The Apprentice

21. cutie ( 18/09/2009 23:42)
misy tezitra nga ato?? I was just joking with the worfs business lol
le innit alou tena mampime be fa too english loatra :-D :-D :-D
22. cutie ( 18/09/2009 23:51)
Mpandefa : Kwasi [ Valio ] 18-09-2009 13:05:56
Lohateny : The Apprentice
Sao dia mba misy mahita hevitra ahazoana ilay fandaharana The Apprentice kay aminareo?

ty no hitako fa tsy afaka mijery za aty aminay fa mety any aminareo ngamba mety :wink:
http://www.bbc.co.uk/apprentice/videos.shtml
23. cutie ( 18/09/2009 23:54)
Mpandefa : Kwasi [ Valio ] 18-09-2009 13:05:56
Lohateny : The Apprentice
Sao dia mba misy mahita hevitra ahazoana ilay fandaharana The Apprentice kay aminareo?

ty no hitako fa tsy afaka mijery za aty aminay fa mety any aminareo ngamba mety :wink:
http://www.bbc.co.uk/apprentice/videos.shtml
24. milamm ( 19/09/2009 00:03)
so enlgish my dear yes,unforunately no offense but english language belongs 2 england and american are just 4 business communication other than that rubish they borrowed it from the old school just as the same as the canadian colony 2 the french,tsy tezitra za fa mivanivany =)) fa aza tezitra ;-)
25. cutie ( 19/09/2009 00:04)
angalako polar bear eo fa atovy :-D :-D :-D :-D
26. milamm ( 19/09/2009 00:10)
=)) U r a personality,U gotta a character and humour =)) ho ela velona ny joba malagasy ry zalah a :-D
27. cutie ( 19/09/2009 00:24)
lol
I just heard that the apprentice is just a stupid show like the survivor :-D fa hojereko ihany alou refa azoko de lazaiko milamm na stupid na tsia :-D
28. milamm ( 19/09/2009 01:31)
not at all,different stuff...fa jereo de lazao e :�)
29. soanja ( 19/09/2009 02:31)
Kwasi:

Sao dia mba misy mahita hevitra ahazoana ilay fandaharana The Apprentice kay aminareo?


Manao ahoana i Kwasi,

Efa any Mada anie ilay film tadiavinao iry e. Tsy tadidiko na efa no-cantacter-ko ianao momba an'io.


30. ikaretsaka ( 19/09/2009 03:38)
Cutie> aleoko mijery Gangland na ice road truckers raha hijery reality show ihany! ny resaka Bizna aleo @ glacholet ihany
31. cutie ( 19/09/2009 13:44)
za koa alou tsy de tia reality show fa ho hita eo ihany e :wink:
32. milamm ( 19/09/2009 15:37)
fa ony oa,ry kwasi > fandaharana otrany ahoana kalo le izy sao mba tsy io zv resahiko etsy ambony io fa hafa mihitsiny :P
33. Papoose ( 22/09/2009 12:54)
titi sy gros minet ihany wa no milay :�)
34. milamm ( 23/09/2009 10:12)
zany v ? tom & jerry no tsy matiko lolo ko :lol: ,family guy ko mbola ao bobaka e :-D
35. Papoose ( 23/09/2009 23:09)
woouuuuu, family guy aloha dia milay eeeeee, adinoko ny niteny an'iny :-D
36. cutie ( 24/09/2009 21:17)
Azoko androany le apprentice season 1 fa hijery zany alou de ho hita eo :)
37. cutie ( 25/09/2009 03:10)
hehehehe tsy naharitra 30mn akory za nijery azy fa pointless :-D :-D :-D
38. hery ( 26/11/2009 10:25)
Tadiavo film hafa mitovitovy amin'ireny zah fa tena mahaliana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2279