mitady film

1. Kwasi ( 12/10/2007 11:55)
Mitady dvd n'ilay "The Secret" nataon'i Rhoda Byrne aho.
Atao izay hifanarahana ho an'izay afaka mandefa. Misaotra.
novalian'i sarobidy ny 17/11/2007 08:40
2. Herimiafina ( 12/10/2007 17:46)
Jereo amin'ireny streaming irney e!
Efa nisy nanome site iray izay tato, tsy tadidiko intsony fa ity ilay site klou!
http://www.r4v3n.com/index.php?file=Videos&module=2&recherche=S#open

Mazotoa e! :^):@
3. simplex ( 12/10/2007 18:26)

atao in kou letia iny? :)
ny resume an'le izy dia hoe: rehefa optimiste enao, mandray zavatra positivement dia mifandraika @ izay ny valiny ataon'ny nature aminao... fa "boring" be le izy :°)8)
Sao dia lany vola @ tsisy dikany manko :)

Jerijereo any fa mety misy torrent an'iny any @ net any...
4. pissoa ( 12/10/2007 18:30)
simp :-D:-D:-D
5. Kwasi ( 13/10/2007 12:17)
Herimiafina> merci:)

simplex, pissoa> samy manana ny reviny less.:wink:. Fa ataoko angamba fa tsy dia lafo miohatra @ hoe mandeha mijery cabaret indrepa eny @ eldorado kosa e. Efa nikaroka t@ torrent (mutorrent no ampiasaiko) ihany aho fa ny seeders no blem.
6. cutie ( 13/10/2007 12:30)
mbola tsy arako ndray zany film zany :)
7. soanja ( 14/10/2007 00:24)
Manorata any amiko i Kwasi fa handefasako. Manana ilay 20mn fotsiny aho aloha azoko omena bojo. Zany hoe fampidirana sns fa raha tena hividy ianao izy rehetra dia tsy manahy fa hanafatra azy aho.

Tsara io film io fa hafahana mandinika ny fiainana amin'ny ankapobeny. Manoro hevitra ny hafa koa aho hijery azy! Saingy aza hadino Andriamanitra.
8. Kwasi ( 17/10/2007 13:52)
Misaotra an'i soanja. Izaho indray efa manana ilay 20mn iny ka. Hanoratra any tsy ho ela aho.
9. sarobidy ( 17/11/2007 08:40)
aishh nahita iany zany i kwasi =D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2431