Mety ve ny nataoko!
1. salmo1
(
18/09/2007 13:57)
Tadidiko t@ zah nanao fanadinana sekoly alahady dia somary nangalatahaka kely tamin'ny namana anakiray teo akaikiko.
Vao aingana kely teo indray, ny Alahady. Nisy fifaninanana fanadiadihana ny ao anatiny Baiboly dia izaho mbola nitondra Baiboly ihany somary nafeniko a+ ilay Baiboly amin'ny teny Malgache. Rehefa tsy aiko ny valiny hanontaniany mpanontany, dia somary nosokafako kely ilay Baiboly tao ambany latabatra. ôtrany hoe: favo be ery zahay kanefa mifrôdy ny teny soratra masina.
Nety ve ny nataoko:?:

novalian'i fijo ny 21/09/2007 20:53
6. soanja
(
18/09/2007 14:31)
tsy mety.
Ilay hevitra hoe inona no ifanarahan'ny rehetra de iny no tokony tanterahina.
Miara manao fanadianana sekoly alahady itambaran'ny rehetra na en groupe de izay atao. Raha toa kosa hoe samy manao ny azy dia tsy tsara ny mangalatahaka.
Misy mahatsara anie ny fahaizanao manokana ny zavatra iray amin'ny fotoana iray. Amin'izay raha tsy hainao ilay izy dia afka manoro anao ny fomba hahaizanao azy kokoa ny mpampianatra.
Miankina amin'ny fitiavana ilay zavatra ianarana anefa izany. Raha nisy nanery ianao hianatra ny tenin'Atra de izay ilay olana satria avy amin'ny fo ny fitiavana ny tenin'Atra.
Ary tsy ny naoty no zavadehibe amin'ny fianarana fa ny fahaizana azy.
tadidio foana fa zavatra iray goavana eo amin'ny fiainana ny fananana integrity.

7. inhbrab
(
18/09/2007 14:45)
salmo1:
Tadidiko t@ zah nanao fanadinana sekoly alahady dia somary nangalatahaka kely tamin'ny namana anakiray teo akaikiko.
Vao aingana kely teo indray, ny Alahady. Nisy fifaninanana fanadiadihana ny ao anatiny Baiboly dia izaho mbola nitondra Baiboly ihany somary nafeniko a+ ilay Baiboly amin'ny teny Malgache. Rehefa tsy aiko ny valiny hanontaniany mpanontany, dia somary nosokafako kely ilay Baiboly tao ambany latabatra. ôtrany hoe: favo be ery zahay kanefa mifrôdy ny teny soratra masina.
Nety ve ny nataoko:?:
1- tsy mety satria nandika fitsipika fifehezana eo amin'ny fifaninana. Ny soratra masina dia mampirisika antsika hanaja ny fandaminana sy hierarchie raha toa ka tsy mampiady antsika amin'Andriamanitra
2- tolérable ihany le fihetsikao satria manana reflexe hijery baiboly zany enao rehefa misy point tsy mazava aminao!! :-D
8. hery
(
18/09/2007 15:05)
Raha vao misalasala hoe nety ary ve iny nataoko iny sa tsy nety = tsy nety à 75%
Toa izany koa raha manontany hoe fahotana ve iny nataoko iny dia ny marimarina kokoa hoe fahotana iny (à 75%)
Raha zavatra nety mantsy tsy hitanao akory hanontaniana hoe nety sa tsy nety.

11. tywa68
(
18/09/2007 15:19)
mitovy hevitra @ soanja sy hery = tsy mety ary efa fantatrao, fa nataonao ihany hakàna 19 :lol:
12. Aino
(
18/09/2007 15:27)
dain ko ity salmo tsy menatra ankory, izany koa izany no ataony toi ao ampianarana raha azoko tsara.
15. diamondra27
(
18/09/2007 18:09)
ianao ihany de efa nahatsapa fa nisy tsy nety ny nataonao
inon ny condition t@io?
Ianao irery no nijery sa ny olon-kafa afaka nahazo nanao ny nataonao?
====> tsy mety amiko le nataonao, aza averina intsony
raha zavatra atao anatin'ny maizina tsy mazava dia efa misy raha ao zay

16. fijo
(
18/09/2007 20:04)
tsara fa tohizo ry zandry an,maka tahaka,de maka ny an'ny hafa ,de manaova hosoka kely eny foan afa holasa lavitra
17. Fiffi
(
18/09/2007 20:15)
raha vao mametraka fanontaniana de efa tsy mandry zany ny heritreritrao.....de efa tsy mety zany le nataonao.....
19. simplex
(
18/09/2007 20:36)
salmo:
Nety ve ny nataoko:?:
mba nahazo 18 ihany ve alou ela sa ahoana e?
Ra tsy nahazo manko no tena tsy nety (io le 25% ambiny;-))
Le izy ngambany tsy hoe nety sa tsy nety loatra no tena tokony fanotaniana hapetraka fa hoe in no antony hangalatahaka/hisopapa @ sekoly alahady:?:
Resaka fanamafisam-pinoana ny sekoly alahady (izany ve? :P) ka raha ny zavatra atao aza dia efa mifanohitra an'zay ve tsy tonga d voue a l'echec sahady ilay izy?
Afaka tsy manao sekoly alahady ra izay no tanjona, na koa tsy manao fanadinana...
Mitovy @ le mpivavaka mangalatra ao ampiangonana ihany zany :@
Na izany na tsy izany, arabaina alou fa tsy tratra e :°) tsy maty fo aman'aina :-D:-D
20. Fiffi
(
18/09/2007 20:40)
simplex:aiza kosa akia ? :roll: