Bin Laden!
21. LazaDaddy
(
14/09/2007 21:19)
fijo:
marina fa tsy ny silamo rehetra no tia azy fa ny (ankamaroany).
....
dikan'izany maro ny silamo momba azy.
23. xxx
(
14/09/2007 21:55)
Oh! ry menalamba ô: aza d faly hamandrika namana @ teny iray fotsiny fa ny finona rehetra d misy teny mifanohitra foana na d any bible aza, izany ny mahatonga ny sasany mihinana kisoa sy tsy mihinana. Ny tian\'ny ann hoalazaina d izao mazava ho azy ny mpitarika finoana arahiny dia ny manaraka ny voasoratra ao anatiny coran (ny bokin-jareo)fa i bin Laden lzainao io di tsy mpitarika finoana fa arabo milaza fa musulman,tsy misy zany mpitarika finona zany hanapôka bômba. Oh: fotsiny ny pasteur sy môpera tsy hiteny hoe manokafa site internety gasy_veta anefa ry zareo d nanokatra anefa miditra laglizy alahady !!!
25. simplex
(
14/09/2007 22:11)
xxx,
fa i pasitera sy i mopera tsy maintsy hiteny hoe tsy mety sy mendrika ary manameloka izany acte izany ra misy kristianina manao attaky suicide @ daba feno bomba @ firenena iray. Samihafa le hoe tsy miteny @ zavatra iray kanefa misy ilay izy d tokony manameloka izany avy eo. Ny tsy fanamelohana izany d midika ho firaisana tsikombakomba @ le acte ihany koa. Ary ilay izy le resaka vengence mintsy no tsy milay nge e. Diso brutal loatra ny Silamo sasany. Sasany wa an, fa betsaka ihany koa ny malemy fanahy. Zany hoe refa tsy mikozy miaraka @ effet an'ny mass media d zay no tsy maintsy eritreretin'ol kou. Ny ol kou ve moa nda hieritreritra izay any andohanareo any fa izay hitany alou no hieritreretany.
Tsy haiko alou e. Azo heverina hoe phase andalovan'i Islam kou le izy. Otran'ny hoe Kato talou kou nge jiolamboto be tsisy otr'zany e. Ny eveka mintsy no tena AlQaeda t@ taloha elabe tany ary efa nifonan'i JPII ny ankamaroan'ireny... Zany hoe mety hiova ihany kou io fi-quotionner-na acte "genocide" ataon'zala io.
26. fijo
(
14/09/2007 22:16)
simplex;ka io koa olana lehibe.hatramin'izao aho tsy mbola nahelo mpitarika finoana silamo nanameloka ny terror teto eropa.milaza ry zalahy hoe ,"izahay koa voa raha manao izao ianareo,nefa izy tsy manameloka
27. ikaretsaka
(
14/09/2007 23:15)
betsaka . na finoana inoan io na finoana inona, no tsy manameloka sobjektra 1 .. rahefa ahitany tombontsoa ilay zavatra io! (na tombontsoa ara-politika io na ara-bola na ara-panahy na ara-toerana sy voninahitra)
izay aloha dia marina!
izay aloha dia marina!
28. ikaretsaka
(
14/09/2007 23:18)
simp:
fa i pasitera sy i mopera tsy maintsy hiteny hoe tsy mety sy mendrika ary manameloka izany acte izany ra misy kristianina manao attaky suicide @ daba feno bomba @ firenena iray.
simp> menatra aho ny milaza fa any Irlande betsaka ny manao izany ny propesta ko! tonga de sacr ao anaty cathedral katolika! mahonena, fa ny an-dry zalahy aloha ry zalahy samy ry zalahy e.. fa na dia izany aza :cry:
29. tofic
(
16/09/2007 14:45)
miarahaba antsika rehetra,
mba hamaly kely ny fanontanian'i menalamba aho @ maha mpino mpanaraka ny finoana islam anay,
-n'iza n'iza na mpitarika izy dia tsy maintsy fehezin'ny lalana, ka tsy azon'ny mpitarika atao ny mandika lalana indrindra ny haniraka ny olona hamono olona izay tsy mifanaraka amin'ny lalan'ny coran!
- io toerana maha-mpitarika io dia tsy azo moramora foana,fa tsy maintsy olona manana ny maha-izy azy no tonga eo ary raha misy hadisoana ataony indrindra manimba ny finoana dia tsy maintsy esorina izy amin'izany toerana izany,misy fahefana manala azy,
-tsy misy olona recommende par coran ankatoavina kokoa mihoatran'ny ray aman-dreny,nefa raha maniraka anao hanao fahotana ny ray aman-dreninao dia tsy azo atao ny mankato azy eo araka ny verset coranique, ary azoko omena izany verset izany @ manaraka, satria araka ny voalazan'ny mpaminany koa dia tsy azo atao ny mankato ny zava-boahary raha ohtra anatin'izany fankatoavana ny zava-boahary izany ahitana fahotana(fanoherana) an'ilay mpahary, satria ny fankatoavana an'ilay mpahary no avo indrindra!
-resaka ben laden: io dia olon'ny amerika,ary mba arahonareo tsara le documentaire miresaka an'iny 11sept iny fa misy lainga maro anatin'iny ao,misy ny fiara-miasa amindry zareo amerkanina ilay izy.-
-ary natao iny zvtr iny mba hisintomana ny sentiment n'ireo amerikanina,ho amin'ny ady indrindra amin'ireo musilman,ka nahatonga sy nanamora ny propagande-n'ingahy bush, ary nahazoany vato,raha tsy iny saika tsy ho nahazo vato izy, nefa izao anefa raha manaraka vao2 ianareo toa tonga saina ny ameriaknina,ary nanenina koa nifidy an'ingahy bush,ary ny fifidianana tato ho tao amerika manmbara ny zava-misy!
-ary niniana natao tsy hita i ben laden, aiza tsy ho hita raha tadiavina,anatin'ny6 taona ve tsy hita?
-nalaza ,naely tsaho hoe efa maty i ben laden mba ahatonga ny olona tsy hikaroka sy tsy hiresaka azy mihintsy, natao hoe matin'ny horohorontany, aiza izy maty eo? vao tsy ela nivoaka t@ video izy!
-ireny dia olon'ny amerika ,terorista ,fa tsy musilman akory,ary raha misy olona faly amin'ny ben laden angambany nohon'ny fahavoazan'ny amerika no mahafaly azy satria amerika trop manjakazaka loatra!
-nefa plan daholo io ,ary plan tena avo lenta!

