Tsy misy teny firy!

1. gasynamana ( 18/09/2007 12:55)

http://br.youtube.com/watch?v=ZSnQqbCY_tI

Ho voninahitr'Andriamanitra irery ihany, hoy ilay mopera namako tany Andrenjato izay!!!
novalian'i fijo ny 26/09/2007 21:30
2. Fiffi ( 18/09/2007 13:03)
mampatsiahy ahy tam nandé JMJ 2005 tany Cologne io..
3. sonwin ( 18/09/2007 15:32)
o^o
4. cutie ( 18/09/2007 15:50)
http://br.youtube.com/watch?v=bChqvMIGsqg
:):D:lol:
5. cutie ( 18/09/2007 16:06)
"I need to change my ways of living":D
http://br.youtube.com/watch?v=5lNk0KM1nCI
6. fijo ( 18/09/2007 20:16)
cutie an tsara be le mozika fa le sary mampatahotra zaza kle
7. cutie ( 18/09/2007 21:39)
:-D:-D:-D:-D
aza aseho zaza koa:-D
8. fijo ( 18/09/2007 21:43)
ka mba liana ohatra ny zaza de mba te ahita le mpihira.
9. cutie ( 18/09/2007 21:49)
pour adultes we koa :-D
10. fijo ( 18/09/2007 21:50)
handainga indray izany?
11. cutie ( 18/09/2007 21:52)
in tsara
handainga sa hampatahotra :-D
12. fijo ( 18/09/2007 22:09)
ka raha lazaina hoe hoan'ny lehibe de lainga,raha haseo azy de hatahotra izy
13. ikaretsaka ( 19/09/2007 02:03)
izay ny maha jesuites an'ny jesuites anie!:-D

ho'zy ilay mompera mpanao Hiragasy avy eny Antanifotsy, Niasa tao @ paroasy Faravohitra izay: ( A bon entendeur :wink:)

Rehefa te ho zezoita
Dia ireto no mila vita
Hita amin'ny toetranao
Sy ny fomba amam-panao

Ahitana an'Andriamanitra ireo zavatra rehetra
lehibe ny fitiavany, tsy voatanisa tsy voafetra
Miantsoroka adidy satria i jesoa no namana
ka hahafoizan-tena sy handaozana fananana

mila hay ny mihafy, sady hay ny manambe
Mila hay ny serieux,sady hay ny mimeme
hay ny mandeha mora, hay ny mandeha be
mamaky baiboly, no manao ny sapile

mila hay ny misangy sady hay ny miaina.
mila hay ny mitsalotsalo sady hay ny misaina
mila hay ny manompo,mila hay ny mitia.
na irahina mankaiza, na hiraina ho ary

Hay ny mikarakara sady manao soa
Sady miaina olombelona, no manahaka an'i Jesoa


14. mbaliana ( 19/09/2007 07:14)
ahannnn...
15. sonwin ( 19/09/2007 07:22)
fa iza tamin'izy ireny moa no mpanao hira gasy? :roll:
16. mbaliana ( 19/09/2007 19:11)
ny mompera gasy tsy dia tia mandihy loatra koa...:-D:-D:-D
17. fijo ( 19/09/2007 19:47)
raha io voatanisa io,dia mba tsara ny fiainan'ny mpino,satria tsy dia misy fepetra firy.fa ny sasany de esory aby le lafiny fiarahamonian ao ,de izay ny azy.ka iny hialao fa tsy ahita fafiny ,na ety an tany ,izay avy eo mo atsa vo hay
18. ikaretsaka ( 19/09/2007 21:32)
rehefa tafita ny hafatra tiana toriana, na fomba inona io na inona... tsy hitako ny olana

marina mihitsy ny an'i fijo io:

misy manko le hoe rehefa lasa mompera na mba nahazo place masimasina dia ..mitokatokana ery!
19. ikaretsaka ( 19/09/2007 21:34)
sonwin:

fa iza tamin'izy ireny moa no mpanao hira gasy? :roll:


le fotsy volo manao solomaso mitsikitsiky lava iny, domary tsy be resaka lava iny..
toa tsy ao intsony hono izy izao
20. cutie ( 19/09/2007 22:15)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 18-09-2007 22:16:10
Lohateny : Re : Tsy misy teny firy!
cutie an tsara be le mozika fa le sary mampatahotra zaza kle

ty le tsy mampatahotra zaza :-D
http://br.youtube.com/watch?v=fjC4HXwLzBU&mode=related&search=
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0462