Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Aino ( 11/09/2007 15:53)
tsss izaho ve no tonto sa lery!!!
tahaka ny milay ihany ny manala azy ao @chat raha olona mora miakatra tahaka itony faona no ao mba misy himemezana. [17:21] stl [17:21] tongava aty raha hiresaka amiko [17:21] aiz aiza... tohiny
novalian'i Bafota ny 04/01/2008 17:17
rova30 ( 11/09/2007 14:36)
Fihinanana sakay?
Izaho dia tena mankafy sakay , ary mba tiako ho fantatra ny mety vokany eo amin' ny fahasalamana?!!!Misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i arialy ny 24/09/2007 10:43
dadie ( 11/09/2007 13:18)
joyeux anniversaire mits
[img]http://img519.imageshack.us/img519/1399/fete08my3.gif[/img]... tohiny
novalian'i sitlo ny 17/09/2007 12:51
montanabe ( 11/09/2007 13:08)
miasa alahady!!!
fahotana ve ny miasa alahady? ohatran ny nahita an izay tao am baiboly hajao ny andro sabata!!! tsy resaka hoe alahady ve ny andro sabata na inona fa ny tiako anontaniana fotsiny dia hoe : "fahotan... tohiny
novalian'i Veloo ny 13/09/2007 13:51
Aino ( 11/09/2007 12:09)
hummm maty anga izy ireo sa mbola mangina?
ary mba nangingina kosany ity tapatapany ity taona ity ko, tao tsy misy any ilay pilavanona hireny mihintsy manko na @dinika io na ary @sary!!... tohiny
novalian'i wooda ny 18/09/2007 12:14
ikaretsaka ( 11/09/2007 11:38)
6 Taona lasa izay!
6 taona lasa izay, t@ izao lera izao no nidona teo amin'ny "South tower" WTC ny fiaramanidina voalohany! Mahatsiaro ireo namoy ny Ainy, indrindra ireo tapaka sy namana tsy hita popoka fa lasa laveno... tohiny
remandilatse ( 11/09/2007 11:19)
toliara vavahady ny helo?beyrouth,bagdad,bronx, rio de janei
tato ho ato dia nirongatra ny vono olona eto toliara, ny zavamisy dia tsotra, cas maromaro tao anantin'ny andro vitsy: 1-[url]http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=11041[/url] 2-[url]... tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/09/2007 05:44
Missie ( 11/09/2007 11:04)
Kilalao tam bola kely
[b]Bold text[/b] houno waaa nareo veuh tam talou refa manao jeu tsy tratran'i lé oe[u] VARIMASAKA refa kelykely taona[/u] :-D:-D???? Za mantsy zany, refa manao mba saute à la corde miaraka am nenki... tohiny
novalian'i Missie ny 20/09/2007 16:18
kallie ( 11/09/2007 10:57)
tsa tsiou
misy tsa tsiou ato (200g eo ho eo) d ts aiko oe atao aôna ny fahandro na fihinana az, mbô atoroy ô... tohiny
novalian'i sarobidy ny 08/10/2007 14:57
notron ( 11/09/2007 10:42)
Mampalahelo ny ataon-dRasazy
Taloha ny olona rahefa miteraka dia mamonjy ny toera-piterahana. Angamba 1% raha be indrindra ny misy fahasarotany. Tato ho ato anefa dia hita fa 50% n'ny olona miteraka dia tsy maintsy ho didina dah... tohiny
novalian'i notron ny 13/09/2007 10:47
boubounezy ( 11/09/2007 10:38)
mpahandro ny serasera
ANAOVANA ANTSO AVO NAREO MAHAY MAHADRO ETO @ SERA2 NA NY LHL NA NY VHV E! NÖNA B MINTSY ZA ZANY RY ZAREO A! AIZA I DIAMONDRA27? I SAMOINA? I FIFFI? I SOANJA? I FASALY? SWOAN? SIPAGASY? VALE? SNS... z... tohiny
boubounezy ( 11/09/2007 10:31)
tsolotra mavitadoza
tsy mba malaelo v nareo ra mba ny namanareo no tratra anizany? nisy namako nifankaty b t@ oull 1 efa mpivady mou zareo taty arina. d nifankaty b d nitady zanaka efa amantonany maro b vô iny fa bevoka... tohiny
boubounezy ( 11/09/2007 10:15)
saly dôly ry zalah a!
iza @nareo lhl reo no efa nanao string refa miaraka @ sipa na vady? na kou nareo mety ty manao anizany? na efa nanao d inn ny sensation nareo @zay fotona zay??? ary lé sipa na vadinareo v ra efa nana... tohiny
akama2006 ( 11/09/2007 09:51)
hofana trano antananarivo ville
miarahaba ny rehetra! mety eo aminy ohatr'inona eo ry zareo ny hofana tranno eo Tana ville quartier Analakely ,isoraka,antsahabe,faravohitra,ankadivato,andravoahangy? efitra 2,living,lakozia,douche... tohiny
akama2006 ( 11/09/2007 09:50)
hofana trano tananarivo ville,sao bediny jesosy
miarahaba ny rehetra! mety eo aminy ohatr'inona eo ry zareo ny hofana tranno eo Tana ville quartier Analakely ,isoraka,antsahabe,faravohitra,ankadivato,andravoahangy? efitra 2,living,lakozia,douche... tohiny
novalian'i tsaramaso ny 11/09/2007 12:48
akama2006 ( 11/09/2007 09:48)
hofana trano Antananarivo
miarahaba ny rehetra! mety eo aminy ohatr'inona eo ry zareo ny hofana tranno eo Tana ville quartier Analakely ,isoraka,antsahabe,faravohitra,ankadivato,andravoahangy? efitra 2,living,lakozia,douch... tohiny
novalian'i booboo ny 20/09/2007 10:55
Taniko ( 11/09/2007 09:11)
Ny fisaraham-panambadiana ilàko ny hevitrao !
Ny Autorisation de séparation de corps ve = Acceptation de concubinage :?:? :arrow:Tsy mety azoko ny anton'ny handavana izany. Manao ahoana ny fonctionnement an'ny tribonaly (ireo mpitsara)raha nanap... tohiny
astnA ( 11/09/2007 06:15)
MIRADO:lasa
bjr tout le monde tiako b io hira io dia mba ataovy ze mety e! MIRADO:lasa... tohiny
majesty ( 11/09/2007 05:36)
Tsy haiko izay atao loha-teny :)
Manana olana lehibe ny Kristiana voalohany tamin'ny fandikana ny baiboly avy tamin'ny teny grika na hebreo ka nampisy ny fahadisoana sasantsasany,anisan'izany ny anaran'Andriamanitra. Nafenin-ndry za... tohiny
novalian'i majesty ny 20/09/2007 05:35
xxx ( 11/09/2007 05:25)
sary...
hery ô! niova angaha ny lalàna fametrahana sary??? toa rehefa sary maloto sy sary mamoafady ary sarin'olonkafa ihany no tsy ekena ny misoratra eo amin'ny fametrahana sary??? fa lasa niova hoe rehe... tohiny
novalian'i Papoose ny 09/10/2007 00:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.1517