MILA NAMANA MAIKA

1. miaon ( 04/09/2007 13:36)
Za reto vaovao dia mba mila namana a!misaotra mialoha mamaly ny antso!:}
novalian'i sonibi ny 28/08/2008 08:33
2. darafify ( 04/09/2007 13:52)
Za atao fa mec no anarako taloha satria aho maimaika foana tamin'izany.
3. miaon ( 04/09/2007 13:58)
salut darafify ! misaotra anao namaly ny antsoko
4. darafify ( 04/09/2007 14:01)
tsy misy fisaorana fa samy nitady izao ihany.
5. miaon ( 04/09/2007 14:03)
OK! letsy a! efa tsy maimaika intsony izany elah io a!:-D
6. darafify ( 04/09/2007 14:08)
tsy maimaika intsony fa efa calme be, fa tsy sokatra na dia izany aza
7. miaon ( 04/09/2007 14:18)
Tsara izany!inona aloha no vaovao e!mba ilazao zay malaza rehetra any e!
8. Mimhie ( 05/09/2007 06:43)
salut! asio sary e! de hahazo namana be dia be indry!
tchao!
9. xxx ( 05/09/2007 08:48)
Salut! azo atao foana ny mifandray ka!:!:
10. tsaramaso ( 05/09/2007 12:55)
mila namana vonjy tavanandro !!!! hahahaha
11. yah ( 06/09/2007 04:35)
Misy misioka ato antokotany ato........:-/
12. xxx ( 06/09/2007 21:43)
Manaova fampielezan-kevitramaromaro de ahazo namana:-D
13. dadto07 ( 19/09/2007 13:38)
Mitady joba mba milailay kia!
14. harinyaina ( 24/09/2007 10:37)
marina aloh le oe mila namana fa tsy azo atao an zany maika zany kosa fa hitanao miadana eo fona ilay ho namanao
bonne chance
15. nyree ( 28/09/2007 09:46)
salut !!!!
juste pour savoir comment sa marche????
a+...........
16. drao ( 28/09/2007 10:35)
aiza daholo ry namana!=((
17. drao ( 28/09/2007 10:38)
miaon! de aoana ary e!
18. mandrindra ( 28/09/2007 14:46)
nyree:

salut !!!!
juste pour savoir comment sa marche????
a+...........

eo ambony tongotra roa

19. darafify ( 01/10/2007 14:22)
tena tsy hita tampoka ny akama, namana maika marina. :lol:
20. xxx ( 26/10/2007 13:58)
:miam::bFa maika ho aiza :-@aloha e:miam:mba tiako ho fantatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.222