sarimihestika malagasy "PIRATY"

1. nirinkosoa ( 21/09/2007 08:36)
Mba nafinaritra ahy ny nijery ilay piraty,
marina fa efa mikaroka iany isika malagasy
iny zao mitovy @le tantara hoe vola no nitarin'ny saina kely fotsiny=D
novalian'i mansoor ny 24/04/2008 10:50
2. kofbay ( 01/11/2007 14:37)
tena noheveriko fa resaka film pirate, kay ve hoe pirate no titre e! fa na izany na tsy izany aza aloha dia tiako ihany n milaza hoe: raha 1500 ny CD vierge na amidiny 5000 aza izany any original mahazo tombony ihany izy e! fa maninona no hamidy 25? aiza moa ny tsy ny pirate indray no manakarena nohon'ny mpamokatra?
3. xxx ( 01/11/2007 15:35)
tsara kosa aloha iny film fampihomehezana iny e! i françis turbo kosa aloha mahay an!
4. eprom ( 13/11/2007 07:46)
tsy fantatro ny fahazoan'ny malagasy ny dikan'ny hoe "notsoahina avy amin'ny". raha mamaky ny boky "Vola" ianao sy iny film piraty iny de ny anaran'ny olona ao anatiny no mitovy fa raha ny votoatin'ny tantara de zara fa misy ifandraisany.
5. mansoor ( 24/04/2008 10:49)
message
tsy fantatro ny fahazoan'ny malagasy ny dikan'ny hoe "notsoahina avy amin'ny". raha mamaky ny boky "Vola" ianao sy iny film piraty iny de ny anaran'ny olona ao anatiny no mitovy fa raha ny votoatin'ny tantara de zara fa misy ifandraisany.
6. mansoor ( 24/04/2008 10:50)
fantatro ny fahazoan'ny malagasy ny dikan'ny hoe "notsoahina avy amin'ny". raha mamaky ny boky "Vola" ianao sy iny film piraty iny de ny anaran'ny olona ao anatiny no mitovy fa raha ny votoatin'ny tantara de zara fa misy ifandraisany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8666