PPS

1. diamondra27 ( 19/09/2007 07:25)
http://dravard.net/vpjc/

Mazotoa mamaky sy maka ny sahaza azy avy.
:-*:-*

Raha misy manana site hafa moa dia mba angatahina hizara raha misy PPS hafa any ho any tokony mba hojerenay.
2. kalina80 ( 19/09/2007 07:32)
misaotra betsaka akia diamondra27.
Ity ary mis site iray http://www.harena.info/
ary ity misy hira indray :
http://video.google.fr/videoplay?docid=348824020869486486&q=hira+lalaina&total=1&start=0&num=10&so=0&type=search&plindex=0

Ny mpihira azy dia tsisy vina amintsika eto fa i kalina80 ihany.:oops::oops::oops::oops:

Nahitsin'i hery
novalian'i kalina80 ny 19/09/2007 08:02
3. kalina80 ( 19/09/2007 08:01)
::cry::cry::cry::cry: TSY NETY @ MANARAKA ALEFA E :-*:-*:-*:-* hO ani diamondra27
4. hery ( 19/09/2007 08:03)
Io mihira io kay kalina80 :-)
5. diamondra27 ( 19/09/2007 08:18)
kalina: de misaotra indrindra akia a!
iza amin'ireo ndry?

tena mila deraina tokoa ny Tompo e!
6. sipagasy ( 19/09/2007 08:18)
tsara beh e!!! tohizo hatrany;-)
7. kalina80 ( 19/09/2007 08:24)
diamondra27:

kalina: de misaotra indrindra akia a!
iza amin'ireo ndry?

tena mila deraina tokoa ny Tompo e!



jerijereo ao fa aao akia :miam::miam:
8. diamondra27 ( 19/09/2007 08:45)
kalina80: eny aza fa de vinavinaiko ao we iza fa de mahareta hatr@ farany e!
Ampiasao foana rehefa nomen'Atra talenta ianao.
Izay no mission nampanaovina antsika eto an-tany

Misaotra e!^:^^:^
9. hantakely ( 19/09/2007 09:26)
Misaotra akia ry Kalina,tsara be ilay izy ,mahavelompanahy mihaino an'ilay radio
10. diamondra27 ( 19/09/2007 09:53)
kalina: fa oviana akia i jocelyn Ranjalison no tonga aty paris? aza adino akia mi-bip anah fa tena te-hanatrika ny concert-ny za a

11. sonwin ( 19/09/2007 09:58)
inona ny fanalavana ilay PPS?
12. boubounezy ( 19/09/2007 09:59)
zany ka mba hira tsara ny any kalina! le feo misy coffre kely sady voix rock!!! mési =D=D=D=D tsara @ feonjy ny pop rock
13. kalina80 ( 19/09/2007 10:03)
diamondra27:

kalina: fa oviana akia i jocelyn Ranjalison no tonga aty paris? aza adino akia mi-bip anah fa tena te-hanatrika ny concert-ny za a





Tsy adinoko akia, mety @ mois d'octobre angamba; Ankinina @ Tompo e
14. diamondra27 ( 19/09/2007 10:55)
sw: ary elah ty koa an! ny olona variana doly @ le hira ny azy PPS ndray no mahavariana azy hihihi:-D
Marina doly klou zany fa za mba mananihany an
aleo manontany fa sao de miteniteny foana hihih:-D:-D


PPS zany fichier aloha
de Les fichiers PPS sont des diaporamas crées avec le logiciel PowerPoint
de reo hitanao ao reo le izy , klik de misokatra ny powerpoint

http://fr.wikipedia.org/wiki/PPS

15. la ( 19/09/2007 11:24)
Tsara e=D:)
16. sonwin ( 19/09/2007 12:09)
diams> hay ve e, okay dia misaotra :D
17. cutie ( 19/09/2007 12:18)
merci fa tsara daholo :D
18. ikaretsaka ( 19/09/2007 15:21)
mety ka
19. mbaliana ( 19/09/2007 19:01)
compliment e.... =D=D=D=D
20. fijo ( 19/09/2007 19:27)
le mpihira vavy no mahaliana ahy kle.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.468