mangataka hira
1. poopie
(
08/09/2007 10:55)
ho anareo zay manana ilay hira hoe
"Ray o apetrako aminao ny fiainako tontolo izao
tsy mendrika aho ,ny hatao hoe zanakao amin'izao fiainako izao...
Tena mba tiako io hira io saingy tsy haiko ny tonony rehetra
Mankasitraka izay mandefa io ho ahy aho,misaotra mialoha
2. Fiffi
(
09/09/2007 17:50)
iza no mihira azy ? sa hira fanampiny io ?
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0617