Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
ratonga ( 18/09/2007 20:39)
Sakaizakely , Felicitation!!!
Faly miarahaba an'i sakaizakely fa tonga soa aman-tsara izany ny vahiny kely, de maharo taiza é!:-*... suite
répondu par sakaizakely le 19/10/2007 03:44
zakilinina ( 18/09/2007 20:35)
Dikan'ny déontologie
Misy mahay mandika amin'ny teny malagasy ve ny déontologie azafady ? Misaotra mialoha !... suite
répondu par soanja le 16/11/2007 06:57
sakaizakely ( 18/09/2007 20:01)
namana kely
Anarana : [color=green][b]Naly[/b][/color] teraka : 12/9/07 lahy halava : 49 cm lanja : 2,9 kg fialamboly : mitomany, mikaly, matory mahafinaritra ahy : matory atoandro, mikorana rehefa alina ... suite
répondu par kallie le 25/09/2007 12:28
naughtyboy ( 18/09/2007 17:40)
tony ny lalany besandry(loi du talion) @ biby samy biby
aza sokafana oany zay mora tohina fa mahavarina... suite
répondu par naughtyboy le 22/09/2007 13:40
Aino ( 18/09/2007 15:40)
malaelo nefa tsy hitako itsony izay atao
malaelo hoa aho fa nisy namako iray izay lasa naditra be nefa izy vhv tsara tarehy, ka tsy haiko koa nany hatsarany no etiny hitondrana ny haditrana. izy io moa dia efa nisy dinika nataoko angatahana... suite
répondu par xxx le 05/02/2008 07:24
letudiant ( 18/09/2007 15:09)
Interviews TIM, GRAD ILOAFO, RPSD VAOVAO, CRTIM, FARIMBONA
Salama daholo, Ireto misy interviews ny TIM, GRAD ILOAFO, RPSD VAOVAO, CRTIM, FARIMBONA [url]http://www.tvmada.com[/url] Veloma finaritra... suite
répondu par Jeankely le 19/09/2007 07:00
xxx ( 18/09/2007 14:34)
lany hevitra , lany resaka
Nareo ve mahatsapa fa ohatry ny tsy dia misy sujet vaovao intsony fa toa mihodikodina eto sisa isika ? ... suite
répondu par diamondra27 le 20/09/2007 09:45
salmo1 ( 18/09/2007 13:57)
Mety ve ny nataoko!
Tadidiko t@ zah nanao fanadinana sekoly alahady dia somary nangalatahaka kely tamin'ny namana anakiray teo akaikiko. Vao aingana kely teo indray, ny Alahady. Nisy fifaninanana fanadiadihana ny ao a... suite
répondu par fijo le 21/09/2007 20:53
xxx ( 18/09/2007 13:30)
Miha-maditra
Ohatra ny hitako miha-maditra isan'andro isan'andro izany aho. Lasa ohatra ny tsy mino an'Andriamanitra izany. Nefa tamin'izaho niala tany Madagasikara tena mba olon-kendry kely ery. Tamin'ity taona i... suite
répondu par fijo le 21/09/2007 20:55
bigy ( 18/09/2007 13:02)
Iza no mahalala ny fisian'ny EIC ?
iza no mahalala ny fisian'ny Ecole international de Comptabilité na EIC ? mba azo antoka tokouh ve izy io ary iza no tena tompony ? Tsika gasy manko tia mampianatra zanaka sy te ho tafita ka aleo mba... suite
répondu par LazaDaddy le 28/09/2007 04:56
gasynamana ( 18/09/2007 12:55)
Tsy misy teny firy!
http://br.youtube.com/watch?v=ZSnQqbCY_tI Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany, hoy ilay mopera namako tany Andrenjato izay!!! ... suite
répondu par fijo le 26/09/2007 21:30
xxx ( 18/09/2007 12:42)
Fanontaniana
Ahoana no ahafantarana fa mamela heloka Andriamanitra? Zany hoe ahoana no ahafantarana raha refa mifona enao de voavela ny helokao?... suite
répondu par fijo le 26/09/2007 21:32
ngyahavo ( 18/09/2007 11:57)
mila vonjy
Mba toroy hevitra fa tsy de manana fahazotoana manao firaisana loatra amin'ny vadiko , tsy haiko hoe ahoana , misy fanafody azo hanina ve (vehivavy izaho manoratra)misaotra anareo .... suite
répondu par Simpona le 01/10/2007 10:20
niryna ( 18/09/2007 11:49)
Mankanesa aty Amiko:hira mampalahelo kanefa aza kivy.
http://www.youtube.com/watch?v=iOhqydiL_ak 27[i] Ny zavatra rehetra natolotry ny Raiko Ahy; ary tsy misy mahalala tsara ny Zanaka, afa-tsy ny Ray; ary tsy misy mahalala tsara ny Ray, afa-tsy ny Zan... suite
répondu par niryna le 22/09/2007 02:25
diamondra27 ( 18/09/2007 11:21)
atolotro manokana ho an'i "ratonga"
Ho fanomezana fahafahampo anao dia indro atolotro anao ity hira ity. TONONY sy CLIP Tandremo aza tsy mahay mamaly an! Mba lazalazao ihany fa diams manana réponse à tous e!:-P:-P de misaotra a... suite
répondu par diamondra27 le 06/10/2007 11:23
Fiffi ( 18/09/2007 09:58)
Steeve Turmel avoue ..BAHAMAS EST UN BLUFF....
[b]Moi, Steeve Turmel, présente mes sincères excuses pour avoir induit en erreur bon nombre de gens à Madagascar pour travailler aux Bahamas. Dans cette affaire, hélas, je suis aussi une victime... suite
répondu par sarobidy le 21/09/2007 09:33
Fiffi ( 18/09/2007 09:45)
FANGALARANA TAOVA.
Zazavavy kely nangalarina tany Ambatomanoina no notetehin'ny sasany hakana taova. 400 000 ariary no vidin'ny taovan'olona amin'izany. «Misy eto amintsika ny fakana taovan'olona». Ny kolonely ... suite
répondu par rmbary le 23/10/2007 22:41
miarina ( 18/09/2007 09:35)
Cours d'anglais - Americain lol
C'est Mousse qui tombe fou amoureux de sa prof d'anglais. Le cours fini, il s'approche du bureau et lui déclare : "I sink aille am foling in love ouizyou. Douillou sink it is envisageable crack c... suite
répondu par Simpona le 01/10/2007 10:36
Kwasi ( 18/09/2007 09:24)
regroupement familial
Lasa ady hevitra indray ity test Adn ho @ lalana vaovaon'ny frantsay momba ny regroupement familial ity. Samy mahita ho tenenina daholo moa na ny mpomba na ny mpanohitra ilay izy. Fa ity nolazain-draz... suite
répondu par Fiffi le 18/09/2007 13:07
Jeankely ( 18/09/2007 08:53)
Firenena hafa mivaingana be ny vita na nisy RISORISO aza
Sanatria tsy filazana ny Risoriso ho tsara. Ratsy ary faran'izay mampihisatra ny fandrosoana ny Risoriso. Voaenjika ny mpanao izany amin'ny tany hafa. Raha jerenao anefa ny zavatra vita na mitsangana ... suite
répondu par Jeankely le 20/09/2007 07:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.2866