hatraiza ny fahalalam-pomba-na pretra?

1. vavolombel ( 08/09/2007 12:07)
zah mba manontany hoe htraiza, na tokony ho firy taona ny olona iray vao hantsoin'ny pretra hoe zoky,ray amndreny,rahalahy sns fa na dia olon-dehibe izao miresaka amindry zareo an de razanako zanako faoan?
novalian'i xxx ny 15/09/2007 16:20
2. xxx ( 08/09/2007 12:42)
:-D:-D:-D iny njay no tsy hitako
3. ikaretsaka ( 08/09/2007 13:35)
Arakaraky ny vocation sy ny fahamatorana izay samy manana ny azy) aloha fa tsy hoe zao taona na zao taona e.. Misy ny "vocation precoce" misy ny vocation Tardive"
Andriamanitra koa no miantso fa tsy ny tena no manendry tena

Dia amin'Andriamanitra mantsy noho izy tsy manam-petra dia tsy misy izany taona taona izany.

Ny mahatonga ilay izy hoe manao hoe "ry zanako" dia ts'isy hafa amin'ny ny Ray mitantana ny zanany ihany io.
I dadanao no mitantanaa sy mamelona anao ara-batana, sady efa nanovo fahalalana kokoa mihoatra noho ianao, dia ataon'i dadanao hoe ery zanako ianao.

Ny mpampianatra anao no mitantana sy mikolokolo anao ara-tsaina, sady efa nanovo fahalalana momba izany kokoa izy mihoatra noho ianao (na zandrinao aza) dia ataony Rankizy na mpianatro ianao.

Ny Maitre anao (rehefa manao 'art matriaux' ianao) dia mikolokolo anao momba io 'Hay ady' io, ary izy efa nanovo fahalalana momban'io kokoa noho ianao (na zandrinao aza... ) dia ataony hoe "Disciple" ianao.

Ny ara miaramila koa toy izany!

Dia rehefa Pretra dia mikolokolo anao momba ny ara-panahy sy mitantana anao ara-panahy, ary izy kao efa nanovo fahalalana bebe kokoa momban'io noho ianao, momban'ny ara-panahy, dia ataony heo "zanany ara-panahy ianao"
ohatran'izay io
4. essera ( 08/09/2007 15:18)
Hoy vavolombel : [b]
5. dailynews ( 08/09/2007 16:17)
vavolombel:

zah mba manontany hoe htraiza, na tokony ho firy taona ny olona iray vao hantsoin'ny pretra hoe zoky,ray amndreny,rahalahy sns fa na dia olon-dehibe izao miresaka amindry zareo an de razanako zanako faoan?

mampihomehy koa izany. zanaka ara panahy angamba? satria izy mihevitra fa ondry kely ahiany ny rehetra na firy taona na firy taona.


6. lapino ( 08/09/2007 17:14)
vavolombel:

zah mba manontany hoe htraiza, na tokony ho firy taona ny olona iray vao hantsoin'ny pretra hoe zoky,ray amndreny,rahalahy sns fa na dia olon-dehibe izao miresaka amindry zareo an de razanako zanako faoan?

:-D:-D:-D

7. Kwasi ( 08/09/2007 18:35)
zah mba manontany hoe htraiza, na tokony ho firy taona ny olona iray vao hantsoin'ny pretra hoe zoky,ray amndreny,rahalahy sns fa na dia olon-dehibe izao miresaka amindry zareo an de razanako zanako faoan?


Hoatry ny any @ fiasana sasany koa io e: ny mpiasa rehetra dia ataon'ny sefo hoe "ankizy" rehefa miresaka ry zareo, nefa olona efa manambady aman-janaka daholo ny ankabeazany.
Ka automatiqa ny an'ny pretra ny @ ilay hoe zanako zanako satria izy dia mitana ilay seza hoe "Ray amandreny ara-panahy"
8. Papoose ( 08/09/2007 19:05)
fa na dia olon-dehibe izao miresaka amindry zareo an de razanako zanako faoan?


zao le hoe mandray an-tendrony amiko!
9. hery ( 08/09/2007 19:20)
Inoako fa tsy i vavolombel akory no ataon'izy ireo an'izany zanako zanako izany. Ary inoako fa ny olona ataony an'izany tsy tezitra fa vao mainka aza faly. Dia mbola iverenako indray hoe inona no mampangidihidy anao amin'izany raha toa ka izany no ifandraisan'ny mpianakavy.

