Nga eto azo anompana eh?
1. zamanoro
(
08/09/2007 04:25)
Ny fitsipika anaty adininy faha-5 no mitondra io ka manontany aho hoe azo dikaina ve io eto amin'ny serasera?
répondu par mbaliana le 11/09/2007 18:49
2. ikaretsaka
(
08/09/2007 04:41)
tsy azo, efa henon'ny tompon'andraikitra io ka.. hita eo ny fanapahan-kevitra
7. Solitikabe
(
11/09/2007 00:49)
Ie azo anompana eto hono fa soloina fotsiny ny fomba fanoratra azy dia tsy raharahin'ny mpianandraikitr'izany
8. Solitikabe
(
11/09/2007 00:51)
Sady raha havan'ny mpiandraikitra ny mpanompa dia tsy maninona koa ohatra
