hatraiza ny fahalalam-pomba-na pretra?
21. Rasiligaoma
(
11/09/2007 05:35)
hafa indray izany an'i xxx izany!
tsy ny sujet no valiana fa i papoose no asiana kakay.
asio poizina amin'izay io voalavo ao an-kibonao io e
tsy ny sujet no valiana fa i papoose no asiana kakay.
asio poizina amin'izay io voalavo ao an-kibonao io e
24. fijo
(
11/09/2007 22:40)
misy ekeko ny voalazanareo rehetra,fa mampanontany tena ihany kosa raha pretra 29 taona no hiantso dadabe 80 taona hoe ndao hanaka hikofesy??????mety tsy sahy hiteny le dadabe satria hoe pretra io,fa mino ve nareo fa tena faly izy any ampony any????manahy aho ka
25. ikaretsaka
(
11/09/2007 22:53)
maninona? raha mifanao an'izany izy mianaka ary zatra an'izany.. inona ny olana?
Cousin -ko izao mompera dia i dadabeanay ataony hoe "ry zanako" fa tsy misy oloana mihitsy amin'izy "mianaka"
Cousin -ko izao mompera dia i dadabeanay ataony hoe "ry zanako" fa tsy misy oloana mihitsy amin'izy "mianaka"
26. fijo
(
12/09/2007 20:25)
eny e,mpianakavy tsinona,fa raha mankany ambalakida izy ,ka le raiamandreny be llohavina ireny no atao izany,mety hisy olana an.
27. ikaretsaka
(
12/09/2007 21:27)
euh mety olana mety tsy olana...
za manko efa tratran'ilay 2 cas.
hoe ity boay kely ity be, kanjo avy eo nony nilaza ilay mopre vazaha dia tsy nampaninona azy , sy nony hita teo ny fandroson'ny asa
za manko efa tratran'ilay 2 cas.
hoe ity boay kely ity be, kanjo avy eo nony nilaza ilay mopre vazaha dia tsy nampaninona azy , sy nony hita teo ny fandroson'ny asa
28. aloalo
(
13/09/2007 17:48)
amiko alou dia ray ara panahy izy e ! (père spirituel)
dia toa ny ray miresaka ny zanany zany
dia toa ny ray miresaka ny zanany zany
29. fijo
(
14/09/2007 22:58)
ka tsy voatery hino izy,eo no olana;raha le lonaky ireny no ataon'ialahy an'io ,mety hisy gidraka an
30. xxx
(
15/09/2007 16:20)
fijo:

HS