Mety ve ny nataoko!
21. simplex
(
18/09/2007 20:43)
Fiffi:k miankina @ le nangalarinao ihany io k. ra mangalam-pijery zao tsy dia manin :) In le izy:?::P
aiza kosa akia ? :roll:
22. majesty
(
19/09/2007 04:37)
Mitovy hevitra amin'i Hery,raha vao eo ilay fisalasalana dia ao raha!
23. la
(
19/09/2007 11:48)
salamo1>mifrôdy ve de mety fa sambatra wa ny mahitsy lalana sns...
Sady ze tsy nanota koa no aoka hitorabato anao :D:!:
Sady ze tsy nanota koa no aoka hitorabato anao :D:!:
24. xxx
(
19/09/2007 12:24)
esory ilay facteur hoe Sekoly Alahady no natao , ataovy hoe examen toy ny examen rehetra dia ho hitanao fa tsy nety ny nataonao ...
Mahagaga fa mety tsy sahy akory ianao nanao an'io raha t@ examen hafa
tu as de la chance que ca se passe au Sekloy alahady, fa raha tsy izany efa voasazy be :oops:
25. booboo
(
19/09/2007 12:28)
Raha fanadinana hafa no natao, tsy mety kosa raha boky beeee tahaka ny baiboly iny no entina rehefa hi-frôdy. Tondé traingo ...
donky nety ilay nitondra baiboly t@ teny malagasy.
:°)
:arrow:
donky nety ilay nitondra baiboly t@ teny malagasy.
:°)
:arrow:
27. ikaretsaka
(
19/09/2007 14:36)
fa tsy ny azoko amin'ilay tantara.. ny baiboly ve atao fanadinana?
aiza no ahatadidiavana an'iny kle.. sa tsimpona izany?:roll: @ le ze revirevin'ilay mpanadina ihany
raha tsimpona de tsy mety
fa raha hoe iny gladsa be iny dia iny nop atao tsianjery dia manaiky aho
aiza no ahatadidiavana an'iny kle.. sa tsimpona izany?:roll: @ le ze revirevin'ilay mpanadina ihany
raha tsimpona de tsy mety
fa raha hoe iny gladsa be iny dia iny nop atao tsianjery dia manaiky aho
29. rakaroka
(
19/09/2007 16:53)
Dia tsy mba nalehan'ny saina mihitsy aloha ny nifrôdy tany am sekoly alahady izany:roll::roll:
Na noho ny minimum "respet" hoe "bedin'i Jesoa"
:-D:-D:-D, sady ilay mitsapa ny tena "fahaizana" mitsy no tena nahafinaritra refa misy "test" , dé na natao aza hoe "aotra"="zéro" toa nahafinaritra ahy foana nisian'ny ambompo niezaka avy eo.

30. mbaliana
(
19/09/2007 19:08)
tadidiko tamin'zah seconde na première... dia ny religion (matière tao am-pianarana) 1 daholo ny notinay iray kilasy....hihihi :-D:-D:-D:-D
31. fijo
(
19/09/2007 19:36)
ny fanotaniana apetraka de izao.raha maka tahaka eto aho,ka hoafaka.tena ao ve le fahaizana??????de arakarak'izya no ataovy.raha te ho hita ao anaty lista fotsiny de maka tahaka fa fomba ray mety koa iny.fa raha tena te ahay,dia mianara fa izay ihany no fomba tokana mety
32. ikaretsaka
(
19/09/2007 21:27)
ka misy tsy mety @ sainy ilay izy, indrindra hoe resaka fahaizana fintsimponana
hoe fa ahoana lery no mahay mitsimpona sy tafita noho izaho!
dia lasa ny ankisopapa ko
hoe fa ahoana lery no mahay mitsimpona sy tafita noho izaho!
dia lasa ny ankisopapa ko
33. prime
(
20/09/2007 10:53)
ikaretsaka> azo atao tsara ny mianatra ny tenin'Andriamanitra ka na ny baiboly manontolo aza dia azo ianarana... arakaraky fomba fianatry ny tsirairay ny hanao tsianjery na tsia...:)
34. fijo
(
20/09/2007 21:00)
ka raha hifampitsimpona eto wa ,hanangana sekta vaovao aho,fa haiko koa io
35. mbaliana
(
20/09/2007 21:38)
atsangano aloha fa aza be tabataba eo ry fijo.. ho hita eo hoe ahona ny sekta-nao izany...:-/:-/:-/
36. Rasiligaoma
(
21/09/2007 05:52)
fijo> tairo lety ah!
ilay mandiso ny mahazatra azy sfataony tsianjery ireny tsimponina dia torio:-D
ilay mandiso ny mahazatra azy sfataony tsianjery ireny tsimponina dia torio:-D
37. fijo
(
21/09/2007 20:53)
ity ary le sekta vaovao.
ny anarany dia "firaisana iombonana"
ny hevidehibe ao dia notsoahana avy ao amin'ny baiboly masin izay nilaza hoe:"miteraha ka mamenoa ny tany""ary hitovy amin'ny isan'ny kintana ny taranakao"
ampio ny mpitarika hanatanteraka io tanjona masina io.ny fanampianao dia ekena,na arabola,na arabatana.ary hoan'ny avo anie izay atolotrao.