"culte des bonnes manières"
1. rakaroka
(
04/09/2007 04:25)
Nampidiriko eto @ "rubrique" "finoana" satria "inoako" hoe fanoitra mampandroso ny fiainana.
Ohatra nolazaina fa mitovitovy t@ Japon isika taloha: mifanerasera @ Japs koa aho fa nisy lesona maro loha voatsoaka ohatra ny "respect des autres" ny manodidina ( raha mikohoka ohatra rizareo dia mitondra sarom-bava )... Ny maitre Japs nampianatra
dia nilaza fa mila "vidé-na ny saina raha hianatra sy handray zavatra.
Fikolo nytoetra tsara fa tsy "conscient" ny routinen-tsika tsy mety isika matetika.
Inn avy aza no "azo heverina hoe tokony hahitsy @ fomba fiainantsika" raha iaraha mijery izany :?:

novalian'i ikaretsaka ny 07/09/2007 11:57
2. xxx
(
04/09/2007 04:35)
Inn avy aza no "azo heverina hoe tokony hahitsy @ fomba fiainantsika" raha iaraha mijery izany
mila "vidé-na ny saina raha hianatra sy handray zavatra.
3. ikaretsaka
(
04/09/2007 04:52)
Misaotra an-drakaroka
mampatsiaro ahy an'i Pere Pedro Arrupe izy ty
mila videna tokoa ny saina raha hianatra sy handray zavatra.
« Une autre illusion vous amène à penser qu'il est nécessaire d'être respectable, aimé, apprécié, d'être important. II semble que nous ayons un besoin viscéral d'être aimés et appréciés, un besoin d'appartenance.
C'est faux. Laissez tomber cette illusion et vous trouverez le bonheur.
Nous avons un besoin viscéral d'être libres, un besoin viscéral d'aimer,
non d'être aimés. Vous pouvez être heureux sans être aimé, sans être désiré ou sans exercer de séduction sur quiconque. Vous pouvez être heureux en entrant en contact avec la réalité. C'est cela qui apporte le bonheur.

izy:
« Dès que tu vois qu’une illusion est une illusion, elle ne l’est plus»
mila videna tokoa ny saina raha hianatra sy handray zavatra.
« Une autre illusion vous amène à penser qu'il est nécessaire d'être respectable, aimé, apprécié, d'être important. II semble que nous ayons un besoin viscéral d'être aimés et appréciés, un besoin d'appartenance.
C'est faux. Laissez tomber cette illusion et vous trouverez le bonheur.
Nous avons un besoin viscéral d'être libres, un besoin viscéral d'aimer,
non d'être aimés. Vous pouvez être heureux sans être aimé, sans être désiré ou sans exercer de séduction sur quiconque. Vous pouvez être heureux en entrant en contact avec la réalité. C'est cela qui apporte le bonheur.
4. prime
(
04/09/2007 07:45)
Dia faly miarahaba antsika rehetra indray...
rakaroka> faly mihitsy aho mahita ity lohahevitra entinao ity... marina tokoa fa tena ilaina ny hoe mila madio sy sy afaka ny saina raha te handray zava-baovao, raha ny mba kely fantatro dia ilaina ihany koa ny :
Mahereza daholo...

- mahery sy mazoto mivavaka
- manetry tena ka mahay mifona sy miverina amin'Andriamanitra mandrakariva
- tia mamaky ny tenin'Andriamanitra ka mihazona sy manovo fahalalàna sy fahendrena avy aminy ary mankato izany
- mino izay voambaran'ny tenin'Andriamanitra
- manana fanantenàna ny ho avy
- mahatoky an'Andriamanitra amin'izay atao rehetra
Mahereza daholo...
5. LazaDaddy
(
04/09/2007 07:55)
Prime> faly mahita anao indray e :) sady miala tsiny fa tsy tonga foana ilay hafatra hatr@ izao.
6. prime
(
04/09/2007 08:18)
LazaDaddy> izaho koa torak'izany, dia mba tafaverina kely indray fa mety ny fotoana no voafetra fa tsy toy ny teo aloha intsony... tsy misy tsiny mihitsy fa efa fantampantatro fa somary mety sahirana kely angamba ianao... mazotoa
13. cutie
(
04/09/2007 13:40)
Tena efa saika tsy tadidiko tsony le ps prime marina:-D
soa ihany fa niverina
Tonga soa prime :D
soa ihany fa niverina
Tonga soa prime :D
14. xxx
(
04/09/2007 14:13)
ianareo kosa, lasa HS le dinik'i rakaroka, anokafy sizé iray any i prime raha té hiarahaba azy ianareo fa tsy mety kosa izao éh!! tsssssss
16. xxx
(
04/09/2007 14:21)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 04-09-2007 06:35:35
Lohateny : Re : "culte des bonnes manières"
Voalaza teo :
Inn avy aza no "azo heverina hoe tokony hahitsy @ fomba fiainantsika" raha iaraha mijery izany
Voalaza teo :
mila "vidé-na ny saina raha hianatra sy handray zavatra.
sonia
cutie
17. rakaroka
(
04/09/2007 15:47)
Wwwwaoooohh tonga soa i Prime :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*.
Eto indray isika :lol:
Fieritreritra lé tenin'i Prime hoe mila mivavaka ary tsy voatery "aharihary anie izany". Hoy ny soratra
"mivavaha @ Rainao izay ao @ mangingina". Fa matetika eo @ "comportement"tsika andavanandro tsy takona mihitsy no sivana mety hihatahan'ny olona hafa antsika ka zary mihaotra sy sadaikatra izy ny hifampiraharaha na hihaino antsika.
Ohatra nisy Rangahy nivazavaza be izay , dia hoy ity
"spect" iray : Mangitson'ilay vazavaza ny sofiko ka tsy maharaka intsony izay tian-ko ho lazainy!
Fa na niteny hoe mila vidé-na ny saina, tsy hoe mijanona eo anie fa miandry ny zava-baovao arosonareo!8O8O:lol::wink:

19. booboo
(
04/09/2007 16:19)
-Mila atao "remises en q°" foana ny zavatra hay sy azo hatr@ zay mba hirosoana lalina kokoa (saina, vatana, fanahy, fitiavana, principes de vies sns)
Ohatra hoe, taloha ny fandraisako ilay "nohariana tahaka ny endrik'Atra ny oul" dia nidika hoe "physiquement mitovy @ Atra tsika zany". Fa nony niha-lehibe aho dia nahay hoe tsy resaka toe-batana fotsiny ilay hoe "endrika" fa ny toetran'Atra kounkou zany ao @ ity oul iraika miresaka amiko ity, na mifanena amiko ity kounkou . Lasa mampianatra anà "hanaja" zay mifanerasera amiko na mahasoso-po sy maso anà aza ndray² ny sasany :°).
Tahaka izany koa, nampianarina anà hoe 5 ihany ny kontinanta, fa rehefa nanovo fahalalana dia hay kay 6 fa tsy 5. Raha tsy nanao remises en q° aho zany dia vendrana kely teny foana hihihihihi.

20. rakaroka
(
04/09/2007 17:42)
Marina mihitsy aloha ny voalazan'i Booboo io hoe mila manao "mise à jour" ny fahalalantsika isika.
Lay "blem" fototra dia ny fifikirana @ fomba fijery
voafetra:Hoe mifikitra @ nentin-drazana ve sa tsy fahampiana ? anefa na "gratuit aza ny hevitra omen'ny namana eto, toa tsy hay akory ny manakatra izany indraindray! Toa tsy te hampiasa saina loatra intsony!