Aleo hitranga izay lanin'ny vahoaka e. Ny mampihomehy koa anie dia izay lany, lany fotsiny fa tsy tian'ny vahoaka hoy ny fitenenana eto satria tsy nifidy ny ankamaroan'ny vahoaka. Dia anjaran'ny vahoaka io rehefa tsy hifidy izy na milaza izy fa tsisy tsra dia samy miaina amin'ny tsisy tsara eo. Ny ahy manokana aloha dia ny mirotsaka mba ahafatantra sy mandray anjara amiko no mety ho an'ny vahoaka fa tsy mitaza-potsiny toy ny tany nalavoana. Matetika resahina ny mangarahara nefa tsy mahita ihany ny maro anisa. Loza asa na pahana na fetsy be ry zalahy sa kosa manao asa jamba rafozana.