"culte des bonnes manières"

21. rakaroka ( 04/09/2007 17:48)
xxx:

de manetry tena hoy i IKa zay :)


Marina mihitsy izany, indrindra ho an'ireo gasy tia hiseho ho favy izay!, fa tandremo ihany koa fa presque "timide"aza ny imagen-tsika gasy, mila "bien placé" lé fanetre-tena e!
22. sipagasy ( 04/09/2007 17:50)
mmh, marina daholo izany nefa koa aho nahita an'io tany ho any dia ahoana?? inona ihany ny tadiavintsika zanak'olombelona??
http://dadafara.blaogy.com/post/279/3330
23. boubounezy ( 04/09/2007 18:00)
sipagasy atao aona fa tsika olombell tsy mety afampo mintsy ka tsy hay tsony atao é! fa ekena dôly reo ambony reo fa zavamisy dôly.
24. rakaroka ( 04/09/2007 19:17)
Tsy hoe fitia-hanohitra no hiresahana fa "fikatsahana "Punch" mba hivoarana @ taonjato diavintsika izao. Vao teo izao no nisy reportage nilaza fa 60 heures par semaine aza no ampianaran-drizareo kelimaso ny zanany mba tsy ho "bala" tokana miatrika ny "avenir"-ny, ny ray@ dreny hoy izy samy mikatsaka izay aha "elite" an-janany pour son équilibre dans l'avenir saingy iray monja izany na vitsy: io no mahatonga ahy hoe tsy varianina @ famakiana "Baiboly loatra fotsiny ny ankizy" satria tsy tambo isaina ny fahalalana vatsy tokony ampombaina azy hiatrehany izao "mondialisation" izao indrindra indrindra.
Tsy miaina "en tant que matériel: physique ftsn koa satria misy ny "métaphysique" : équilibre ho azy rahateo eo @ fiainana izany!
25. fijo ( 04/09/2007 21:35)
amiko io de tsotra.ezaho ny hiana androany sy anio,ary ezaho izay ahatsara ny izao.
za nianatra io manafoana ny fisainana io,"za zen mokuso" ary tena manampy io.tsy finoana io fa filozofia.ary lalana mankany amin'ny tsaratsara hatrany
26. ikaretsaka ( 04/09/2007 21:45)
miombon-kevitra @ rakaroka sy fijo:

misy jesuite anankiray izay koa anefa nanao hoe

"La vie c'est aujourd'hui, mais tu dois être éveillé pour le savoir. Si tu es fixé à ton passé ou si tu espères un futur meilleur, tu es en train de perdre ta vie. Celui qui vit dans le passé, non seulement dort, mais il est mort, car le passé est déjà mort. Et celui qui vit en rêvant du futur est un égaré, un fou, car le futur n'existe pas encore.
27. fijo ( 04/09/2007 21:52)
io mihintsy no tena fahendrena.io voalazan'ialahy io.
tamin'izahay nianatra an'io moa dia izao foana no hafatra."androany sy anio ary izao"rehefa tsara ny androany sy anio ary izao ny fiainanao dia milamina ianao.ezaho foana io
28. majesty ( 05/09/2007 05:12)
ô ra fijo sy ika a,na ilay soratra masina fakàna toko sy andininy aza anie misy an'io e,le hoe "aza manahy ny ampitso ianao fa aleo ny ampitso hiahy ny azy...":D
29. niryna ( 05/09/2007 06:21)
prime:

Dia faly miarahaba antsika rehetra indray...

rakaroka> faly mihitsy aho mahita ity lohahevitra entinao ity... marina tokoa fa tena ilaina ny hoe mila madio sy sy afaka ny saina raha te handray zava-baovao, raha ny mba kely fantatro dia ilaina ihany koa ny :

  1. mahery sy mazoto mivavaka
  2. manetry tena ka mahay mifona sy miverina amin'Andriamanitra mandrakariva
  3. tia mamaky ny tenin'Andriamanitra ka mihazona sy manovo fahalalàna sy fahendrena avy aminy ary mankato izany
  4. mino izay voambaran'ny tenin'Andriamanitra
  5. manana fanantenàna ny ho avy
  6. mahatoky an'Andriamanitra amin'izay atao rehetra


