Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tezitra
(
13/09/2007 18:36)
islam,ramadan,carême,tishré
As-Salamou 'Alaykoum wa rahmatoullahi wa barakatouhou
Miarahaba ny namana muslim nohon’ny çaoum ny mois ramadan, inona no azo lazaina :
[b]1) jeün du ramadan:[/b] fifadiankanina pou1 mois ma...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2007 20:46
niryna
(
13/09/2007 17:18)
Fiainana mandrakizay(The promise of salvation)
Ny jaona 3:16 no mampiseho antsika ny fitiavan'Atra izao tontolo izao.
Tsinjaro hoe ny tiany ho tenenina ary inona no dikany?
Fa toy izao no nitiavan'Atra izao tontolo izao
Nomeny ny zanany la...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/09/2007 02:39
naughtyboy
(
13/09/2007 16:38)
aza manody ny toy zao
http://fr.youtube.com/watch?v=NJtKmJTYs0I:-D:-D...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 17/09/2007 17:50
xxx
(
13/09/2007 15:38)
Artista malagasy: miparitaka...fa nahoana?
Diniho fa toa lasa samy maka ho azy daoly ny artista malagasy: i Lola niala t@ Tarika Rebika, dia nanaraka koa izao i Heritiana:roll:... I Tafita lasa mihira irery... nefa mpitendry clavier taloha......
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/09/2007 07:39
tsaramaso
(
13/09/2007 14:44)
Ialao ny fivavahana silamo
Antikrista io !!!!! mbo kozy e !!!! ialao fa ratsy !!!
fa hotiavina ve ny [b]olombelona[/b] silamo ?!! hohajaina ?? hatao ho olona mitovy amin'ny rehetra ?? OK !!!!! izy aza mba mahonena lasa silam...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2007 21:06
sitlo
(
13/09/2007 14:19)
Tany Meksika
[i]Sao dia misy mahay ny tonon'ilay hoe:[/i]
Tany Meksika
tany antsimon'i Amerika
nisy jiolahy masika
Ary tena sahisahy
tsy mivavaka ry lahy
ratsy saina sy fanahy
Na alika na kisoa
Na n...
tohiny
novalian'i sitlo ny 26/01/2013 09:00
hery
(
13/09/2007 13:30)
Tsy ho an'ny kristianina irery ny Serasera.org
Mamintina ny zavatra tiako holazaina ilay lohateny.
Nahita resaka momba ny silamo nalefan'i ann aho ato. Dia toa sakana sns no nanjo azy. Koa tiako hamafisina fa tsy natao ho an'ny Kristianina irer...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2007 21:14
salmo1
(
13/09/2007 12:16)
Jamba, tsy mahita an'Andriamanitra
Indray andro izay, tany ampovoany Espane, avaratriny Capital. Indro ilay namako tovolahy tsy mpino nanantona ahy sady nanontany oe: Raha misy izany Jesosy asaivo miarahaba ahy fa tiako tolorana tanàn...
tohiny
novalian'i gasynamana ny 15/09/2007 14:16
rapala
(
13/09/2007 11:28)
Misasa
http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x2cons_francis-turbo-misasa_family...
tohiny
novalian'i ratonga ny 22/09/2007 20:57
xxx
(
13/09/2007 11:06)
zaza tsy ampy taona
manaova maontina ianareo zaza tsy ampy taona fa tena tsy lasa kousa le akanjo atreny ampotope:-*:*...
tohiny
novalian'i tsinjo ny 08/12/2007 15:09
kalina80
(
13/09/2007 10:16)
hira indray
hahatsiarovako ny any aminay ity hira ity ry ireto an.Sambatra ny mangetaheta an'atra
http://fr.youtube.com/results?search_query=ny+fanahiko&search=Rechercher
...
tohiny
novalian'i kalina80 ny 15/09/2007 16:03
ann
(
13/09/2007 10:03)
FALY MIARAHABA NY PINO SILAMO REHETRA
assalam alaikom .
faly miarahaba antsika mpino silamo rehetra honon'ny fahantongavan'ny volana ramadan , enganie ilay Atra tsy toha ,ilay be fiantra hamaly ny fangatahantsika rehetra,ary hanaiky ny f...
tohiny
novalian'i tofic ny 17/09/2007 08:58
xxx
(
13/09/2007 09:36)
bevoka 2mois nefa mbola tsy hita
possible ve hoe bevoka 2mois de mbola tsy hita foana...
tohiny
novalian'i dibbah ny 04/10/2007 16:38
bosista
(
13/09/2007 09:30)
Tsy fibebahana ve no tadiavin'A/TRA amintsika? inn ary ity??
Ataovy adala ny fon'ity firenena ity,ary ataovy lalodalovana ny sofiny ary ataovy mikimpy ny masony,fandrao hahita ny masony ,sy handre ny sofiny,ary hahalala ny fony,dia hibebaka izy ka ho sitrana ...
tohiny
novalian'i prime ny 19/09/2007 12:20
kalina80
(
13/09/2007 08:52)
Tiako Atra
Atra dia Raintsika.Tia antsika Izy ary mila mamaly fitiavana Azy isan'andro koa isika.Mba hanehoantsika izany fitiavana azy izany dia mila manao izay tratry ny herintsika isika mba hitandremana ny di...
tohiny
novalian'i kalina80 ny 15/09/2007 11:32
niryna
(
13/09/2007 07:43)
Azonao fantarina ve ny dikany?
Hitan'ity rangahy tao anaty nofy;Vehivavy telo mivavaka sy Jesosy.
Nandohalika teo [u]amin'ilay voalohany[/u] Izy ary fo feno fitiavana sy malefaka no hita teny amin'ny hendrin'i Kristy rehefa nan...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/09/2007 06:01
bozy3006
(
13/09/2007 07:07)
Vavaka ho anareo namana rehetra
Vavaka ho anao androany
Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny hatsarany rehetra ?
Iza no mampikoriana ny renirano ?
Ianao koa, tsy mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny...
tohiny
novalian'i bozy3006 ny 19/09/2007 12:11
soanja
(
13/09/2007 06:52)
Ny fikasan'Atra vs Moraly
Rehefa natao ny fandinihina dia tsy nisy loatra ny "lalana moraly" na nisy ve sa tsy noraharahaina indraindray rehefa hanatontosa ny fikasan'Atra tamin'ny Testamenta taloha aloha no jereko eto.
Oh...
tohiny
novalian'i soanja ny 30/09/2007 02:28
andreasr
(
13/09/2007 06:02)
MANGATAKA TONOKIRA
mba mangatakanytononytsy digniko de north and centerazafady;MERCI D'AVENCE...
tohiny
zakilinina
(
12/09/2007 20:44)
Dikan'ny paysage
Misy mahay mandika amin'ny teny gasy ve ny paysage ?
Ny tontolo iainana mantsy dia toa environnement no dikany....
tohiny
novalian'i benasy ny 07/04/2009 10:34
