manatsofoka sary

1. kallie ( 17/09/2007 12:50)
aôna kay ny manatsofoka image ao amina blog (skyblog), ny tiko tenenina oe, ra eto am sera2 zao d refa ampiditra sary eny ampovônin'ny texte d [img][/img], d ao am skyrock misy fanatsofoana lien, fa refa ataoko lé iz d ts mipotra akory lé sary... :?:

Nahitsin'i hery
2. lemenakely ( 03/10/2007 12:33)
izaho koa mbà manontany hoe ahoana no fomba atao asa anontanio i fiffi fa izy no spécialiste @ io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2736