nahitsin'ny hery, nahitsin'ny hery,nofafan'ny hery
21. mamzelkely
(
10/09/2007 13:08)
ftma asa akia agasiana ve io ps-ko io ts hapimé kely lasa oé "ramtoakely":-D:-D
23. ftma
(
10/09/2007 17:43)
sasa: tena tsy haiko ahoana no hanangasiana ftma :)
mamz tsy ramtoakely zavtovavy :-D
mamz tsy ramtoakely zavtovavy :-D
24. tess
(
10/09/2007 17:54)
mamz, ftma: ka tsy petite demoiselle nogasina ve ilay hoe mmamzelkely e!:roll::wink::-D
de mboa ho gasiana ramatoakely ndray zany:^)
de mboa ho gasiana ramatoakely ndray zany:^)
25. rakaroka
(
10/09/2007 19:38)
Adray!Mba hafa kely indray ny "fety sy fihaonana t@ ity indray mitoraka ity an, somary tara aho marina:
27. mamzelkely
(
11/09/2007 08:50)
tena hafa mits ty fety sy fihaonana ty asa angah taiza :roll::-D:-D
28. rakaroka
(
11/09/2007 16:33)
sasa:
rakaroka mahita atao mintsy anie i tezitra io
Braaaavo!....: "mahay mampmé izy ka :-D:-D:-D:-D
31. sarobidy
(
12/09/2007 11:36)
:-D izy ary vita zay nataony d tsy hita tsony, ny olona no avelany eto
32. sasa
(
13/09/2007 04:12)
sarobidy d isika indray no manohy an'azy eto kan! izy anie izao mamaky fotsiny any ambadika any :-D
34. madafy
(
13/09/2007 15:56)
Mpandefa : sarobidy [ Valio ] 12-09-2007 13:36:22
Lohateny : Re : nahitsin'ny hery, nahitsin'ny hery,nofafan'ny hery
izy ary vita zay nataony d tsy hita tsony, ny olona no avelany eto
tohiny io itanareo io fa tery ambany ny voalohany d lasa koa izy:-D:-D:-D
Mpandefa : tezitra [ Valio ] 08-08-2007
20:56:58
Lohateny : Jeux des iles , sans pour sans avec les athlètes Gasy
1) ataovy teny gasy
2) ataovy teny gasy
3) ...
Nahitsin'i hery
35. tezitra
(
13/09/2007 17:24)
izy ary vita zay nataony d tsy hita tsony, ny olona no avelany eto
sarobidy, g suis là, sarobidy amiko ianao
mais il faut laisser aussi les gens parler, et y'a que ça à foutre,qd même pas, sinon tohiny:
forum=Foronina; satria samy mamoromporona sujet
internet=aterina eto; na sary na video,na pOdcast,na mess...
ny toerana ipetrahan'ny mpiserasera
allemagne=alamaina(feno ala-na maina any)
comores=any ankamory
ny singapour=?
sy taiwan=? @ manaraka;, samy mitady
SERASERA SARISARY SORISORY
38. xxx
(
14/09/2007 18:25)
tezitra:

Tena sorena be ianao ry tozotra an! Sao deprimée?
Ndeha mitsabo tena fa sao ho lasa giravy be eo ity aretina kizintina lava ity!
40. Fiffi
(
15/09/2007 08:04)
tezitra:ary mandika zavatra am teny gasy tezitra nefa mi-wawa am teny frantsay....:roll: :{:{:{:evil::-D