za te aazo namana vaovao!!

1. kalapisokel ( 13/09/2007 20:53)
Manaôna dôly e!!
te hi-serasera amin'olona bdb mints za! na be resaka na ts be resak mety fôna! :-P
manantena valiny e...
novalian'i pifa ny 09/11/2007 18:20
2. mirabela ( 13/09/2007 21:18)
resak inn alou nef e?:roll:
3. sylvain ( 13/09/2007 21:28)
toa tsy misy akory na mombamombanao ary laziny olona fa tsy mpikambana ato enao ka resaka inona no atao:-/
4. xxx ( 14/09/2007 07:32)
enao toa tsy avy eto am planeta serasera akory!manahirana ny miresaka am oul ts fanta-pihaviana. lazao alou ny mombamoba anao d midira mpikambana d ho hita eo e
5. simplex ( 14/09/2007 09:10)

tonga d tairo ny resaka fa tsy koi zany e :)

resaka akoholahy manatody lava zao no tena poinsa ra misy :P
6. nirinkosoa ( 14/09/2007 11:46)
akoho manatody lava ahoana e? isaky ny inona le akoho no manatody?:lol:
isan'andro ve?:lol:
firy isan'andro?:lol:
7. mirabela ( 14/09/2007 12:54)
efa mis ané zany akolahy manatody zany e, euuh reny PD reny. ssa ts znay?:oops:
8. kalapisokel ( 14/09/2007 18:02)
:D hahahaa! marina tokoa lo fa manatody ny akoholahy refa maniry nify e! :D
9. Fiffi ( 14/09/2007 21:01)
mirabela:

efa mis ané zany akolahy manatody zany e, euuh reny PD reny. ssa ts znay?:oops:
:roll:


10. simplex ( 15/09/2007 17:57)

kou nga tsy t@ 2000 ny fara andro
d t@ io kou ny hoe maniry nify ny akoho :P
11. kalapisokel ( 16/09/2007 10:40)
afindra @ 3000 ndray oun fa ts mety maniry le nify k!:lol:
12. booboo ( 16/09/2007 11:19)
aleo tondé ajedaka dieny zao zany akoho zany fa mbola ho ela lé taona 3000....ramaka ny firenena
13. mirabela ( 16/09/2007 12:32)
andraso alou e, fiainana milay b ty kou, aleo mits any @ 4000 any:lol:
14. kalapisokel ( 16/09/2007 16:00)
andray kosa ry booboo!! :lol: malaza be zao enao am'zany 3000 zany oe ninana ny akoho saika naniry nify vôlou! :D
15. princesseN ( 17/09/2007 09:14)
resaka afa mints kou nenareo zany an!
16. simplex ( 17/09/2007 09:39)
k ny atody no hoavin'ny taranaka kanou :°)
17. kalapisokel ( 17/09/2007 10:39)
simplex:

k ny atody no hoavin'ny taranaka kanou :°)

:lol: sady ny atodina dinozor efa tsisy tsony, tsy aleo ve ny atodin'akou no karakaraina?!?
18. booboo ( 17/09/2007 11:28)
eka ouz ! atao ômlety hu hu hu
19. mandrindra ( 18/09/2007 10:37)
booboo, tandremo fa misy koa ny femlety :-D
20. booboo ( 18/09/2007 14:57)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1952