Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ikaretsaka
(
15/09/2007 00:27)
Jery todika kely momban'ny Kristianina avy amina Kristianina
Mba nanao Jery todika aho izany e
Rehefa dinihina ilay hevitra vaovao novoizin'i Hery mikasika fisokafana @ fivavahana hafa ankoatran'ilay an'ny tena. (kristianisme no betsaka) dia tsapa sy tsy a...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2007 21:27
fijo
(
14/09/2007 22:45)
fanontanian a2 hoan'n mpin orehetra.
hoanareo mpino "kristianina ,na silamo ,na jiosy na sekta ino akoa tsy haiko"
_moa ve tsy hafaka hanao sy ahalala ny marin aiaareo raha tsy nisy ny baiboly na coran na asa izay boky hafa any.
_maha...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 25/09/2007 16:50
pily
(
14/09/2007 20:35)
mila vaha olana
salut daholo é
miarahaba anareo ny tenako misy namako be ato @ ity serasera ity dia manana olana hony izy fa tsy mety tafiditra @ serasera mihintsy hony izy zany hoe tafiditra soamatsara izy fa ts...
tohiny
novalian'i UB40 ny 01/10/2007 23:58
naughtyboy
(
14/09/2007 19:46)
gravy be ko ny firaisankinany izy 3 mitsamm reto
:-D:-Dhttp://fr.youtube.com/watch?v=aUM8rnUNbbcza kalo de tsy mba namana @ toy zao =))...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 22/09/2007 12:38
mirabela
(
14/09/2007 19:02)
mofo tately
iza kay n mbo maita mpivarotr mofo tately aty, na mahay manao azy, fa tena tttt..huumh beuh mits ah zany:roll:...
tohiny
novalian'i rapala ny 16/03/2008 12:25
ikaretsaka
(
14/09/2007 16:22)
Taona 2000 Etiopia
(efa resaka atsy ihany moa ity fa aleo hataoko sujet hafa ato)
mankalaza ny taona 2000 ny Fiangonana Orthodoksa Ethopien izao:
Fa asa raha fantatrareo
[quote]ny Kristianina any Etiopia (karaza...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 20/09/2007 05:52
aina1
(
14/09/2007 16:16)
tano tsara
mitady tononkiran'i Lianah mitondra ny lohateny hoe Tano tsara. Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i cutie ny 14/09/2007 16:20
LazaDaddy
(
14/09/2007 14:50)
Bin Laden!
Marina sa diso?
1) Bin Laden = Silamo. Marina!
2) Bin Laden = Terrorista. Marina!
3) Bin Laden dia tehafana sy indraindrain'ny silamo be dia be maneran-tany. Marina!...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/09/2007 22:08
naughtyboy
(
14/09/2007 13:49)
I can feel it coming.. tsy hanenenana ny mihaino an'itony
http://fr.youtube.com/watch?v=swdnmMgaesE...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 17/09/2007 17:44
rabaradaka
(
14/09/2007 12:35)
Le Ministre Ratolojanahary veut défier Ravalomanana
Aleo adikako ilay izy ry dadatoa :
Mazava ny ao anaty MAP fa 2 à 5 tonnes par hectare no rendement an'ny vary amin'ny 2012 nefa ingahy Ratolojanahary milaza fa ao anatin'ny 2 taona dia ho 6 tonnes p...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 11/10/2007 09:10
Levy
(
14/09/2007 12:09)
moov -wanadoo
Mba mila fanampim-panazavana re tompoko ô !...
tohiny
novalian'i wooda ny 15/09/2007 12:11
kalina80
(
14/09/2007 11:57)
récompence
Mino ve ianao fa hisy récompence na satro-boninahitra homen'Atra ho anireo izay tena nanompo azy sy nanao ny asany rehefa any @ fiainana mandrakizay?
MATIO 19:29 "Ary izay rehetra efa nahafoy trano...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 16/09/2007 19:26
tofic
(
14/09/2007 09:51)
inona no tsy mazava aminao mikasika ny finoana Islam?
fantaro tsara ny atao hoe:
islam, musilman izay vao miteny,
fantaro fa ny fandavanao ny handalina zavatra anakiray dia fanekenao sahady ny atao hoe:fihemorana!
ny fandalinana dia tsy hanenenana s...
tohiny
novalian'i tofic ny 22/09/2007 19:29
irery
(
14/09/2007 09:24)
mangataka fiaraha-miasa
Olon-tsotra mikasa ny hanondrana vanilles de mada any Europa (surtout en France, Allemagne, Belgique). Mitady olona afaka hiara-miasa hanao représentant na hanoro clients mety ho intéressés. Condit...
tohiny
novalian'i irery ny 20/09/2007 09:54
xxx
(
14/09/2007 05:56)
mba toroy hvt(maladie génitale)
za zany zany vehivavy 21 ans d zao le olana
mangidihidy be zay ny zavatro d mamoaka perte be foana d efa kelikely zay lasa mamofona be mintsy le izy, tena midofaka mintsy moa zany e, d ny olana d ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 30/10/2007 17:44
Jeankely
(
14/09/2007 02:20)
NY LASA TSY METY MOMBA NY LASA. Ahoana ny ao ASIA?
Matetika voasoratra eto fa manao RISORISO ary mafy nohon'ny nataon'ny lasa aza ny mpitondra ankehitriny. Izay tompon'ny fahefana moa sarotra ny manenjika azy ary izay no antony hanenjehina ireo mpiton...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/09/2007 05:40
kalapisokel
(
13/09/2007 20:53)
za te aazo namana vaovao!!
Manaôna dôly e!!
te hi-serasera amin'olona bdb mints za! na be resaka na ts be resak mety fôna! :-P
manantena valiny e......
tohiny
novalian'i pifa ny 09/11/2007 18:20
kalapisokel
(
13/09/2007 20:49)
mila fanampina kely ee!!
Manaôn dôlôly! :)
sô de misy manana contact "nomad" na "xmind" na "sary sy feo" kay azafady ndrindra!!??! pliz pliz pliz! c trè trè trè 13 IMPORTANT!!!!
Msôtr mialou e!(l) mici bocou!...
tohiny
novalian'i UB40 ny 27/09/2007 00:30
kalapisokel
(
13/09/2007 20:39)
mila fanampina kely ee!!
Manaôn dôlôly! :)
sô de misy manana contact "nomad" na "xmind" na "sary sy feo" kay azafady ndrindra!!??! pliz pliz pliz! c trè trè trè 13 IMPORTANT!!!!
Msôtr mialou e!(l) mici bocou!...
tohiny
ftma
(
13/09/2007 18:59)
ambon_tsakafo
Asa nareo raha mba mamorona loaka rehefa misy ambony ao anaty frigo ao
Nisy ambona to-fou (pate de soja) sy chou de chine ary anamalao tato amiko dia nedasiko ny to-fou sy ny tongolo, notetehiko ilay...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 17/09/2007 15:56
