Bin Laden!

1. LazaDaddy ( 14/09/2007 14:50)
Marina sa diso?

1) Bin Laden = Silamo. Marina!
2) Bin Laden = Terrorista. Marina!
3) Bin Laden dia tehafana sy indraindrain'ny silamo be dia be maneran-tany. Marina!
novalian'i fijo ny 18/09/2007 22:08
2. menalamba ( 14/09/2007 15:05)
:^):D
3. sitlo ( 14/09/2007 15:42)
non, za mahafantatra silamo be dia be fa tsy momba an'i Bin Laden izany ry zareo.

Aza manely tsaho ohatra an'io.
4. dadie ( 14/09/2007 16:04)
:roll:
5. simplex ( 14/09/2007 16:10)
Laza:
1) Bin Laden = Silamo. Marina!
2) Bin Laden = Terrorista. Marina!
3) Bin Laden dia tehafana sy indraindrain'ny silamo be dia be maneran-tany. Marina!
Jihad= fanaovana vali-faty handahana ran'olona. Marina!
Silamo= mankato Jihad. Marina!

6. cutie ( 14/09/2007 16:12)
tsy hitako ze hidiran'i bin laden @ finoana sy fivavahana :roll:
7. simplex ( 14/09/2007 16:13)

ity koa misy iray,

1)G. Bush= Presbyterian. Marina!
2)G. Bush= mpanagana ady. Marina!
3)G. Bush dia rehareahn'ny olona marobe, indrindra fa ny Presbyterian isan'isany :roll:. Marina!

:°)

8. Fiffi ( 14/09/2007 16:14)
sitlo:

tsy momba an'i Bin Laden izany ry zareo.

Aza manely tsaho ohatra an'io.
marina zany ! tsy ny silamo rehetra akory no momba azy.....heu.....ary ny gasy silamo zany de momba azy koh ? :roll:


9. cutie ( 14/09/2007 16:14)
3)G. Bush dia rehareahn'ny olona marobe, indrindra fa ny Presbyterian isan'isany . Marina!

:-D:-D:-D:-D:-D
10. Fiffi ( 14/09/2007 16:16)
cutie:

tsy hitako ze hidiran'i bin laden @ finoana sy fivavahana :roll:
satria ngamba hoe "silamo" izy....:roll:


11. ikaretsaka ( 14/09/2007 16:27)
i Bin laden anie tsy fivavahana fa olona mampiasa ny fivavahana mba hanamarinany ny cause-ny e

tsy hitako mihitsy ny idiran'izany... plutot politique izany
miombon-kevitra @ cutie aho eto
12. Samoana ( 14/09/2007 16:39)
LazaDaddy:

Marina sa diso?

1) Bin Laden = Silamo. Marina!
2) Bin Laden = Terrorista. Marina!
3) Bin Laden dia tehafana sy indraindrain'ny silamo be dia be maneran-tany. Marina!


Hifindra silamo zahay raha izany no lôjikan'ialahy ry Lazadaddy a:-D !

13. menalamba ( 14/09/2007 16:47)
Samoana>tsy dia mety loatra hono ny mifindra soavaly rehefa eo am-pitana rano ianao....:^):D
14. tezitra ( 14/09/2007 17:03)
zavatra telo:
1)tsy ny silamo rehetra no mankato an'ny bin laden, ary misy aza ny musulman moderé (ex:islam-soufisme,eo koa ny alaouites,...), ary rizareo ara victime koa, regardez les attentaats en irak et en algerie

2)ny Integrisme (foulard na hijab,tsy fitovian'ny lahy sy ny vavy,charia...)@ ankapobeny, ny terrorisme en particulier dia hita eran'ny tany muslim (bombe dans les eglises,assasinat des prêtres,des athées, des chretiens... voir algerie, turquie,indonésie,

ary tsy misy an'ireo any @ tany hafa, boudhistes, na chretiens, sauf inde (hindouismes)

3)maintenant, ny mpomba an'ny bin laden sa ny tsy mpomba azy ve no betsaka? on ne sé pas

Mais TANT QUE LES MUSLIM MODERES tsy manao manifestation de contestation contre chaque attentats des intégristes, alors les gens vont toujours croire qu'ils sont d'acc (manainky matoa tsy miteny? asa...
Ny CHRETIENS SY NY BOUDHISTES MANIFESTENT TOUT DE SUITE (à berlin, à londres, à paris... DES QUE, BUSH, na i benoit XVI na LE DALAÏ LAMA manao ny tsy mety

haleluia,paix du christ!
allah akbar!
15. ann ( 14/09/2007 17:22)
@maha musilman anay dia ao ireo lalana izay mifehy ,izay tsy maintsy arahina, ka isan'ireo lalana ny fanarahana izay voalazan'ny mpitarika,[leader]
hoy namana tezitra teo:
(manainky matoa tsy miteny? asa...
,
mba ho fitandrovana ny firaisankina dia hajaina izany, satria misy ireo andian'olona izay mila hampisy fifandirana entre sonnit sy shiat , .....
16. menalamba ( 14/09/2007 17:43)
Hono ho aho ry "ann">voalazanao hoe;@ maha musilman anareo dia ao ireo lalana mifehy izay tsy maintsy arahina,ka isan'ireo lalana ny fanarahana izay voalazan'ny mpitarika".
Fanontaniana mipetraka dia izao,raha miteny izany ilay mpitarika hoe ,vonoy @ baomba iretsy olona iretsy fa tsy mitovy hevitra sy finoana @ tsika dia tsy maintsy tanterahina izany satria izay ilay lalana?
Ary ianareo ve izany tsy mba afaka maneo ny hevitrareo fa tsy maintsy izay lazain'ilay mpitarika no arahina.?
Mba valio @ valiny fohy sy mazava aho raha azo atao,misaotra anao mialoha
17. ikaretsaka ( 14/09/2007 17:59)
menalamba...
na @ Kristianisma aza misy ilay tenin'i Md Augustin [ataoko dikan-teny malalaka fa afaka soloinao karazam-pivavahana hafa ilay nataoko ao anaty ( )] milaza hoe
"raha izay tiatiana ihany no alaina sy inoana (momban'i kristy) fa izay tsy tiana sy manelingelina dia lavina na odiana tsy fantatra, dia tsy ilay (finoana momban'i Kristy) intsony no inoanao fa ny tenanao"
18. menalamba ( 14/09/2007 19:28)
Ny teniny @ maha muslim azy no mba tiako ho fantatra ry Ika an..:^)
19. fijo ( 14/09/2007 19:43)
marina fa tsy ny silamo rehetra no tia azy fa ny (ankamaroany).
tsy ny gasy rehetra no nifidy an dravo nea izy no filohan'ny gasy.
dikan'izany maro ny silamo momba azy.
20. fijo ( 14/09/2007 19:44)
hic kely,raha hiova filamatra ry samoina ,ndao hnaraka ahy fa io milay be sady fety lava
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.584