Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mamitia
(
18/09/2007 06:54)
mangataka an' izay mba mahay e,
Mangata an' izay mba mahay any le hira ny FIRMIN le hira masina le hoe MANAIKY AHO , de misaotra mialoha e, ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/09/2007 13:25
niryna
(
18/09/2007 05:37)
Hianareo no fahazavan'izao tontolo izao.
[b] Ary tsy izany ihany koa, fa mifaly amin'Andriamanitra isika amin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay nahazoantsika ny fihavanana ankehitriny.[/b] Rom 5:11
[b][i][u]14 Hianareo no fahaza...
tohiny
novalian'i niryna ny 20/09/2007 04:37
reve
(
18/09/2007 04:33)
mitia!
Ahoana ny hevitrareo mikasika ny hoe mitia olona roa,izany hoe "possible" ve izany hoe tia olona roa samy hafa ianao ary tena tia fa tsy hoe filana fotsiny na hoe "aventure" fotsiny :?::?:8):?...
tohiny
novalian'i sonwin ny 20/09/2007 08:39
jedyxepu
(
17/09/2007 21:18)
mitady vehivavy gasy hitaiza zaza eto IDF
mba mitady maika mpikarama hitaiza zaza 16 mois ato an-trano sady manatitra sy mitsena ny zokiny 3 ans any an-tsekoly prix 15 euros par jour eto Noisy le grand.Raha misy liana de antsoy ity 0631571642...
tohiny
novalian'i tsihaiko ny 10/03/2010 20:22
gasynamana
(
17/09/2007 20:50)
Tena hafa loatra!
Tena miaiky anao aho rahery amin'ity fahatsoranao ity. Ataoko fa efa maro no nilaza hoe asio sivana ity zavatra ity, nefa dia tohizinao amin'izao eny ihany. Tsy reraka kosa ianao miteny raha misy zava...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 18/09/2007 19:23
gasynamana
(
17/09/2007 20:26)
Ny rozery
Ny rozery dia fiaraha-mivavaka amin'i Masina Maria. Izany hoe handinihana sy hibanjinana ny misterin'i Kristy miaraka amin'ilay reniny izay tsy nisaraka taminy mihitsy nandritra ny fiainany.
Ireto ...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 21:12
simplex
(
17/09/2007 19:14)
spams @ blaogy
Otran'ny mitombo be wa ny spam ao @ .org e.
Tsisy fika nga hanovana an'le hoe refa misy izao rohy ny hevitra iray d asaina miandry mba hoe tonga d fafana tsotra izao automatika... :P
misaotra...
tohiny
novalian'i simplex ny 18/09/2007 09:19
jass
(
17/09/2007 17:28)
Ho avy REBIKA
Mba mangataka anio hira raha azo atao ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/09/2007 13:27
tsaramaso
(
17/09/2007 14:37)
Ry atody plastika : mivavaha ho anay
http://www.edicom.ch/fr/news/insolite/1192_4282374.html
hahahahaaahaha !!!!! vavakômatika !!!...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 21:14
gasynamana
(
17/09/2007 13:14)
Sary
Mahagaga ahy fa izaho no mijery sy mibanjina ny Sarin'i Jesoa, dia ny hafa no mandon-tratra milaza mangata-pifonana amin'i Jesoa sy ny Rainy fa hoe: manompo sampy aho.
Fantatrao ve anefa izay ao am...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2007 20:44
sitlo
(
17/09/2007 12:56)
rivotra
Azo atao ve ny mandefa rivotra ao am-piangonana raha tena tsy tana?...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 21:16
kallie
(
17/09/2007 12:50)
manatsofoka sary
aôna kay ny manatsofoka image ao amina blog (skyblog), ny tiko tenenina oe, ra eto am sera2 zao d refa ampiditra sary eny ampovônin'ny texte d [b][[/b]img][/img[b]][/b], d ao am skyrock misy fanatso...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 03/10/2007 12:33
xxx
(
17/09/2007 12:21)
Maty i Colin McRae
http://afp.google.com/article/ALeqM5h1cLbinHO7kh3XZn1Tsi6ZPySXMA
:cry:...
tohiny
novalian'i Vladeros ny 16/02/2008 09:06
kallie
(
17/09/2007 12:02)
manana olana
ra manana olana manokana, ts mifandraika am serasera fa am fampiasana ordi fotsiny, na fampiasàna site hafa, ka ts manana olona anontaniana ato antrano kay d mety anontaniana eto ve? sa iza no afaka ...
tohiny
novalian'i kallie ny 17/09/2007 12:55
pissoa
(
17/09/2007 11:37)
Size
Misy afaka manazava ve ny fifandraisan'ny size miasa matetika refa mividy akanjo reny ?
Hi hi hi, tsy zany fa nahita an'le soratr'i booboo tatsy ambadika za (voahombo eto njay kle :°):°):°) )
...
tohiny
novalian'i dibbah ny 23/09/2007 10:32
Kwasi
(
17/09/2007 11:26)
ady lava
Dia tsy hifarana mihitsy ity ady ity fa dia i Iran indray zany zao no tandrohana, ny eo tsy voaravina.
Izaho aloha tsy miraharaha izay ifanarahan-dry zareo fa ny mampanahy dia ny fisasasan'ity fiakar...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/11/2007 09:26
Kwasi
(
17/09/2007 11:15)
fampitomboam-piterahana
Ny governoran'i Ulyanovsk any Rosia dia hanome fanomezana (fiara, tv...)ho an'ireo izay mpivady miteraka @ 12 jona 2008 (fetim-pirenena rosiana). Koa ny 12 septambra lasa teo dia natao andro tsy fiasa...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 18/09/2007 10:23
ronaldo09
(
17/09/2007 10:59)
Ny silamo ve sa ny kristiana no tena mpivavaka?
Samy fivavahana na ny silamo na ny kristiana ary samy manana ny rafitra mifehy azy,ny silamo manana ny coran ary ny kristiana ny baiboly misy ny fifandraisany amin'izy roa ireo saingy ny maha samy ha...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 21:18
Fiffi
(
17/09/2007 09:50)
reveillon......
mba saika hanontany zah hoe: misy mikarakara ny reveillon 2007 ve ? zah vonona raha ohatra ka........
tohiny
novalian'i Darlin ny 22/10/2007 10:48
xxx
(
17/09/2007 09:49)
Ny tsara sy ny ratsy
Sady mamaly an'ilay fanontanian'i fijo ihany ity no eritreritra mandalo dia ataoko size vaovao.
Mazava kosa angamba aloha fa tsy voatery misy baiboly na pasitera vao afaka hahalala ny tsara sy ny r...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/09/2007 15:28
