Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hirahirao
(
08/09/2007 07:09)
Fitia tsy tanteraka
Mba mitady ny tononkira an'i Voahangy hoe Fitia tsy tanteraka tompoko. Misaotra betsaka....
tohiny
diamondra27
(
08/09/2007 06:42)
fanavaozana taratasy Carte d'identité
toa hoe : niova hono ny fanavaozana ny CI @zao fotoana fa mila manana ilay certificat de naturalisation vao afaka manavao ny CI indray @zao fotoana. Izay tsy manana an'io zany de tsy mahazo, efa nande...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 16/09/2007 18:41
niryna
(
08/09/2007 04:46)
Fa maninona.....
Izay rehetra voasoratra ao anaty baiboly dia saika mitranga daholo.
1- [b]Fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra, koa ny sasany izay fatra-pitady izany dia efa voavily niala tamin'ny finoana...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/09/2007 06:56
Jeankely
(
08/09/2007 04:27)
Lova tsy mifindra
Ny nahatonga ny olona taloha nivady mpihavana dia samy mahalala fa lova tsy tiana hifindra. Na fiarovana ny firazanana tsy hikorosy. Ankehitriny na avy ao Comore aza afaka maka vady Malagasy nefa tsy ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 12/09/2007 12:18
zamanoro
(
08/09/2007 04:25)
Nga eto azo anompana eh?
Ny fitsipika anaty adininy faha-5 no mitondra io ka manontany aho hoe azo dikaina ve io eto amin'ny serasera?...
tohiny
novalian'i mbaliana ny 11/09/2007 18:49
zamanoro
(
08/09/2007 03:47)
Azo hatraiza ny baiboly?
Hono ho'a
Tsy vitsy ny niala nianatra fa hoe hanao mpiandry hono
Tsy vitsy ny nijanona tsy nanambady fa hoe hanao masera na mopera koa ohatra
Ary maro ny olona raha vao miresaka ianao dia maka andi...
tohiny
novalian'i prime ny 17/09/2007 08:49
ratonga
(
07/09/2007 23:07)
tanàna nahabé
http://www.dailymotion.com/swf/1KLXpAgyK3i7fjTZS...
tohiny
novalian'i ratonga ny 08/09/2007 00:19
binevenue
(
07/09/2007 19:02)
aza adino, MELKY
Manahoana tompoko
saika mba angataka ny tonon-kiran'i Melky,
mikasika an'ilay izy mianatra lavitra,...
tohiny
novalian'i emi ny 24/09/2007 12:14
Solitikabe
(
07/09/2007 18:49)
Ikaretsaka ah
Toa mahaliana ihany ilay purgatory anao ary amin'ny blog ary saingy vizaka be aho amin'ny fandikana ilay izy mba ho azon'ny lohako.
Raha misy dikany Tenigasy any dia mba omeo ihany ny tary. Tena efa ...
tohiny
novalian'i cutie ny 09/09/2007 17:45
kalina80
(
07/09/2007 13:39)
zava-dehibe ny finoana
Romana 14:23 "Fa izay miahanahana dia meloka raha homana, satria tsy avy amin'ny finoana izany; fa ota izay rehetra tsy avy amin'ny finoana."
IKorintiana 16:13 "Miambena hianareo, tomoera tsara ami...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 09/09/2007 11:53
cmbolatiana
(
07/09/2007 11:39)
Toy ny raozy vao maraina
Manahoana daholo e, mba mangataka io tonokira io "Toy ny raozy vao maraina" hira efa talohaloha ihany fa mety mba misy manana kosa e.
Misaotra eeeeeeeeee...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 04/10/2007 11:57
hery
(
07/09/2007 09:57)
Maty omaly i Pavarotti
Efa samy naheno angamba fa mba tiako hozaraina eto fotsiny hoe maty omaly i Luciano Pavarotti ilay mpihira amin'ny Opera malaza iny.
...
tohiny
novalian'i andry08 ny 12/09/2007 21:58
tezitra
(
07/09/2007 09:27)
nahitsin'ny hery, nahitsin'ny hery,nofafan'ny hery
Nahitsin’ny hery satria tsy malagasy:
Lazadaddy=lazadady
Jeankely=jaonakely
Niryna=nirina
Fiffi=fify
Sitlo=sitilo na penina
Daddie=dady na dadivavy
Papoose=papozy
Kwasi=koasy
Kallie=kaly
...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/09/2007 19:45
nirinkosoa
(
07/09/2007 07:21)
fitaizana zanaka
:roll:ahoana no mety atao raha te hanana zanaka hendry?
ahoana no tsara atao raha tiana ho to teny @ zanaka?
Inona avy ireo kilalao mety iarahan'ny RAD sy ny zanaka atao?8)
...
tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 05:46
nirinkosoa
(
07/09/2007 07:16)
finoana nihemotra
:!: ahoana no hevitrareo @ hoe finoana nihemotra?
Izany hoe nazoto be izy talohan'ny fanambadiany nefa refa tafiditra tao izy dia toa nahatsapa tena fa nihemotra izany hoe tsy nazoto firy intsony hiv...
tohiny
novalian'i nirinkosoa ny 14/09/2007 11:11
niryna
(
07/09/2007 07:06)
Ny fiangonana sy ny Famonjena,tsy mitovy ireo!!
Maninona no manontany ny fiangonana foana ny olona rehefa misy zavatra tsy hitovizana?
Ny fiangonana na Religion : dia namboarin'ny olona hanatonana an'Atra ( Religion: what man made to reach out G...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 16/09/2007 19:38
Fiffi
(
07/09/2007 05:36)
Glou
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/Fete08.gif[/img]
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/BonAnnif05.gif[/img]
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire01.gif[/img] [img]http://yelims2.free.fr/Fete/...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/09/2007 07:37
sitlo
(
07/09/2007 03:59)
Afganistan
Resaka thaliban sy Ben Laden ary terorista no nahalalako ny fanafihana tany Afganistan.
Fa raikitra ny adihevitra omaly. Fa kay ve ka mpanondrana drogue be, manoatra noho i colombie i Afganistan eh. ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 08/10/2007 20:14
Solitikabe
(
07/09/2007 02:13)
Sao mba misy mahay an'ty
Te hampitsiry coco na voanio aho, ka sao mba misy mahay anie eh...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/04/2010 00:02
Kwasi
(
07/09/2007 01:39)
Dia ho lasa zava-mahadomelina koa ve?
Asa na mba efa nisy voan'ity fa dia loza ny nahazo ahy t@ ity indray mitoraka ity. Asa hoatr'izany ve no mahazo ireny olona tapaka sigara na tsy ampy kafe ireny na ahoana, fa ny ahy na ny tele, na ny ...
tohiny
novalian'i mandy ny 08/09/2007 09:11
