Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
la ( 19/09/2007 12:09)
FLAN SY CREPE
Manahoana daholo ooo! Zah ry reto mbo ampianaro manao crèpe sy flan fa zah tia be nefa zah tsy mahay, misaotra mialoha e:D:miam:... tohiny
vivi ( 19/09/2007 11:58)
reiki
raha mba misy manao na mahafantatra d mba azavao ny lafy tsra ny fanaovana reiki ! misaotra betsaka... tohiny
novalian'i sifaqa ny 19/09/2007 17:19
rainibao ( 19/09/2007 11:26)
Lany fanahy de feon'ala
:lol:Salut daholo! Mba ampio aho fa misy hira tiako ho hay nefa tsy mbola hitako ato anaty sitan-tsika! Hiran'i Feon'ala tsy dia haiko loatra ny lohanteniny fa misy hoe : "Lany fanahy aho mahia, Las... tohiny
novalian'i Far ny 22/09/2007 17:03
boubounezy ( 19/09/2007 11:04)
congélation aliments astuces
reto misy astuces kely, za refa mividy tomates d ataoko ao anaty congélateur ny légumes vidiko retra sasako d tétéako ataoko anaty sachet alimentaire d efa portion z tokony andraoko sahaza anay za... tohiny
novalian'i kofbay ny 24/12/2007 22:15
boubounezy ( 19/09/2007 10:56)
vavaka
inn mou zareo lé vavaka otrany tsenjery iny wé Raina zay any andanitra?... efa tena adinoko. ary iza kou ny mahay vavaka slamo lé bisimilah rouaman rouahim....? tsy tadidiko trony kou. misô... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 20:43
boubounezy ( 19/09/2007 10:52)
amour passagère
inn ny tena dikanio teny io kay?... tohiny
boubounezy ( 19/09/2007 10:49)
ny manodidina
ra @nareo, mipetraka @ immeuble reny na hlm na lotissement ; d inn ny mety matsara fiainana @ io toerana io ny mifanerasera @ voisins sa mitokana2? d mba azavao ny antony svp... tohiny
boubounezy ( 19/09/2007 10:41)
ny sport
misy fotona za zany mba manao régime kely d sady manao lé tapis roulant reny na miakamidina @ escalié 4 étages, d ny zavatra itako ny cuissesko no lasa musclés fa za tsy niena akory ; d nandramak... tohiny
boubounezy ( 19/09/2007 10:36)
fampasindrotana culture
mila mamaky boky matetika na mijery reportage na manao voyage sns... ra te afantanjavatra misy2 kou2 enao akotrany fénarana. zay alou ny havitrako fa ny anareo no tsy aiko é!:lol:... tohiny
novalian'i aloalo ny 03/10/2007 05:58
boubounezy ( 19/09/2007 10:32)
HIV hépatite
isakiny inn no tokony manao test sida na hépatite C? d nareo v d tsy mataotra ny anao lé test io?? efa nisy nanao v nareo le test?:°);-)... tohiny
novalian'i fafamimi ny 28/04/2008 21:10
salmo1 ( 19/09/2007 10:23)
Baolina Champion Ligue
FC Barcelona - O. Lyon 6 sy 0 mandresy Barça :^)... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 25/09/2007 12:28
ftma ( 19/09/2007 10:18)
andevo/andriana
Maninona kay ny olona mbola milaza hoe rehefa mainty dia andevo? ? mba ovay ihany ny toe-tsaina fa efa nilaozan'ny toetr'andro izany ... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 06:46
mercia ( 19/09/2007 09:58)
Davis Francklin & Mika
Mbô mangataka ny tondrom-peo n'i hiran'i Davis sy Mika izay mba mahalala e!!! na ilay ampindramo ahy na ilay hoe good bye my friend. Tsara loatra!!! Misaotra:-* mialoha ee =((... tohiny
soanja ( 19/09/2007 09:16)
Lelan'omby
Azafady indrindra mba izay mahalala mba omeo ahy anie ny fomba fandrahoana ny lelan'omby fa manambahiny aho e. Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i soanja ny 09/10/2007 05:22
diamondra27 ( 19/09/2007 07:25)
PPS
http://dravard.net/vpjc/ Mazotoa mamaky sy maka ny sahaza azy avy. :-*:-* Raha misy manana site hafa moa dia mba angatahina hizara raha misy PPS hafa any ho any tokony mba hojerenay.... tohiny
ari.malala ( 19/09/2007 07:10)
mandry eritreritra ve?...
-Ireo lehilahy efa manambady, nefa mbola mampirafy, na efa manambady fa mbola manan-janaka ivelan'ny tokantrano? (tao anatin'ny tokantranony no nahazoany zza hafa fa ts talohany an, raha talohany ndra... tohiny
kalina80 ( 19/09/2007 06:47)
Marina o
Nisy mpanompon'Atra iray izay niteny tamiko indray andro hoe : Miadry ny sonian'Atra anie isika vao afaka mifoha sy miaina isan'andro e !!! izany hoe manao sonia eo ambany ny Tompo fa ho velona indray... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2007 20:47
dasy ( 19/09/2007 06:02)
basket feminin malagasy
iza no mahalala ny anaran'ireo basketeuse malagasy ho any dakar lasa any koa ve ilay mipetraka aty an-dafy no lazaina fa tena mahay ? ( hadinoko ny anarany ) misaotra... tohiny
novalian'i ramorafr ny 19/09/2007 09:32
yah ( 19/09/2007 05:03)
maha lasa saina???????
salama daholo tompoko ô! mahita ireo hevitra maro eto aho dia hitako fa samy tena mitana ny finoany avy ny tsirairay fa ny fahitako ity resaka fivavahana sy fiangonana ity , dia lasa ohatran'ny soci... tohiny
novalian'i yah ny 02/10/2007 04:45
xxx ( 19/09/2007 01:45)
Fandika-teny
Mba adikao @ teny gasy kely ty ze mahalala: "Invest in women. Improve the world"... tohiny
novalian'i booboo ny 20/09/2007 13:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7794