Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Ampidiro aloha ny tenimiafina
DAH MAMA
1. cmbolatiana
( 05/09/2007 10:17)
Manao ahoana daholo
Mba mangataka tonokiran'i Dah Mama aho izay manana fa tena tiako daholo ny hiran nefa tena tsy haiko ilay tonony.
Dia mbo manantena aho fa misy mitovy revy amiko ato.
Misaotra mialoha
Hamaly
novalian'i
cmbolatiana
ny
06/09/2007 07:52
2. booboo
( 05/09/2007 12:07)
zà kounkou tia Dah Mama fa tsisy haiko ny tonon-kirany :°).
Ny feony no tena itiavako azy, mitovy² kely @ feon'i Tata Rahely zany...
Hamaly
3. sonwin
( 05/09/2007 13:00)
Iza amin'ireo hiran'i Dah Mama?
Hamaly
4. cmbolatiana
( 06/09/2007 07:52)
Ie, ka izy mitovy @ Tata rahely mihintsy no itiavako azy fa mbo omeo moa ry sonwin zay misy tsy maninona fa tianay dôôly a
Misaotra mialoha e
Hamaly
1
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.2908