30. menalamba
(
16/09/2007 21:46)
tofic>Ny resaka Amerikanina sy ny politikany tsy hidirako lalina satria ,tsy izay ilay loha-hevitra noresahako,fa ny tenin'i "ann" manao hoe "araky ny lalana dia tsy maintsy arahina izay lazain'ny mpitarika,no nametrahako fanontaniana taminy.Sahy miteny eto ary izany ve ianao araka io voalazanao io fa tsy misy ny mpitarika fivavahana silamo manainga ny mpino handeha hamono olona?Afaka manome anao ny porofo mifanohitra & izany anefa aho...:-/
31. tofic
(
17/09/2007 07:48)
menalamba>> tokony hidiranao ny politikandry zareo satria ireo foana no manozongozona ny filaminana eran-tany
-aiza no ahitahanao mpitarika (leader) maniraka amin'ny famonoan'olona? nefa izany mifanohitra amin'ny coran?
-fantaro aloha ilay atao hoe leader,de aiza izy no mipetraka? fa vitsy ny repoblika islamique eto,dia Iran sy Mauritanie ary Pakistan...nefa mauritanie sy Pakistan tsy misy leader Iran foana no misy an'io hatramin'izao! ka mahasahy milaza ve ianao fa naniraka hamono olona izy?
-aiza ny pays nokapohin'ny Iran? hatramin'izay nisian'ny revolisiona islamika izay? tsy misy na dia iray aza!mbola tsy namely firenena izy!
ka sao de diso fahafantarana enao @ atao leader!

32. menalamba
(
17/09/2007 10:18)
tofic>Izay anie ilay mahavoa anareo é,zatra maneritery olona hanaraka ny hevitrareo foana,ahoana aho no hoterenao hiditra @ izay politikan'ny Amerikanina ,dia raha idirako hono dia hampiova inona ity izaho na ianao?
-Ny momba ny "leader " lazainareo dia jereo kely ity:
http://www.liveleak.com/view?i=1189800868
-Ary ny @ ireo mpitarika finoana mampaniraka ny vahoakany hamono olona na efa namono olona,fa iza moa no namono ny Shah tao Iran?Tsy ny Ayatollah,raha tsy hiteny ny firenena voalazanao ireo fotsiny aho,ny tao Pakistan vao tsy ela akory izay iza ireo nitazona an-keriny sy namono olona tao @ ilay mosqué farany teo?Tsy mpitondra fivavahana?
-Ary mba ahoana ny hevitrao izany @itony:
http://www.liveleak.com/view?i=cc4_1189734347
http://liveleak.com/view?i=fbo_1189419329

33. tofic
(
18/09/2007 10:58)
misaotra an'i menalamba nanoratra,ary efa niresaka shah ianao de hoy izaho aminao hoe: anagah novonoina ny shah sa maty ho azy rehefa narary nitsoaka tany amerika?
-mba hainao ve ny tantaran'ny shah Reza pahlawi sa tsia?
ilay nanjakazaka nampijaly ny vahoakany nanao didy jadona,
-hoe inona no antony nahatonga ny vahoaka nitolona nandroaka azy?
sa ianao mankasitraka ny olona terroriste?
-raha entiko ianao amin'ny tantaran-drazan-tsika malagasy dia iza no ankasitrahanao ry raseta sy ry menalamba sy ry sadiavahy sa ry gnrl de gol sy ny tariny?
-fantaro fa ny ao pakistan tsy misy leader ao,ary eo ianao no tokony ho tonga saina hoe mety ve ny famonoana olona anty mosque?mpino v no manao an'izany?
-betsaka ny loza miseho ao pakistan @ famonoana ireo mpino anaty mosque? fanenejehana mihintsy!

34. fijo
(
18/09/2007 22:08)
za tsy mino hoe misy hifandraisany amin'ny amerikanina io.resaka natao hanatsarana an'i ben laden iny resaka iny.fa tsy hinoako.
ny zavatra tsukaritra koa,dia maro ny mpitondra silamo,na mpitarika finoana silamo no manao io famporisihana ny tanora na ny olona hamono ny hafa io.tsy izy rehetra fa maro