Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
afindrafindrao
1. sasandy
( 15/09/2007 16:30)
de manao manahoana indray ary eto @ ty serasera ty.mba te hahazo ny tonikira le afindrafindrao ange azafady e.ny lohatenin ilay hira hoe midola tsy ketr ila.ary ny mpihira zay de razilina .de misaotra mialoha tompoko o.
Hamaly
novalian'i
Fiffi
ny
15/09/2007 19:01
2. Fiffi
( 15/09/2007 16:33)
:roll: nga ny afindrafindrao misy toniny ? de iza zany razilina zany ? :roll: mpihira vao2 sa efa ela ?
Hamaly
3. lanto
( 15/09/2007 17:09)
sasandy> http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=2129
fiffi> mbola tsy teraka njy tam zany ;-)
Hamaly
4. Fiffi
( 15/09/2007 19:01)
Lanto: ary tena tsy nampoiziko njay iny an ! am zay nisy tao am tononkira....:^)
Hamaly
1
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0411