vavaka

1. boubounezy ( 19/09/2007 10:56)
inn mou zareo lé vavaka otrany tsenjery iny wé
Raina zay any andanitra?... efa tena adinoko.

ary iza kou ny mahay vavaka slamo
lé bisimilah rouaman rouahim....? tsy tadidiko trony kou.
misôtranareo mélou.
novalian'i fijo ny 21/09/2007 20:43
2. la ( 19/09/2007 11:20)
boubounezy>vavaka nampianarin'ny Tompo iny taminazy nivory niaraka tamin'ny mpianany ka nanotany azy ny mpianatra we Tompo ô! mampianara anay hivavaka dia hoy Izy hoe refa mivavaka ianareo de zao atao:
"Rainay izay any andanitra, ho amasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, atao anie ny sitraponao, ety an-tany tahaka ny any an-danitra.
Omeo anay anio ny hanina sahaza anay, mamelà ny helokay tahaka ny amelanay izay meloka taminay; ho anao ny fanjakana sy ny hery ary ny voninahitra. Amen"

Tsy mahay vavaka silamo ôô:oops::?:
3. boubounezy ( 19/09/2007 11:25)
la tsy maninn ôô!:-* efa tena tsara b lé nomenao anah io fa adikako misôtra:-*^:^
4. la ( 19/09/2007 11:52)
boubounezy>misy tsy ampy aky io a! zao fanampiny
".....mamelà ny helokay tahaka ny amelanay izay meloka taminay, ary aza mitondra anay ho amin'ny fakampanahy fa manafaha anay amin'ny ratsy, ho anao ny fanjakana..."
Miala tsiny indrindra fa sady miasa moa le izy refa soratana lasa misavoritaka hihihihi
5. mbaliana ( 19/09/2007 19:00)
la> hihihihi mihinam-bary aza misy latsaka koa...
6. fijo ( 19/09/2007 19:24)
io le tsianjery be sy plivava fotsiny e.
7. mbaliana ( 19/09/2007 19:48)
fijo> tsy voatery
8. fijo ( 19/09/2007 19:54)
za az mahay an'io ko
9. pissoa ( 19/09/2007 20:02)
ka zay ny mampatsy voatery azy ... raha fijo dia plivava fa raha hafa mety tsy pli vava :-D
10. fijo ( 19/09/2007 20:04)
tssssss atao nefa tsy harahana akory ko
11. pissoa ( 19/09/2007 20:10)
iza niteny an'fijo hoe tsy arahiny ? :-D
12. fijo ( 19/09/2007 20:17)
ko mivavaka alahady nefa mamo alatsinainy ko.izay le kristianina fomba anie e
13. pissoa ( 19/09/2007 20:23)
non ! samy hafa be ny dikan'ny hoe Kristianina sy ny hoe olona tonga lafatra :wink:
14. fijo ( 19/09/2007 20:27)
ka ny kristianin aitako izao aloha be resaka nefa kely fampiharana ko
15. pissoa ( 19/09/2007 20:31)
zay ndray le affirmation gratuite :-D:-D:-D
16. simplex ( 19/09/2007 20:33)

mba ahoana marina aza ny fihetsempon'ny tompo mahita an'reny kristianina fopla ireny e :P
17. fijo ( 19/09/2007 20:35)
tsy gratuite fa zany ho itako matetika sy andavan io simplex manamafyandro.
18. ikaretsaka ( 19/09/2007 20:56)
fijo> mba omena argument kosa na izany aza e...
19. fijo ( 19/09/2007 20:59)
ka tsy misy arg le izy fa ny zavatra ita matetika ,na havana io na mpiray tanana,kristianina ,dia rehefa alahady ,de hendry be sy sondriana fa handeha hiangona.tsy hivavaka fa hiangona.de vao vita iny de miverina ny toetra sy ny fomba mahazatra isan'andro
20. ikaretsaka ( 19/09/2007 21:00)
simplex:


mba ahoana marina aza ny fihetsempon'ny tompo mahita an'reny kristianina fopla ireny e :P

za kosa aloha mino fa tsy andeha hitsimpona baiboly sy hanao mihitsy ny Tompo hoe:
araka ny ao @ bokin'izao laharana faha izao dia zao sy zao... :-D

Ny fariseo manko toa efa nobedesiny t@ izany fampiharana betement ny lalana izany

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3409