Tsy fibebahana ve no tadiavin'A/TRA amintsika? inn ary ity??

1. bosista ( 13/09/2007 09:30)
Ataovy adala ny fon'ity firenena ity,ary ataovy lalodalovana ny sofiny ary ataovy mikimpy ny masony,fandrao hahita ny masony ,sy handre ny sofiny,ary hahalala ny fony,dia hibebaka izy ka ho sitrana (Isaia6:10)
tsy tsara ve raha tonga saina izy ka mibebaka?
novalian'i prime ny 19/09/2007 12:20
2. Fiffi ( 13/09/2007 10:44)
bosista:
Ataovy adala ny fon'ity firenena ity,ary ataovy lalodalovana ny sofiny ary ataovy mikimpy ny masony,fandrao hahita ny masony ,sy handre ny sofiny,ary hahalala ny fony,dia hibebaka izy ka ho sitrana (Isaia6:10)
tsy azonao angamba ny dikan'io voalaza io.....


3. ikaretsaka ( 13/09/2007 12:05)
mere Theresa:
« Vous n'arriverez jamais à en finir avec aucun attachement à force de travail, de volonté, d'effort, d'intentions fermes ou de sacrifices héroïques.
Cela ne marche pas. La seule façon de se désintéresser d'un attachement, c'est de le voir comme tel, de se rendre compte que c'en est un.
Ne l'attaquez pas comme un ennemi personnel, laissez-le simplement tomber, comme un poids mort (…)
Au contraire, regardez avec bonté et compréhension vos propres attachements, soyez gentils avec eux, vous verrez ainsi diminuer leur importance et ils deviendront plus agréables, accommodants et raisonnables.
Si vous les attaquez de front, ils ne feront que grandir et vous combattre
davantage.
Prenez-les à la légère. Comprenez-les avec affection et vous verrez
ensuite qu'ils se détacheront par eux-mêmes... lorsque le temps sera venu.
4. tsaramaso ( 13/09/2007 12:33)
Araraoty araraoty !!!!!
5. Veloo ( 13/09/2007 14:54)
bosista [ Valio ] 13-09-2007 11:30:38
Lohateny : Tsy fibebahana ve no tadiavin'A/TRA amintsika? inn ary ity??
Ataovy adala ny fon'ity firenena ity,ary ataovy lalodalovana ny sofiny ary ataovy mikimpy ny masony,fandrao hahita ny masony ,sy handre ny sofiny,ary hahalala ny fony,dia hibebaka izy ka ho sitrana (Isaia6:10)
tsy tsara ve raha tonga saina izy ka mibebaka?


bosista a, vakio ny context rehetra vakio hatramin'ny voalohany dia ahazava anao ny dikany.

Eny tsy misy afa tsy izany no endrasan'andriamanitra amin'ny olombelona rehetra dia ny mibebaka avy ao am-po tokoa.
6. ikaretsaka ( 13/09/2007 16:22)
ny fahatsapan-tena sy ny fandinihan-tena aloha no tadiavina ka (efa voiziko eto foana izay)
Manjary mibebabeba-poana raha terena hibebaka!
7. fijo ( 14/09/2007 21:13)
manaova letsy izay tsapa f mety de vita fotsiny an,tsy mila andriamanitra hiandry inona eo
8. Rasiligaoma ( 15/09/2007 04:37)
mivoana be ilay contexte an'i bosista
fa misy voavakiko tary amin'ny Blaogin'ny namana iray izay manao hoe:-D

« Lorsqu'on s'accroche aux illusions, on détruit la vie; lorsqu'on s'attache à quoi que ce soit, on cesse de vivre. »
il y a l'illusion qui vous pousse à croire que vous êtes toutes ces étiquettes que les autres vous ont collées ou que vous
vous êtes collées. C'est faux, archi faux!
Tout cela n'est qu'illusions créées par l'endoctrinement et l'habitude:
le lavage de cerveau auquel on a été soumis depuis l'enfance (avec la
meilleure intention et pour notre bien, sans doute) a causé notre perte.
Il nous a forcés à penser d'une certaine manière, à jouir ou à souffrir de certaines choses ou à ne pas pouvoir nous en passer.
Ce n'est que pure illusion. Nous pouvons très bien nous en passer et être heureux. Si tu arrives à te libérer de la conviction que toutes ces choses te sont nécessaires, tu seras surpris de voir à quel point il est facile de vivre sans elles.
Mais comment en arriver à se défaire de nos conditionnements ?
Admettre qu’ils sont le produit d’un endoctrinement, être capable de les regarder en face et de prendre conscience que ce ne sont que des illusions permettra éventuellement de à s’en libérer.
« Dès que tu vois qu’une illusion est une illusion, elle ne l’est plus»
9. prime ( 17/09/2007 11:16)
Ny fibebahana tsy tanjona fa lalana iray tsy maintsy lalovana ahatongavana amin'ny tanjona... ny tanjon'Andriamanitra amin'ny zanak'olombelona dia ny mba hahavoavonjy azy ka hahatonga azy any an-danitra...
10. ikaretsaka ( 17/09/2007 13:59)
[size=10px]Za no tompon'io blog io Sily an:oops: .. ary angalako OMDA eo ialahy fa[/size]

Amiko sy forcena ny fibebahana fa miainga avy aminao sy ny fahatsapanao tena ihany..

tsy hoe handeha hibebaka aho satria avy nolazalazan'i prime sy niryna andanandalan-tsoratra masina eo dia lasa natahotra ohatra. fa mibebaka aho satria hitako hoe misy raha tsy milamina ao!
I jesoa tsy niteny an'i Piera mihitsy heo mila mibebaka ianao rehefa avy manda ahy, fa i Piera no nahatsapa tena
11. tywa68 ( 18/09/2007 05:16)
Ny fibebahana tsy tanjona fa lalana iray tsy maintsy lalovana ahatongavana amin'ny tanjona... ny tanjon'Andriamanitra amin'ny zanak'olombelona dia ny mba hahavoavonjy azy ka hahatonga azy any an-danitra...


Voalazan'i prime io ny valiny ry bosista.
12. prime ( 19/09/2007 12:20)
Ikaretsaka> Marina ny fanamarihanao... ny fanahy masina irery ihany no afaka mampibebaka olona fa tsy misy olombelona afaka hampibebaka olombelona afatsy Jesosy irery ihany...

Nefa ihany koa na ny fahatsapan-tena resahinao aza mbola asan'ny fanahy masina fa tsy misy avy amin'ilay olona na dia kely aza... tsy avy amin'ny saina ny fibebahana fa avy amin'ny fo sy fanahy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.534