Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi
(
17/09/2007 09:45)
PrincesseN
[img]http://img400.imageshack.us/img400/4087/vvodeor7pg0.gif[/img] de ho tahian'Andriamanitra lalandava akia ndry an ! :):-*:-*:-*:-*:-*:-*...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/10/2007 10:15
yah
(
17/09/2007 04:41)
azo atao ve ?
salama daholo ô!
hono hoa ry reto ah! ny mpifankatia misara-toerana ka tsy mifankahita mandritra ny taona iray ve tsy efa midika ho fisarahana sa ahoana ny hevitrareo?8O^^:snif:=((...
tohiny
novalian'i yah ny 02/11/2007 04:16
niryna
(
17/09/2007 01:10)
Fitiavana Sarobidy/(My Special LOVE)!!!!
Lasa nanao asa tany ivelany ity vadin'ny ity namako.Faly ery izy nandray taratasy avy tany amin'ny vadiny ary faly koa izy nizara ny fifaliany tamiko:D Mamy ery ny fitiavan'izy roa satria misy zavatra...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/09/2007 04:14
boubounezy
(
16/09/2007 22:33)
ho any bita (bibiango)
ary miegzista tokou v ny bibi oull any dago é? iza ny efa naita nareo?...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 20/09/2007 09:17
Stretch
(
16/09/2007 19:41)
Manôka ? ? ?
Fa tena lasa wa ry reto ny saiko an !
le refa misy ray manôka de manôka ko ny eo akaiky de mitohy de mitohy , ary tena mahalagy na mahavarina . . .
hainareo ve we inona no tena mahatonga an'io ?
...
tohiny
novalian'i karinah ny 19/09/2007 13:36
pissoa
(
16/09/2007 19:00)
Tononkalo Be Mpitia
Manahoana,
Ilay hoe Tononkalo be mpitia kay toa misy tsy hita akory rehefa hovakiana ? hi hi hi :(...
tohiny
novalian'i pissoa ny 28/09/2007 10:36
Bita
(
16/09/2007 16:46)
Misy hoe... "Bibiango"
Nalaza ity hira ity fahiny misy .....Bibiango, a Ngôma aho hoe, ngôma aho hoe ngôma hoe.....
Mba mila ny fiaraha miasantsika indray ary misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i menalamba ny 16/09/2007 21:18
gasynamana
(
16/09/2007 13:14)
Arahaba ry Maria!
[b]Arahaba ry Maria feno hasoavana. Ny Tompo ao aminao. Nohasoavina noho ny vahivavy rehetra ianao. Ary nohasoavina i Jesoa ilay nateraky ny Kibonao
Masina Maria Renin'Andriamanitra, mivavaha ho an...
tohiny
novalian'i Azrael666 ny 15/04/2025 11:38
dibbah
(
16/09/2007 11:16)
fitiavana matavy
aza miferinaina manao régime nareo vehivavy fa tsy mbola apafirin'ny tena lehibe anie ny vehivavy malagasy fa mahereza misotro rano tsara fotsiny d refa salama tsara def zay fa amelona ny dokotera eo...
tohiny
novalian'i dibbah ny 16/10/2007 05:04
niainalynx
(
16/09/2007 05:02)
zay namana aty diégo dia manorata amiko e
Za ry reto mba te hifanoratra amin'ny namana aty diégo a ! Tsy aleo ve mifankafantatra e? Inona fotsiny ary no maha mpinamana o?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/09/2007 09:46
Fiffi
(
15/09/2007 18:54)
Tandremo....tandremo......
Tandremo ry zareo fa efa nivoaka ny lalana momban'fijanonana am fiara eny am toerana natokana ho an'ny "handicapé" sy ny "livraison"
-misy système mi-se relier any am komisaria
-raha misy fia...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/09/2007 09:55
sasandy
(
15/09/2007 16:30)
afindrafindrao
de manao manahoana indray ary eto @ ty serasera ty.mba te hahazo ny tonikira le afindrafindrao ange azafady e.ny lohatenin ilay hira hoe midola tsy ketr ila.ary ny mpihira zay de razilina .de misaotra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/09/2007 19:01
petakorona
(
15/09/2007 15:16)
vadin'ny pasitera
mba te-hahalala hoe: inona ny tena anjaran'ny vadina pasitera manolona ny fiangonana, tsy mifidy na finoana inona fa rehefa azonareo omena hevitra fotsiny dia efa mifaly?
Afaka miasa manao asa hafa v...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2007 21:17
gasynamana
(
15/09/2007 15:05)
Lesoka sy soson-kevitra ho an'ny mpitondra fivavahana rehetr
Nosokafana ity lohahevitra ity mba hahafahan'ny tsirairay mitondra ny anjara birikiny amin'ny fanatsarana ny asam-pitoriana ny finoana.
Ny zavatra angatahina amintsika dia ny ilazanantsika am-pitiava...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2007 21:42
Aino
(
15/09/2007 10:26)
no comment, kely sisa dia ho home 100%
http://es.youtube.com/watch?v=UxNCpsIFLho
http://es.youtube.com/watch?v=v-ezJ7kLFXw...
tohiny
novalian'i Aino ny 18/09/2007 16:58
eiluj
(
15/09/2007 09:49)
bandy mpisotro toakave manao sipa??????????????????
AIZA DAHOLO!
za sipa fa mba misy fanontaniana apetrako aminareo lehilahy ty;aminareo ve ny bandy tena tia misotro toaka tsy mba manao sipa,ny tiako tenenina d hoe manam_bady razoky an!mpisotro toaka ...
tohiny
novalian'i jeanlucarsene ny 27/01/2008 03:50
niainalynx
(
15/09/2007 07:53)
Fivondronan'ny namana isaky ny faritra
Asa na mety na tsia fa tokony hisy fivondronan'ny namana rehetra isaky ny faritra e ! Aty diégo aho zao dia tsy mahalala ny namana mpiserasera avy aty diégo mihitsy. Misokatra ny ady hevitra e !...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 16/09/2007 19:37
Solitikabe
(
15/09/2007 05:08)
Ra mba te hijery ireo karazam-bato avy any Mada ianao
http://www.gggems.com/
...
tohiny
novalian'i booboo ny 16/09/2007 11:08
niryna
(
15/09/2007 03:59)
Nisy olon-kafa ankoatra Azy ve?Omeo porofo raha misy
[b]Ary ankehitriny efa nilaza taminareo Aho, dieny tsy mbola tonga izany, mba hinoanareo, rehefa tonga.Tsy hilaza zavatra maro aminareo intsony Aho; fa avy ny andrianan'izao tontolo izao, nefa tsy man...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 26/09/2007 15:35
tsaramaso
(
15/09/2007 03:39)
Fa inona no tsy mazava aminao no mbola silamo foana ??!!!
Andriamanitra i Kristy !!!!
mipitsiha tany @ silamo tany de ento daoly ze zaka e !!!!!!!!...
tohiny
novalian'i pissoa ny 15/09/2007 16:57
