Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Kwasi, milahatra araka ny daty
Kwasi ( 18/09/2009 11:05)
The Apprentice
Sao dia mba misy mahita hevitra ahazoana ilay fandaharana The Apprentice kay aminareo?... tohiny
novalian'i hery ny 26/11/2009 10:25
Kwasi ( 17/04/2008 20:44)
sainky sainky
AssurE-o fotsiny hono izany zalah ny dimy isan-kerinandro a. [url=http://www.zigonet.com/actualite/la-masturbation-attenuerait-les-risques-de-cancers_art248.html]Jereo eto[/url] :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 21/04/2008 06:09
Kwasi ( 01/03/2008 11:24)
Zanak'Olona
Jesosy Kristy, ombieny ombieny, dia milaza azy ho ZANAK'OLONA. Nefa etsy ankilany dia mampiseho @ fampianarany sy ny famantarana (fahagagana) fa izy no ilay Mesia, Zanak'Andriamanitra. :?::!:????? ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/03/2008 22:35
Kwasi ( 29/02/2008 12:38)
abrahama
Ismaela ve sa Isaka no natao sorona? ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2008 23:43
Kwasi ( 19/12/2007 02:01)
solomaso
-Tsy andriko mihitsy dokotera izay ahatongavana taty aminao hilazako fa tena tsy maintsy mila manao solomaso mihitsy aho ka. -ie, tena marina mihitsy izany, banky manko ity fa tsy hopitaly.... tohiny
novalian'i tsoupou ny 19/12/2007 17:09
Kwasi ( 10/12/2007 23:54)
Ho tsiniko ve?
Mahatsiarotsiaro ny fahiny hoa za ry zareo e. [url=http://youtube.com/watch?v=KDjDYap-_X8&feature=related]Jereo eto[/url]... tohiny
Kwasi ( 10/12/2007 23:35)
fanafody mampientana
Betsaka ihany ny hoe asa fikarohana ataon-draolombelona ary saika ataony daholo izao karazana zavatra rehetra izao, saingy ity iray ity no mbola tsy henoko mihitsy nhoe nisy: pillule declencheuse d'or... tohiny
novalian'i hantakely ny 11/12/2007 12:16
Kwasi ( 09/12/2007 10:52)
afo
Samy hafa ve ny afo izay mahazatra antsika ety an-tany sy ilay hoe afobe any @ helo? Ilay afo ety an-tany manko dia mahakila forehitra, izany hoe raha atsipy ao ianao dia lasa lavenona, ary tsy mis... tohiny
novalian'i Veloo ny 13/12/2007 01:44
Kwasi ( 06/12/2007 02:45)
hira sy tononkira REBIKA
Mba mitady ny tononkira sy ny hiran'i Rebika manaraka ity aho ry zareo, izay mba afaka manome. Tsy haiko ny lohateny fa hoatrohatr'izao ilay izy: Ry alina mangina Toa mampanembona ahy Ny volana ... tohiny
novalian'i Kwasi ny 06/12/2007 21:04
Kwasi ( 08/11/2007 13:23)
toaka: fahavalo ve?
Raha tsy nisy ny toaka dia be no lasa adala. Soa ihany. Raha tsy nanana fahafahana hamono ny eritreriny @ toaka ny olona dia mety hisy fiantraikany @ sainy ny fitambesarana sy ny fivangongoan'ny olan... tohiny
Kwasi ( 02/11/2007 12:41)
cocaine sy ny sery
Ireny mpi-snif vovoka fotsifotsy ireny ve ry zareo tsy voan'ny sery foana, sa efa zatra? Lasa tampoka manko ny saiko eto fa avy nandeha t@ lalana be vovoka aho teo dia hoatry ny lasa mievinevina izany... tohiny
novalian'i sarobidy ny 12/11/2007 15:23
Kwasi ( 30/10/2007 15:47)
halloween
Fa inona no tena dikan'ity Halloween e? Taona vitsivitsy izay no nanombohana nitaritan'ny sasany azy io hankalazaina eto amintsika. Toa hetsika azahoam-bola fotsiny nefa no misy fa tsy toy ny any @ t... tohiny
novalian'i Kwasi ny 02/11/2007 14:54
Kwasi ( 29/10/2007 17:36)
Resaka apokalipsa ihany
Mety hifanindran-dalana @ resaka Apokalipse ihany koa ve ny fahitanareo ilay 21/12/2012 voalazan\'ny kalandrie Maya? Raha hazavaina tsotsotra dia @ io fotoana io dia hifanitsy ny tany sy ny masoand... tohiny
novalian'i fijo ny 31/10/2007 22:03
Kwasi ( 24/10/2007 12:00)
Tsy hahafaty antoka akory ny...
Tsy haiko ny mandika azy @ teny gasy fa hitako mba nahafinaritra ahy dia zaraiko eto. You will never be sorry... For thinking before acting. For hearing before judging. For forgiving your ... tohiny
Kwasi ( 23/10/2007 16:31)
Fifaninana mahasoa
[url=http://theapprenticeafrica.com/about.php]Jereo eto[/url], fifaninana mety hahasoa ny namana manam-pahaizana malagasy. Tolotra'asa ahazoana karama 200000$ isan-taona ny loka voalohany. Mandraisa a... tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/11/2007 09:52
Kwasi ( 21/10/2007 13:36)
resaka virtuel
Lasalasa ny saiko hoa nandinika an'ireo suojet "vavolombelona x" sy ny tariny. Voalaza matetika tao moa ny resaka hoe virtuel, fiainana virtuel sns, dia nisy mihitsy moa passage mahatsikaiky niresaka ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 10:30
Kwasi ( 21/10/2007 13:31)
coup de foudre
Efa mba ela ihany ny niainanako sy nifaneraserako t@ vhv fa mbola tsy nahatsapa hoe voan'izany coups de foudre izany aho le.:) Misy milaza amiko hoe mbola tsy tena tia hono aho raha tsy mbola azon'iz... tohiny
novalian'i sarobidy ny 07/11/2007 13:20
Kwasi ( 12/10/2007 11:55)
mitady film
Mitady dvd n'ilay "The Secret" nataon'i Rhoda Byrne aho. Atao izay hifanarahana ho an'izay afaka mandefa. Misaotra.... tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/11/2007 08:40
Kwasi ( 12/10/2007 10:55)
izahao toetra ny tenanareo
Mba mitady fanazavana an'ity teny ity avy @nareo kristiana mpiserasera: 2Kor 13:5 : Diniho ny tenanareo, na mitoetra amin'ny finoana hianareo, na tsia; [b]izahao toetra ny tenanareo[/b]. Moa tsy fa... tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2007 12:16
Kwasi ( 10/10/2007 16:31)
fitadidiana
Inona kay no fomba mahomby hikoloana ny fitadidiana (memoire). Inona avy no teknika ampiasainareo namana mpisera eto?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0407