Ikaretsaka ah

1. Solitikabe ( 07/09/2007 18:49)
Toa mahaliana ihany ilay purgatory anao ary amin'ny blog ary saingy vizaka be aho amin'ny fandikana ilay izy mba ho azon'ny lohako.
Raha misy dikany Tenigasy any dia mba omeo ihany ny tary. Tena efa nampiasaiko daholo ny diksionera nanako fa tena mbola tsy miditra ilay izy
novalian'i cutie ny 09/09/2007 17:45
2. ikaretsaka ( 07/09/2007 19:26)
eo am-panaovana izay dika izay indrindra aho izao ka...
teny angalisy manko ilay resaka t@ izany
teneniko ihany rehefa vita e!
3. fasaly ( 07/09/2007 20:13)
entre pas...fangah ny blaogin'i ika iraika iny tsy mande tsony e!:? mba nangataka hiditra amis zà anefa tsy noraisin'toi ny invitation ko:?:cry:
4. ikaretsaka ( 07/09/2007 21:32)
Euh! tsy mande tsotry!
5. Papoose ( 07/09/2007 21:45)
kiii mba alefaso fa zahay mba te hamangy hametraka komantera fa lee!:{
6. fasaly ( 07/09/2007 21:47)
ika: kou no natsofoka ato am takela notsongaina aza ...anefa io vao vaovao mitsy....:?
7. Solitikabe ( 07/09/2007 23:06)
De misaotra De nde ampirimiko ireo diksionera ireto ary eh
8. cutie ( 07/09/2007 23:14)
solitika
Hay ve ka nangalana diksionera mitsy izy tao e :lol:
9. zamanoro ( 08/09/2007 04:27)
Ka tsy hainy kosa tsi'n le izy koa, dia efa firy pejy ni vitan'i Solitikabe
10. sitlo ( 08/09/2007 15:49)
Manana dictionera be dia be indray dia mampiditra resaka :-D
11. cutie ( 09/09/2007 17:45)
Mpandefa : zamanoro [ Valio ] 08-09-2007 06:27:02
Lohateny : Re : Ikaretsaka ah
Ka tsy hainy kosa tsi'n le izy koa, dia efa firy pejy ni vitan'i Solitikabe

sali e :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0528