nande d nakany am ra-pa i niry? :-D:-D:-D:-P sô d mbô ifanaovana ar :?::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
23. kiadi
(
08/09/2007 10:13)
de zay io patrick io ve akia ry niry no hanarinao anah!! io ange efa nigadra tao antanimora fa tratra nangalatra ny gouté an'i zanaky ravalo eh !! :-D:-D:-D:-D
24. patrick2002
(
08/09/2007 12:44)
kallie:
ouadray, fa ra-pa sa kiady lé iz e sa i kiady no nande d nakany am ra-pa i niry? :-D:-D:-D:-P sô d mbô ifanaovana ar :?::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
zah efa ela ry kallie mba mitory fitia an'i niry dia ampendrasiny foana izaho ,:cry: fa i kiady mpanitsaka tokantrano indray no mahazo kidoro,
teneno anie izy fa i ra-pa hoe mandady miditra ny tokatrano :cry::cry::cry:
26. sakaizakely
(
08/09/2007 16:46)
xxx:
Tsy marina hono izany hoy ny lehilahy : rizareo hono raha mandehandeha dia histoire de manandrana zavatra hafa fotsiny fa tsy hoe efa tsy tia ny ao an-trano . Mariho tokoa fa ny lehilahy mampirafy anie tsy mangataka divorce izany e, matetika ilay vehivavy no mangataka. Asa aloha na hakanosàna na inona no antony e
Par contre, ny vehivavy hono tsy miaraka @ lehilahy hafa raha tsy tena tiany iny, izany hoe raha ny vehivavy no mampirafy dia efa tokony hanamboatra saina ny vadiny
:roll::roll::roll::roll:
Fa dia ahoana marina no mahatonga ny lhl hanana toetsaina fara-faikany toy izany ? Ny fanabeazana ve no tsy misy, sa dia tena tsy misy andraofana mihintsy fa poakaty ny atidoha ? Tena mahavariana le toetsaina :{:{:{:{
27. karinah
(
08/09/2007 21:52)
xxx: misy tia fa ditra fotsiny izao!^^
misy indray tsy matanty mpandrebireby: ny mpaka fanahy! 8O8O8O

28. kallie
(
09/09/2007 11:20)
Mpandefa : karinah [ Valio ] 08-09-2007 23:52:43
Lohateny : Re : fanitsakitsahana tokatrano
xxx: misy tia fa ditra fotsiny izao!
misy indray tsy matanty mpandrebireby: ny mpaka fanahy!
akôrinareo zay ry Kiady sy ra-Pa:-D:-D:-D
29. patrick2002
(
09/09/2007 12:33)
sakaizakely: ka izay ary izay lehilahy kou :cry::cry:zay no nature-nay ,
Fa marina anie ry andriambavilanitra isany fa mba efa maro ny lehilahy niara-niasa tamiko ,na t@ mbola nianatra izany ,toute nationalité confondue ,fa tsy mbola nahita lehilahy izaho niteny hoe ,ny ahy dia ny vadiko raika avao :-$:-$ samby mamaly aby fa rehefa misy occasion dia :miam::miam:, efa misy hatramin'ny 63 ans miara miasa amiko fa mbola mitady vehivavy afa foana .
Fa ny ahy kosa dia izao rehefa ny s'engage @ vehivavy ray dia aoka raisina ny engagement ,nifidy ny sasany ho passe temps ,dia aoka hijanona ho passe temps.^:^^:^

31. boubounezy
(
10/09/2007 11:46)
za tonga d mamela avy hatrany fa ra mbola miverimberina manao jamais 2 sans 3 ??? d aleo mieritreritra ny tsy amela na d sarotra b aza ny anao zany no ny fitiavanao l oull:cry:
32. sakaizakely
(
10/09/2007 12:19)
boubounezy
za talou efa elabe (t@ vô tanora) niteny an'zany tam le ex hoe mamela za raha sanatria enao mandende de izy ihany no niteny tamiko hoe aza mba miteny an'zany @ bandy na ovina na ovina fa ny contraire no vao maika tena lazaina azy. De noraisiko lesona definitivement le izy :wink:
Patrick2002
za tsy manao hoe iny tokana iny mandrakizay satria tsy ho ary hifanaraka foana ny mpivady. Na za kou aza tsy mi garantir hoe iny iray iny mandrampahafaty. Fa le mandende sy mampifangaro no tena tsy voako ary tsy azo amelana mits. Zany hoe rehefa misy manaitra anao any anann any de andana rôfy ny entana, f'aza manitsaka. Zay fotsiny ange e !
Araka ny teneninao hoe engagement dia tanterahina hatr@ farany satria safidy tsy nifanerena iny. Raha toa ka mbola te hitsaingotsaingoka etsy sy eroa de aleo tsy mi s'engage aloha.
Misy koa anefa vhv tena fositra tssssss ! Efa vadin'oul mbola tsiriritina fona. Hoatran'ny hoe ny any ambilian'ny hafa foana no matsiro. Faty ankanina :evil::evil::evil::evil::evil:

33. dibbah
(
16/09/2007 12:32)
apafatarinazy ny lalàna sy ny sazy ho an'ny mpanitsa-bady fa misy io ary mampigadra
34. kiadi
(
17/09/2007 16:12)
loza ! sohy ihany zah fa tsy bola nanitsaka fa nanindry fotsiny :-D:-D:-D
35. Jeankely
(
18/09/2007 13:55)
Aza faly ny manitsaka na manindry fa ratsy io. Mba meteza misolo toerana ny zanaka mijery ny mamany darofan'ny dadan'olona na mijery ny dadany milako maman'olona. Mba ho aiza koa ilay zaza avy eo fa dia ho lasa tsisy loha koa. Ny vehivay simba saina ary voadaroka ny lahy mpandehandeha. Tsara ve sa ahoana? Sa rehareha?
36. nirinkosoa
(
06/11/2007 13:23)
miala tsiny ry reto fa zao zà vô afaka nifanoratra ndray ah!
Misaotra fa misy ho eritreretina zany fa mazotoa ary e!

37. jawa
(
30/12/2007 02:54)
slt.
matoa izy naka vady anao aloha dia ianao no tena tiany,saingy matoa izy nanitsaka anao dia misy zavatra tsy zakany ao aminao azo raisina izany hoe valifaty na fampitandremana ny ataony anao fa tsy mitombona ilay hoe tsy tia anao intsony izy.sous forme fotsiny ilay hoe mifona fa raha mbola hitany @ foana ilay zavatra tsy zakany aminao dia minoa ahy ianao fa mbola misy indray ny manaraka.