Toy ny raozy vao maraina

1. cmbolatiana ( 07/09/2007 11:39)
Manahoana daholo e, mba mangataka io tonokira io "Toy ny raozy vao maraina" hira efa talohaloha ihany fa mety mba misy manana kosa e.
Misaotra eeeeeeeeee
2. Fiffi ( 09/09/2007 17:51)
noheveriko le hoe: raozy kely efa maina.....
3. ikalamako ( 13/09/2007 20:09)
tsy ventson'Androy ve izy io ?
4. Kwasi ( 19/09/2007 13:49)
Hiran'i Feon'ala efa taloha be io

Toy ny raozy vao maraina mitomany,
Reraky ny adintsaina...

Alefako eto rehefa hitako fa sur aho any anatin'ny cahier de chant talohan'i nenitoanay misy an'io.
5. cmbolatiana ( 04/10/2007 11:57)
Misaotra betsaka an'i Kwasi fa voaray ilay hira, rehefa malalaka aho alefako ao @ tonokira
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0403