nahitsin'ny hery, nahitsin'ny hery,nofafan'ny hery
1. tezitra
(
07/09/2007 09:27)
Nahitsin’ny hery satria tsy malagasy:
Lazadaddy=lazadady
Jeankely=jaonakely
Niryna=nirina
Fiffi=fify
Sitlo=sitilo na penina
Daddie=dady na dadivavy
Papoose=papozy
Kwasi=koasy
Kallie=kaly
etc...
:-)
SERASERA SARISARY SORISORY
Nahitsin'i hery
Lazadaddy=lazadady
Jeankely=jaonakely
Niryna=nirina
Fiffi=fify
Sitlo=sitilo na penina
Daddie=dady na dadivavy
Papoose=papozy
Kwasi=koasy
Kallie=kaly
etc...
:-)
SERASERA SARISARY SORISORY
Nahitsin'i hery
novalian'i fijo ny 20/09/2007 19:45
6. Fiffi
(
07/09/2007 13:06)
tena mbola tsy hain'tezitra foana ve hatram-zao hoe inn no atao hoe "pseudo" ? :roll::roll:
8. dadie
(
07/09/2007 20:20)
tezitra> ihihih za dray hahitsiko i hery fa dadie ny anarako fa tsy daddie ihihih,nangataka 'dady 'za fa tsy nety nefa io no tena anarako d voatery nataoko oe' dadie' ,fa anandrana anao dady za am kontiko ra mahazo dray ihihih
9. dadie
(
07/09/2007 20:37)
tezitra > tena efa misy dady ao ihihih ,tam 2005 izy no tato farany tokony omeny ana io konty io e ihihih
10. Papoose
(
08/09/2007 03:05)
otsotsan'ny efa misy papozy koa ao raha tsy diso ny fahatezarako:^)
de ny tena klown de maninona aty @ fety sy fihaonana ty dinika ty ry tezitra?:lol:
te hihaona aminay nga enao?;-);-)
de ny tena klown de maninona aty @ fety sy fihaonana ty dinika ty ry tezitra?:lol:
te hihaona aminay nga enao?;-);-)
13. Fiffi
(
08/09/2007 20:45)
mandrindra:tsy misy tezitra fa izy irery hiany no tezitra kah ! :-D:-D:-D:-D ny eto :) de ampy foana....
aza tezitra nareo fa somonga ny azy eeeeee
14. dadie
(
09/09/2007 13:13)
de ny tena klown de maninona aty @ fety sy fihaonana ty dinika ty ry tezitra?
te hihaona aminay nga enao
ka mandalo ato daolo ireo pseudo ireo kou ihihih
ary aiza i tezitra no tsy mamaly tsony aza
17. ftma
(
10/09/2007 08:36)
tokony halefa any @ hatsikana sy lalao ity fa tena mampihome :-D
mamzelkely izany atao mademoizely sa ramatoakely sa zatovovavy?
ny ps aloha tsy azo agasiana e :wink:
mamzelkely izany atao mademoizely sa ramatoakely sa zatovovavy?
ny ps aloha tsy azo agasiana e :wink:
19. ari.malala
(
10/09/2007 12:25)
:-D:-D:-Dsoa iany nenà fa tonga de gasy,gasy tsy tontan'ny ela ozy olombelo Ricky zay:-D:-D:-D:-D