hira indray
1. kalina80
(
13/09/2007 10:16)
hahatsiarovako ny any aminay ity hira ity ry ireto an.Sambatra ny mangetaheta an'atra
http://fr.youtube.com/results?search_query=ny+fanahiko&search=Rechercher
http://fr.youtube.com/results?search_query=ny+fanahiko&search=Rechercher
novalian'i kalina80 ny 15/09/2007 16:03
6. menalamba
(
13/09/2007 12:41)
Tsy mba nampoiziko ho tsara hoatr'izany ilay hira8O.Misaotra @ kakina80
7. menalamba
(
13/09/2007 12:43)
Kaliana mantsy fa diso tsipelina azafady é,mbola mamerina ny fisaorana
9. cutie
(
14/09/2007 20:11)
ty no tiako :)
http://fr.youtube.com/watch?v=yYkJaenZWw4&mode=related&search=
http://fr.youtube.com/watch?v=yYkJaenZWw4&mode=related&search=
11. cutie
(
14/09/2007 21:20)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 14-09-2007 23:00:54
Lohateny : Re : hira indray
tena tsy sambatra sy hijaly satria hiandry tsy misy eo
:-D:-D:-D:-D
12. cutie
(
14/09/2007 21:21)
fijo
hitako ohtran'ny fitiavan-tena ihany alou le filazana sambatra , blablabla, sy ny tariny , nefa jereo ny manodidina , mahalasa saina ihany :)
hitako ohtran'ny fitiavan-tena ihany alou le filazana sambatra , blablabla, sy ny tariny , nefa jereo ny manodidina , mahalasa saina ihany :)
15. kalina80
(
15/09/2007 15:48)
cutie:
ty no tiako :)
http://fr.youtube.com/watch?v=yYkJaenZWw4&mode=related&search=
ie tsara be koa akia io an!!!!
16. kalina80
(
15/09/2007 16:02)
fijo:
tena tsy sambatra sy hijaly satria hiandry tsy misy eo
Fijo an , rehefa tsy mino ianao dia tsy maninona fa izahay dia sambatra tanteraka mino sy manompo Azy. Teneniko anao fa sarotra ho anireo mpanakarena ny hiditra @ fanjakan'ny lanitra.Efa mahatsapa tena fa sambatra sy manana ny rehetra mantsy izy ireo ka tsy mino ny fisian'Atra intsony.Mi-respecter tanteraka ny choix anao aho .Tsy fanttro na manan-karena ianao na tsia (sady tsy dia tokony ho fantatro loatra) na nisy zvt nitranga t@ fiainanao no nahatonga anao ho toy izao fa mi-rater zvt be dia be ianao tsy mino Azy.
Mety mijaly ny fijerinao ireo olona ireo satria ratsy fiakanjo sy miasa ary any ambanivohitra be tsy toy ny misy anao aty an-dafy.Fa zvt iray no lazaiko aminao sambatra izy ireo fa na dia toa kely aza ny fananany ety an-tany dia manana be izy any an-danitra.Ny fitiavana, ny finoana ary ny fanantenana izay ananany dia tsy azo vidiam-bola akory.
17. kalina80
(
15/09/2007 16:03)
fijo:
izay indrindra,manasambata tena fotsiny na dia tsy sambatra aza
"sambatra izay mino nefa tsy nahita"
