Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ratonga
(
09/09/2007 14:21)
mananjary
http://www.dailymotion.com/swf/4KnxYSSpje8AWiX4L...
tohiny
novalian'i ratonga ny 20/09/2007 14:32
diamondra27
(
09/09/2007 12:59)
badouda
bon anniversaire e!^:^
de misaotra t@ le hira "ngôma" an'i tinondia
[i]avereno jerena fa tsy tafiditra le hira[/i]
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i UB40 ny 20/09/2007 01:45
08051972
(
09/09/2007 10:45)
MADAGASIKARA TANINDRAZAKO
Nanadalo teto @ faritra misy anay ny pmilalao rigby malagasy!Nisy eritreritra nandalo tato andohako hoe tena toy izao tokoa ve ny Malagasy? Tsom-pianana,tia fihavanana,sarika!Na dia tsy manana na inon...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 10/09/2007 05:58
dokotany
(
09/09/2007 09:10)
ho an'i nyrina
Faly miarahaba anao.
Hitako eto fa tsy mitsahatra ny mamoaka hevitra na fanairana ny rehetra ianao. Mifono hevin-dalina daholo ny resaka amposakao ary ianao ihany matetika no mitondra ny fanazavana n...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/05/2009 07:09
nnni
(
09/09/2007 08:03)
Aiza no misy toerana azo anaovana mariage tsara
Mba te ahafantatra toerana tsara azo anaovana mariage za fa mba ampio ry reto a!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/09/2007 07:44
Bita
(
09/09/2007 07:38)
Mba mitady adiresy Malagasy na vazaha any Perpignan France
Mba mila vonjy raha misy manana adiresin'olona (tel) any Perpigna fa tena vonjy maika: 004916097075676 na dia SMS aza dia misaotra anareo indrindra...
tohiny
novalian'i Bita ny 15/09/2007 01:28
Bita
(
09/09/2007 07:26)
Mba mitady adiresy Malagasy na vazaha any Perpignan France
Mba mangataka raha misy manana havana na olona fantatra any Perpignan adiresy re tompoko (vonjy aina) ity ny tel: 004916097075656 mba alefaso sms na antsoy aho. Misaotra anareo indrindra tompoko...
tohiny
novalian'i RyAnona ny 11/09/2007 17:24
Bita
(
09/09/2007 07:24)
Mba mitady adiresy Malagasy na vazaha any Perpignan France
Mba misy manana adiresin'olona any Perpignan ve @ nareo? Tena ilaina maika be (vonjy aina) ity ny Nr telefonako: 004916097075656 mba andefaso sms na antsoy azafady raha azo atao. Misaotra indrindra an...
tohiny
novalian'i peta123 ny 11/01/2008 09:28
Bita
(
09/09/2007 07:20)
Mba mitady adiresy Malagasy any Perpignan France
Mba misy manana adiresin'olona Gasy any Perpignan Frantsa ve aminareo. Tena maika be mihitsy tompoko.
Mba alefaso SMS raha azo atao fa tena maika be tokoa (aina) 004916097075676. Misaotra mialoha ind...
tohiny
novalian'i booboo ny 09/09/2007 08:06
niryna
(
09/09/2007 06:38)
Nataon'i Mosesy 40 andro,40 alina? Vitanao ve 2- 3 na +?
Ahoana no nahavitan'i Mosesy tsy nihinan-kanina 40 andro sy 40 alina?
Ny "fifadian-kanina" na "fasting"
[b] Ary izao no ho lalàna mandrakizay ho anareo: amin'ny andro fahafolo amin'ny volana f...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/09/2007 17:02
Bita
(
09/09/2007 00:17)
Fifidianana
Nisy Raim-pianakaviana nilatsaka hanao depute. Dia hoy ny zanany lahy kely: Papa a! aza milatsaka sao izahay tsy manana Papa intsony satria ho lanin'olona maro be anyianao:P:P:P:P
Ahoana hoy ianareo ...
tohiny
novalian'i tahiana ny 09/09/2007 13:59
kallie
(
08/09/2007 19:00)
matavitavy
asa ra efa henonareo oe ny mannequin hono zao ny ngezangeza ndray no tin'ny ol fa tsy lé kôzatra kely torana eny ampanaovana défilé reny tsony (fa tsy hoe ngezabe ko an, fa lé mba misimisy nono s...
tohiny
novalian'i leberra ny 13/12/2011 08:42
diamondra27
(
08/09/2007 17:15)
Manasa hihinana ô! fais gaffe an
http://fr.youtube.com/watch?v=aucaYcRyD6U
de bon ap zany e!...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 11/09/2007 05:16
vavolombel
(
08/09/2007 12:07)
hatraiza ny fahalalam-pomba-na pretra?
zah mba manontany hoe htraiza, na tokony ho firy taona ny olona iray vao hantsoin'ny pretra hoe zoky,ray amndreny,rahalahy sns fa na dia olon-dehibe izao miresaka amindry zareo an de razanako zanako f...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/09/2007 16:20
Bita
(
08/09/2007 11:44)
Hianatra solfa ve nareo?
Nisy mpivady mba nianatra solfa. Dia efa nahay tsara ireto mpisipa ireto dia nampiantra ny zavatra niarana.
Dia hoy ilay bandy t@ ilay sipany: FA MI LA RE. Dia hoy ilay sipa namaly azy: RE FA MI DO D...
tohiny
novalian'i Bita ny 15/09/2007 00:12
poopie
(
08/09/2007 10:55)
mangataka hira
ho anareo zay manana ilay hira hoe
"Ray o apetrako aminao ny fiainako tontolo izao
tsy mendrika aho ,ny hatao hoe zanakao amin'izao fiainako izao...
Tena mba tiako io hira io saingy tsy haiko ny ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/09/2007 17:50
salmo1
(
08/09/2007 09:29)
Ho aiza ianareo rehefa vita vakance hataonareo aty an-tany?
- Ny sasany milaza oe: ho any fasana, ny sasany kosa mievitra fa dorana @ afo de lasa lavenona... dia tsy misy fiainana intsony rehefa maty hono izy. Tsy misy porofo fa ny azo hatao dia mino an'Andria...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 13/09/2007 15:44
xxx
(
08/09/2007 09:24)
obsession
o ry reto a! za reto rehefa mitia olona d lasa miv&adika obsession , tsy aiko intsony ny manavaka ny fitiavana sy obsession.Rehefa misy lhl ray tia ahy d @ voalohany za tsy miraika fa rehefa izy lay m...
tohiny
novalian'i imaitsoanala ny 24/10/2007 23:07
mandrindra
(
08/09/2007 08:33)
fiara okaz
rehefa mividy fiara okaz ianareo dia inn daholo no jerenareo ahafahana milaza fa mbola tsara ny fiara iray?...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 18/09/2007 10:10
diamondra27
(
08/09/2007 07:23)
fifadian-kanina, ramadan
Misy afaka manazava bebe kokoa ve hoe:inona no tena antony ampiasaina an'io?
Ahoana ny fipetrany sy azo hanaovana azy?
merci^:^...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 13/09/2007 10:35