Mahereza daholo...



tonga soa prime> izaho koa mitovy hevitra aminao.
30. prime ( 05/09/2007 12:08)
rakaroka,ikaretsaka,cutie,nyrina> faly koa miarahaba anareo rehetra e...

rakaroka> marina ny voalazanao kah, fanampiny no nambarako... izaho koa manaiky fa ilaina ny maharaka ny toetrandro fa mila an'Andriamanitra mandrakariva nefa izany... sa ahoana?
31. rakaroka ( 05/09/2007 15:44)
prime:

rakaroka,ikaretsaka,cutie,nyrina> faly koa miarahaba anareo rehetra e...

rakaroka> marina ny voalazanao kah, fanampiny no nambarako... izaho koa manaiky fa ilaina ny maharaka ny toetrandro fa mila an'Andriamanitra mandrakariva nefa izany... sa ahoana?


Ié, raha manana azy roa no tena tsara, saingy ny olona nifanena tamiko
1-na ilay mpivavaka be borné , tsy mis'interesse zavatra hafa intsony fa limité-ny amin'ny fivavahana ftsn ny anjerimanontolony.
2-na lé "intello ,crack Bbbe, polyvalent sy mahay beee ry 'zareo fa tsy ho azonao @ resaka Atra izany : dia tena hoe ny fahalalany , izay misy hita sy re sy azo tsapain-tanana sy azon'ny saina heverina , izay no iainany.
32. ikaretsaka ( 05/09/2007 16:14)
miombon-kevitra @ rakaroka
33. rakaroka ( 05/09/2007 19:32)
Fa na dia miaina ary tsy miatrika raha tsy ny "présent" aza anie, toa misy "absence d'ésprit" BBbe izany dia tsy mihevitra izay tokony atrehina marina fa na manonofy, na tsy "conscient" tsotra izao vokatry ny tsy fahampiana hofana iatrehana ny fiainana. Exemple ridicule ity raisiko ity ohatra misy "raim-pianankaviana" izay aloha no sendra ny exemple fa aza dia "susceptible" loatra ianareo ray ato: tsy 'nareo loatra no "ciblé-na fa exemple ihany ho'aho ity:
Dia ilay ray mi-commande sy mibaiko sy tahaka ny akoholahy manao "cocorico" ireny ny tena rôle-ny.
Mora be aminy ny manakiana, ny mametra sns, ary heveriny droit-ny koa na ny hisotro, hisintaka, sns
sahirankirana ny ao an-trano.
Mety ho vhv koa aloha fa tahaka ny tsy voabe, tsy voakolo tsara hiatrika ny fiainana, ny hafa koa mandia fahasahiranana tsy hita noanoa fa tsy voatery
hivaralila.
Donc, sur le plan "National"n'ny firenena sasany,
ny "mauvaise manière no mibahana ary mandifotra ilay firenena izany. Ny "bonnes manières" dia tahaka ny
"flash"miserana ftsn fa tsy toetra raiki-tapisaka: jereo anie raha tsy toetran'ny gasy @ ankapobeny hoe rehefa misy vahiny ohatra dia manao izay mety...
etc...
34. ikaretsaka ( 05/09/2007 20:29)

ny "mauvaise manière no mibahana ary mandifotra ilay firenena izany. Ny "bonnes manières" dia tahaka ny
"flash"miserana ftsn fa tsy toetra raiki-tapisaka: jereo anie raha tsy toetran'ny gasy @ ankapobeny hoe rehefa misy vahiny ohatra dia manao izay mety...
etc...


Raha vao endoctrinevana izy dia manao an'izany! tahaka ny nanaovan'ny vazaha antsika t@ fanjanahantany io ...
nataony ohatran'ny "biby fatahorana" ry zareo sy ny sonegaly.
Dia ny Gasy koa vokatr'izayde vao miala any vazaha de:^)
fa vao tsy ao vazaha de:* be aby!
35. prime ( 07/09/2007 11:23)
fa ilay "bonnes manières" koa indray2 misy tafahoatra ihany an... sa ahoana hoy nareo???
36. ikaretsaka ( 07/09/2007 11:57)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0534