te hanontany
1. kalina80
(
19/09/2006 19:35)
Mba te hanontany ry reto fa ireny vergéture na tsatsakotra reny ve mety afaka ihany sa ahoana ?
2. vale
(
19/09/2006 22:05)
kalina> efa mety afaka @ alalan,ny laser hono ireny izao
3. dailynews
(
20/09/2006 18:06)
Efa nandalo teto aky ity resaka ity fa jereo amin' ny resaka taloha a, raha tsy diso aho any amin' ny fahasalamana misy azy.
4. diamondra27
(
20/09/2006 21:36)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.3028