The Apprentice

1. Kwasi ( 18/09/2009 11:05)
Sao dia mba misy mahita hevitra ahazoana ilay fandaharana The Apprentice kay aminareo?
novalian'i hery ny 26/11/2009 10:25
2. milamm ( 18/09/2009 12:06)
vao avy nijery an'io za androany,tongava ao U.K fa mandeha @ national TV foana izy io ao,anisany fandaharana mahafinaritra ahy izy io indrindra le resaka financial strategy,self-marketing development system... mahafinaritra e
andramohttp://www.bbc.co.uk/apprentice/,don't get fired by Alana Sugar :-D
3. cutie ( 18/09/2009 12:34)
hay ve milamm any UK e :)
4. milamm ( 18/09/2009 12:50)
mandalondalo any za no mivezivezy any ampitany atlantika satria malagasy no olompireneny izao tontolo izao :-D
5. cutie ( 18/09/2009 12:55)
lol
6. Papoose ( 18/09/2009 13:11)
milay v zany "The Apprentice?"

olom-pirenen'izao tontolo zao!!! sambatra! :D
7. cutie ( 18/09/2009 13:45)
milay v zany "The Apprentice?"

sounds too english to me :-D
8. Papoose ( 18/09/2009 13:47)
:-D

kwasi, hay mandehana manofa @ netflix ;-)
9. milamm ( 18/09/2009 16:33)
Papoose > mafinaritra ka fianarana dolidoly ny zv rehetra ,ary betsaka le lalana fototra ao anaty ivom-pahalalana rehetra na fitantana na fananganana entreprise,serasera ara-barotra hita @ io fandaharana io ,i Alan Sugar dia anisany self-made multi-national entrepreneur mampita paika sy rafitra @ zany fandaharana izany.Olom-pireneny izao tontolo izao ,isika rehetra anie de samy zay daholo e,samy sambatra dolidoly zany. :-D
10. milamm ( 18/09/2009 16:36)
cutie > very english way,but it's a very good learning curve about business investment,fundamental financial system, very direct and efficient :D
11. cutie ( 18/09/2009 16:41)
misy netflix nga any @ ndry ry kwasi hihihihi :)
12. cutie ( 18/09/2009 16:42)
. Mpandefa : milamm [ Valio ] 18-09-2009 18:36:47
Lohateny : Re : The Apprentice
cutie > very english way,but it's a very good learning curve about business investment,fundamental financial system, very direct and efficient

I'm not interested in business :-D
13. milamm ( 18/09/2009 16:48)
what business you're intersted in then ?
14. cutie ( 18/09/2009 17:02)
tsy misokatra nge le we jereo ery ambony ery ry milamm e, sa mitovitovy an'ty le izy ?http://www.imdb.com/title/tt0364782/plotsummary
15. cutie ( 18/09/2009 17:03)
Mpandefa : milamm [ Valio ] 18-09-2009 18:48:04
Lohateny : Re : The Apprentice
what business you're intersted in then ?

none of yr business :-D
16. ikaretsaka ( 18/09/2009 17:58)
bizna glacholet sy aourtamsachet
17. cutie ( 18/09/2009 18:11)
=)) =)) =)) =)) =))
18. cutie ( 18/09/2009 18:40)
na zany na tsy zany ni-reserver-ko any @ library ihany alou le season 1 andramana jerena alou raha mahaliana :)
19. Papoose ( 18/09/2009 19:11)
milamm:

Papoose > mafinaritra ka fianarana dolidoly ny zv rehetra ,ary betsaka le lalana fototra ao anaty ivom-pahalalana rehetra na fitantana na fananganana entreprise,serasera ara-barotra hita @ io fandaharana io ,i Alan Sugar dia anisany self-made multi-national entrepreneur mampita paika sy rafitra @ zany fandaharana izany.Olom-pireneny izao tontolo izao ,isika rehetra anie de samy zay daholo e,samy sambatra dolidoly zany. :-D


yes indeed, tsika koa mazotoa mianatra tsika!


:D :wink: indrindra @ maha-olompirenen'izao tontolo izao, ilaina dia ilaina zany! :�)
20. milamm ( 18/09/2009 23:28)
cutie > it aint' matter,I have only asked what subjet are you interested in ?
none of my businesss then =)) why do you get involved ? stupid ,innit? =))
if you would like to talk about something U know ,2 mb honest with U ,b my guest ! otherwise :-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1662