Tiako Atra

1. kalina80 ( 13/09/2007 08:52)
Atra dia Raintsika.Tia antsika Izy ary mila mamaly fitiavana Azy isan'andro koa isika.Mba hanehoantsika izany fitiavana azy izany dia mila manao izay tratry ny herintsika isika mba hitandremana ny didiny sy hitiavana ihany koa ny manodidina antsika.
Ny ahy manokana anisan'ny anehoako ny fitiavako an'Atra dia ny fitenenako Azy fa tiako Izy.Tiako mihoatra ny olon-tiako, ny RARniko ary izay manodidina ahy rehetra Izy.
Rehefa tia ny olon-tiantsika isika dia maneho fitiavana tokoa ka faly ery rehefa mba misy fihetsika kely mitory fitia ataony.Maika fa Atra?
Maniry antsika hanakaiky azy hatrany ny Atra izay inoantsika (Atra: Ray, zanaka, FM)
Hoy ny teniny: ohabolana8/ 17 " Tiako izay tia ahy; Ary izay fatra-pitady ahy dia hahita ahy."
Rehefa tia Azy sy hakaiky Azy tokoa dia mahatsapa mandrakariva fa eo Izy ka tsy afaka miaina tsy misy Azy.
Tiako loatra ny mihira ity hira ity

Tu es tout pour moi
Sans Toi je ne peux vivre
Tu es tout pour moi
Gardes moi près de Toi.....
(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)

novalian'i kalina80 ny 15/09/2007 11:32
2. kalina80 ( 13/09/2007 08:53)
Ary ny anao, ahoana ny fanehoana ny fitiavanao an'Atra?
3. simplex ( 13/09/2007 09:22)
kalina:
Sans Toi je ne peux vivre
ary ilay hoe antsoin'ny Ray hody any aminy :°)

salmo:
Hobio i Kristy
:P
4. ikaretsaka ( 13/09/2007 16:41)
Ary ny anao, ahoana ny fanehoana ny fitiavanao an'Atra?

kalina>
Ain'ny fihevitrom @ataoko @ nolazaiko ary @ ny fiainako andavanandro
fa tsy nitenitenenina hoe za an de nananona an de zao de zao,
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mijoro+vavolombelona/video/xor4y_mijoro-vavolombelona_fun
5. kalina80 ( 14/09/2007 11:29)
ikaretsaka:

Ary ny anao, ahoana ny fanehoana ny fitiavanao an'Atra?

kalina>
Ain'ny fihevitrom @ataoko @ nolazaiko ary @ ny fiainako andavanandro
fa tsy nitenitenenina hoe za an de nananona an de zao de zao,
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mijoro+vavolombelona/video/xor4y_mijoro-vavolombelona_fun


tsa dia hazoko loatra ny zavatra taroniny ngah :o:o:o

6. ikaretsaka ( 14/09/2007 17:08)
ka andriamanitra ange tia anao aloha fa tsy tianao e

zahako ary @ confession-ko ary:
Teny an-dalana mankany aminao aho, nefa tazako nanantona ahy ianao.

Te hiazakazaka aho ho anny aminao, nefa iny Ianao tazako nanatona anahy

Mba nikasa hiandry anao aho, nefa haiko fa miandry ahy ianao

Naniry hitady anao aho, Kanjo tsakapo fa efa avy notadiavinao ity izaho

Mba nizesta aho hoe :”io fa hitako ianao”, kanjo efa hitako hoe hitanao aho

Te hilaza aminao aho hoe “tiako ianao”, saingy henoko ianao niteny hoe “sitrako ianao”

Te hisafidy anao ao, kanjo ianoa no nisafidy ahy

Te hanoratra any aminao aho, kanjo ny anao no tonga aloha

Te hiaina tao aminao aho, kanjo haiko fa velona ato amiko ianao

Te hifona aminao aho, nefa fantatro fa voavelanao heloka

Te hanolotra ny tenako ho anao aho, kanjo efa nandray ny fanomezanao manontolo

Te hanolotra anao ny fisakaizako aho, kanjo izaho indray ity no nahazo ny fitiavanao

Mba te hiantso anao hoe “Aba Ray” aho, kanjo henoko sahady ianoa niteny hoe “zanako ianao”

Mba te hamboraka aminao ny fiainako anaty aho, saingy efa teo ianao nanambara ny ny momba anao.

Te hanasa anao ho ato anatin’ny fiainako aho, kanjo efa voa-tafiditrao ao anatin’ny fiainanao

Efa nikasa Hverina aminao tamin-kafaliana aho, nefa ianao no hitako voalohany efa vonona handray ahy

Tompo o rahoviana aho no mba ho voalohany?
7. kalina80 ( 14/09/2007 17:39)
ie marina izany fa tiako Izy satria efa nitia ahy taloha ary h@izao.Na dia tao antin'ny tsy fahalalana sy ny fahadalana aza aho dia notiaviny foana.
Tsy fantatro ianareo fa ny ahy manokana ny olombelona aza lazaiko fa tiako fa maika fa Atra.Sady tian'Atra anie ny filazantsika izany e
8. fijo ( 14/09/2007 21:18)
za aloha tsy mbola nahita sy tsy mbola notahiany ka manahirana ahy ny fisiany
9. kalina80 ( 15/09/2007 11:32)
fijo:

za aloha tsy mbola nahita sy tsy mbola notahiany ka manahirana ahy ny fisiany


andramo fotsiny anie ry fijo fa aza miandry fitahiana e !!! ho itanao ny tsirony fa sambatra izay mino nefa tsy nahita....:evil:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5654