ombao mitady

1. poussy3 ( 06/09/2007 15:56)
ô ry reto a!!!! sao mba misy mahalala vaovao momba an'i Bilakarenjy nareo? elabe izy tsy hitako ato:roll:
novalian'i poussy3 ny 13/09/2007 10:30
2. sylvain ( 06/09/2007 18:24)
lasa nitsikaraka sy nivenjivenjy:-D:wink:
3. fasaly ( 07/09/2007 15:38)
maninona ato am tess sy teroa i sylvain....?::?:-D
4. lanto ( 07/09/2007 18:08)
I tess haiko fa i teroa izany iza ? :-p
5. fasaly ( 07/09/2007 18:54)
mbola vao hiforona zany ry lanto......:-P:wink:
6. mandrindra ( 08/09/2007 07:52)
foronin'iza ndray zany?
7. fasaly ( 08/09/2007 19:39)
mandrindra : foroni'ny mpamorona azy knou!:-P
8. mandrindra ( 09/09/2007 08:38)
lasa resaka foroporona no hiafaran'ity zavatra ity
9. lanto ( 09/09/2007 08:46)
Vao tamin'ny afak'omaly izy no tato, mba mitadiava etsy sy eroa moa e ! hihi
10. fasaly ( 09/09/2007 09:30)
mandrindra: ka rehefa mitady ny ps ange de mamorona ei:°)

i pitoussy aza tsy niverina tsony ngamba efa hitany bilakarenjy:-P
11. bilakarenjy ( 11/09/2007 11:31)
nisy zavatra somary nanahirana kely fotsiny de tsy hita vetivety ,fa mbola eto aloha za fa misaotra nahatsiaro e! .Mahafinaritra raha toy izany ny namana .:-*:*:-*:*:*:*:*
12. poussy3 ( 12/09/2007 10:21)
faly be za ry reto fa hitako
izy a!:P
13. mandrindra ( 12/09/2007 11:32)
fasaly, dia forona firy ary izany e?:wink:
14. poussy3 ( 13/09/2007 10:30)
maninona tsara oe ry fasaly?:?::?::?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6106