Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i kalina80, milahatra araka ny daty
kalina80 ( 22/09/2007 13:59)
Mpanjakan'ny voninahitra
Ity misy vavaka izay nataon'olona iray.Nahalatsaka ny ranomasoko ny namaky ity: "SEIGNEUR,je n'ai jamais refusé ta grâce dans ma vie. Merci parce que TU T'occupes de moi et merci parce que TU me ... tohiny
kalina80 ( 19/09/2007 06:47)
Marina o
Nisy mpanompon'Atra iray izay niteny tamiko indray andro hoe : Miadry ny sonian'Atra anie isika vao afaka mifoha sy miaina isan'andro e !!! izany hoe manao sonia eo ambany ny Tompo fa ho velona indray... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 20:47
kalina80 ( 14/09/2007 11:57)
récompence
Mino ve ianao fa hisy récompence na satro-boninahitra homen'Atra ho anireo izay tena nanompo azy sy nanao ny asany rehefa any @ fiainana mandrakizay? MATIO 19:29 "Ary izay rehetra efa nahafoy trano... tohiny
kalina80 ( 13/09/2007 10:16)
hira indray
hahatsiarovako ny any aminay ity hira ity ry ireto an.Sambatra ny mangetaheta an'atra http://fr.youtube.com/results?search_query=ny+fanahiko&search=Rechercher ... tohiny
novalian'i kalina80 ny 15/09/2007 16:03
kalina80 ( 13/09/2007 08:52)
Tiako Atra
Atra dia Raintsika.Tia antsika Izy ary mila mamaly fitiavana Azy isan'andro koa isika.Mba hanehoantsika izany fitiavana azy izany dia mila manao izay tratry ny herintsika isika mba hitandremana ny di... tohiny
novalian'i kalina80 ny 15/09/2007 11:32
kalina80 ( 07/09/2007 13:39)
zava-dehibe ny finoana
Romana 14:23 "Fa izay miahanahana dia meloka raha homana, satria tsy avy amin'ny finoana izany; fa ota izay rehetra tsy avy amin'ny finoana." IKorintiana 16:13 "Miambena hianareo, tomoera tsara ami... tohiny
kalina80 ( 02/09/2007 04:44)
FITSAPANA
Manao ahoana daholo indray, ity misy andininy kely @ hiran'I Rija Rasolondraibe: ".....Omeo fitsapana, omeo fisedrana aho mba hijoro am-po torotoro Sao variana tratra aoriana T... tohiny
kalina80 ( 30/08/2007 13:56)
ny gasy
hono ho aho ry reto, fa maninona kay ny gasy no tsy dia sahy mifamboraka fitiavana na mba manao calin kely imason'oul mihitsy? ny ray amandreny aloha no tena manao izany e , ny dadako sy ny mamako ang... tohiny
novalian'i inhbrab ny 18/09/2007 14:16
kalina80 ( 28/08/2007 07:42)
zvt nahazo
Mba afaka mitantara eto ny zvt mnampihomehy nahazo teto andafy voalohany ve nareo kay? ny ana dia betsaka tokoa.Le mande éscalator t@ voalohany d saika hanjera foana fa tsy nis équilibre.Avy eo le ... tohiny
novalian'i kalina80 ny 31/08/2007 17:13
kalina80 ( 25/08/2007 12:22)
ny fiainako
6 mois izay ry reto no nahafatesan'ny reniko an , tampoka be loatra.Tena tiako io reniko io mamiko lotra, tsy nisy zvt tsy notantaraiko azy teo @ fiainako.Nanampy ahy teo @ fiainako izy, na ara bola n... tohiny
novalian'i pepelas ny 12/12/2007 14:51
kalina80 ( 24/11/2006 14:00)
mba mila aide e
miarahaba anareo rehetra izay eto.Izao ry reto an !! tatoato za dia lasa tsy misy hery intsony@zay ataoko,kamokamo zany nefa tsy izany mitsy za taloha.Ny tena olako dia ny fianarako satri tonga aty a... tohiny
novalian'i poopie ny 12/12/2006 18:20
kalina80 ( 19/09/2006 19:35)
te hanontany
Mba te hanontany ry reto fa ireny vergéture na tsatsakotra reny ve mety afaka ihany sa ahoana ? ... tohiny
kalina80 ( 28/08/2006 14:02)
mila fanampiana
Manana sipa ny miaraka amiko @zao nefa tsapako fa tia ahy be izy fa tsy mety misaraka @ilay sipany. Raha ny hevitry ny olona ivelany dia hoe lalaoviny aho nefa h@izay niainako mbola tsy nahatsapa olo... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0661