Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
cmbolatiana ( 05/09/2007 10:17)
DAH MAMA
Manao ahoana daholo Mba mangataka tonokiran'i Dah Mama aho izay manana fa tena tiako daholo ny hiran nefa tena tsy haiko ilay tonony. Dia mbo manantena aho fa misy mitovy revy amiko ato. Misaotra m... tohiny
boubounezy ( 05/09/2007 10:01)
destin de lisa
m... tohiny
lanto ( 05/09/2007 09:53)
Ndao hohiraina...
Ny pseudo-an'ny namana ato e ! Nahita an'i hariL manko aho de lasa nihira hoe : HariL atra ianao ka nandao........ tohiny
novalian'i lanto ny 28/10/2007 08:55
hariL ( 05/09/2007 09:47)
Mba mangataka ô!
Bonjour! mba omeo an'ilay tononkira an'i Anyah "Manahatsiaro anao" eh! merci!:)... tohiny
boubounezy ( 05/09/2007 09:46)
aza mba tratranizao iany
http://video.tagged.com/?v=2MywIXWPh... tohiny
nirinkosoa ( 05/09/2007 09:07)
fanitsakitsahana tokatrano
Ahoana no mba handraisanareo an'izany?... tohiny
novalian'i la ny 24/09/2007 11:25
nirinkosoa ( 05/09/2007 08:55)
Fitiavam-bady sy zanaka araka ny baiboly
Ny fitiavana no tena lehibe indrindra hoy ny SM, ahoana no tokony hitondrana ny fitiavam-bady sy zanaka araka ny SM.... tohiny
novalian'i niryna ny 09/09/2007 05:25
frazy ( 05/09/2007 08:44)
mitady stage
Salut dahola! mba atoroy stage momba ny "administration systeme et reseaux sous linux" ra mahita nareo !:D... tohiny
novalian'i frazy ny 05/09/2007 18:19
niryna ( 05/09/2007 06:59)
Voavonjy izy,misaotra antsika rehetra nanampy ahy.
Nisy tantara nilaiko ny hevitrareo ny tokony ataoko na hanazavako ity namana latsaka an-katerana. 1- Mikasika ny fialonana sy ny fitsiriritana:Aza mitsiriritra ny zavatry ny namanao. Ny fialonana: a... tohiny
novalian'i niryna ny 14/09/2007 07:12
fijo ( 04/09/2007 23:02)
misotroa fa aza manao mamo,minoa raha te hino fa aza manarak
misotroa fa aza manao mamo,minoa raha te hino ,fa aza manaraka be fahatany.amiko dia izay no metimety kokoa raha eto an tany.... tohiny
novalian'i fijo ny 06/09/2007 20:44
Missie ( 04/09/2007 20:18)
Hafatra
Inona avy moa hira misy ny teny oe " HAFATRA"????:-*:-*... tohiny
novalian'i Missie ny 07/09/2007 20:50
Douda ( 04/09/2007 18:47)
Gasikara
Slt daoly e! Tena mba mangataka ny tonon-kiran'i Lola Gasikara iny o! Misotra e!... tohiny
novalian'i tiafoana ny 12/07/2008 05:03
dinasyanou ( 04/09/2007 14:38)
mila vonjy
tena ilainay io hira io fa apidiro ao.... tohiny
novalian'i tsaramaso ny 04/09/2007 15:27
nandrianina1 ( 04/09/2007 14:37)
tontolo iainana sy fahantrana?
Mba ilako fanazavana kely ny fomba hanatsarana ny tontolo iainana ra mbola mahantra ny ankamaroan'ny gasy fa to raha voa resaka tontolo iainana mantsy de resaka biodiversity foana no priorité sy miba... tohiny
novalian'i xxx ny 11/11/2007 17:59
rasil ( 04/09/2007 14:26)
mora ny miteny hoe areheto ny poteau
Tena mbola ela isika vao handroso, na atao hoe firenena mandroso. Raha tsaroanareo vao haingana no nisy horohoron-tany tany Japon. Nitritra vokatr'izany ny reacteur nucleaire anakiray ka tsy maintsy ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/09/2007 04:55
miaon ( 04/09/2007 13:36)
MILA NAMANA MAIKA
Za reto vaovao dia mba mila namana a!misaotra mialoha mamaly ny antso!:}... tohiny
novalian'i sonibi ny 28/08/2008 08:33
xxx ( 04/09/2007 13:04)
vady vazaha
manao ahoana daholo ianareo.Ho many @ity volana ity ny validité ny carte de séjourko eto frantsa.Tsy afaka manavao izany intsony anefa ny préfecture noho ny antony maro samy hafa.Saika anontany ana... tohiny
novalian'i Bita ny 15/09/2007 01:33
rakaroka ( 04/09/2007 04:25)
"culte des bonnes manières"
Nampidiriko eto @ "rubrique" "finoana" satria "inoako" hoe fanoitra mampandroso ny fiainana. Ohatra nolazaina fa mitovitovy t@ Japon isika taloha: mifanerasera @ Japs koa aho fa nisy lesona maro loha... tohiny
rojol ( 03/09/2007 18:31)
La vie
Inona no dikan'ity fiainana ity ho anareo? :x inona ary ity teny frantsay ity [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 03:16
xxx ( 03/09/2007 17:17)
mba omeo metoda e!
ahona ny atao mba ahatonga anireny sipa taloha reny mba hiverina @ tena e!, raha ohatra ka tsy nisy ady ny fisarahana na nisy fa kely ! , mba omeo sopapa kely ilay sipa e!... tohiny
novalian'i xxx ny 24/09/2007 11:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.6149