vavaka

21. fijo ( 19/09/2007 21:04)
be fariseo izany ny tany
22. majesty ( 20/09/2007 05:13)
Ahoana re no mba fihetsiky ny Tompo raha nahita hoe tena vary no nafafy teny an-tanimbary kanefa dia niara vokatra tamin'ireo tao koa ny ahi-dratsy sy ny tsiparifary e:?:
23. Rasiligaoma ( 20/09/2007 05:29)
avelao hiara haniry hono ka
24. la ( 20/09/2007 05:34)
mbaliana> hihihi:-$

majesty>malahelo ny Tompo de avy de aringany ny tanana iray manontolo gravy zany an, otran'ilay aviavy tsy namoha
25. Rasiligaoma ( 20/09/2007 05:41)
mahagaga ahy koa ity Tomponareo lazainareo fa mpandringana be ity.
anefa ny Andriamanitra tompoin'ilay Rangahy mpanao Ramadany ao akaikinareo ambadika ao anefa lazainareo manao izany sady toherinareo fatratra hoe tsy tokony ho izany..
He ben
26. niryna ( 20/09/2007 05:51)
majesty:

Ahoana re no mba fihetsiky ny Tompo raha nahita hoe tena vary no nafafy teny an-tanimbary kanefa dia niara vokatra tamin'ireo tao koa ny ahi-dratsy sy ny tsiparifary e:?:

Malahelo Izy,nanaiky ny nanavotra Izy kanefa tsy ny rehetra no hino an'i Kristy ho mpanavotra( Not everyone will accept JC as Savior)

Avelao hoy izy aloha haniry fa rehefa tonga ny fotoana fijinjana vao havahana ny voa sy ny tsiparifary ary dia hatokana ny ahi-dratsy ka dia ho dorana ,any no misy ny fitomaniana sy ny fikotroha-nify.Aiza moa io teny io:D

Avelan'Atra hanana ny fahalalana daholo isika(free will).Ny fanontaniana izany dia ny hoe fa maninona no navelan'Atra hanana fahafahana ny olona? Fa tsy hoe fa maninona no feno zavatra ratsy mitranga ety ambony tany? :D

27. tsaramaso ( 20/09/2007 08:14)
fijo:

be fariseo izany ny tany

hahaahahaahahahahahaahh!!!!! mahita fariseo firy rafijo eo zao ??!!!!!!
28. mbaliana ( 20/09/2007 08:51)
fijo> aza ny hitanao no hi generaliser-na ny olona rehetra .... manao ny tenanao ho mpitsara ianao amin'izay mantsy !!
29. xxx ( 20/09/2007 09:08)
fijo:

ka tsy misy arg le izy fa ny zavatra ita matetika ,na havana io na mpiray tanana,kristianina ,dia rehefa alahady ,de hendry be sy sondriana fa handeha hiangona.tsy hivavaka fa hiangona.de vao vita iny de miverina ny toetra sy ny fomba mahazatra isan'andro



Au moins mba misy ilay alahady iny mba hoe metimety ny fitondra-tenany e
30. piso1 ( 20/09/2007 09:42)
tsy aleo ve izany toa izay tsy misy mihitsy e:oops:
31. fijo ( 20/09/2007 20:47)
XXXX izay tokoa angaha
mbal,tena maro no itako manao io fihetsika io.na aty na tany
32. mbaliana ( 20/09/2007 21:29)
fijo> fa tena izy rehetra mihitsy ve??? misy ny manao an'izany sur koa za.. fa raha ireny no itsarana ny tena izy .. tsy mety kosa...betsaka kooa ange ny manao ny fivavahana ho fitaovana fangatahana e.. rehefa tsy mivaly dia manao ny tsy fanao satria tsy mari-pototra ny finoany...
33. ikaretsaka ( 20/09/2007 22:52)
izay manko ry mbambal
34. mbaliana ( 21/09/2007 09:19)
ika> :b:b:b:b
35. fijo ( 21/09/2007 20:43)
mbal ,ka refa betsaka ny maao ilay hetsika dia efa azo resahaa le izy.za tsy niteny hoe ny rehetra anie e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4966