Eritrereto hoe mandalo etsy andalana etsy ianao dia hitanao aho manao "ialahy" an'i Dadanay... dia iny ianao no manoratra amin'ny forum hoe hatraiza ny fahalalam-pomban'ilay bandy io :-)

10. piste ( 08/09/2007 19:52)
Ilana fahamatorana ihany ny fanoratana eto. fa tsy izay rehetra tonga ao an-tsaina io dia soratana avokoa. Zavatra ohatr`izany ve dia hamoronana sujet eto.
11. Fiffi ( 08/09/2007 20:33)
mampanontany tena mintss hoe: mba inn aza no mba tantin'vavolombel ? :roll:
12. niryna ( 09/09/2007 05:31)
vavolombel:

zah mba manontany hoe htraiza, na tokony ho firy taona ny olona iray vao hantsoin'ny pretra hoe zoky,ray amndreny,rahalahy sns fa na dia olon-dehibe izao miresaka amindry zareo an de razanako zanako faoan?

Tokony hifanaja daholo ny olona.Ny zoky manaja ny zandry ny zandry manaja ny zoky.
Na manana na tsy manana dia tokony hifanaja daholo,satria ny vola samy manana fa ny isan'ny no tsy mitovy.Olombelona mitovy ihany ny ra fa tsy hoe misy manga na maitso.=))
13. ikaretsaka ( 09/09/2007 11:40)
ikaretsaka:
Eritrereto hoe mandalo etsy andalana etsy ianao dia hitanao aho manao "ialahy" an'i Dadanay... dia iny ianao no manoratra amin'ny forum hoe hatraiza ny fahalalam-pomban'ilay bandy io

ataoko "ialahy" izao Ireo mompera niara nianatra amiko... maninona, ary ry zareo kao ary tsy taitra @ zany..
Fa za manaja ny maha Ray am-panahy andry zalahy

tsy hitako izay mampangisy anao amin'izany,
14. Fiffi ( 09/09/2007 17:55)
ikaretsaka:
tsy hitako izay mampangisy anao amin'izany,
zah mba gaga.....:roll:


15. rakaroka ( 09/09/2007 19:01)
:roll:Oadray izany fanontaniana:roll::?:
Heureusement Ps ftsn no nitononana ilay izy:8O8O8O
Tahaka ny voam-pasika iray mitaha @ plage iray manontolo, ny fitsikerana ny filazana fa tsy fahalalam-pomban'ny pretra mitaha @ tsapako ho fahalalan-drizareo fomba.:wink:
16. Papoose ( 09/09/2007 20:26)
vavolombel:

zah mba manontany hoe htraiza, na tokony ho firy taona ny olona iray vao hantsoin'ny pretra hoe zoky,ray amndreny,rahalahy sns fa na dia olon-dehibe izao miresaka amindry zareo an de razanako zanako faoan?



satria te haneho:
-fitoviana (eo anatrehan'ny zanaky ny fiangonana)
-fifanatonana (@zanaky ny fiangonana)

amiko!

ohatran'izao le fanontaninao fa cas hafa fotsiny zany hoe:
fa maninona ny zanaky ny zokiko (niece) no manao ahy hoe "ndry" nefa izy mbola zandriko be! (cas reel amiko zao io)

zany hoe le izy fotsiny nenao miakatra ho RaR le
role fa ny ahy izy mba te hitovy niveau amiko!
mampime le dinika marina ka!
17. xxx ( 10/09/2007 15:29)
Mpandefa : Papoose [ Valio ] 08-09-2007 21:05:16
Lohateny : Re : hatraiza ny fahalalam-pomba-na pretra?



zao le hoe mandray an-tendrony amiko

ry papouse koa vo aigana no mba mi forum d miseo milay b eo ,mandehana ary am sary rehetra iany fa any no mety anao e
18. Fiffi ( 10/09/2007 15:49)
:roll:
19. Fiffi ( 10/09/2007 15:52)
xxx:

ry papouse koa vo aigana no mba mi forum d miseo milay b eo ,mandehana ary am sary rehetra iany fa any no mety anao e
ary ity ry xxx ? http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46dec5ee0b530 sy ity ? http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46d97d2dd16af :roll::roll:


20. Fiffi ( 10/09/2007 15:55)
de ity koh....
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46d29207b1fec
de ity koh !
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46c2311a6d0a8
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1662