PPS

41. fahamarinana ( 28/09/2007 11:14)
fijo:

tsy misy hira hafa tsy resaka andriamanitra izany???toa hankaleo ko

:arrow:Ka resaka Fivavahana sy Finoana aza no ato fa raha hira hafa dia ao amin'ny rubrique artista sy hira.Misy hira fivavahana anie fa rap na r'n'b na rock na izay tiana rehetra e.(l)

42. kalina80 ( 29/09/2007 15:03)
fahamarinana:

fijo:

tsy misy hira hafa tsy resaka andriamanitra izany???toa hankaleo ko

:arrow:Ka resaka Fivavahana sy Finoana aza no ato fa raha hira hafa dia ao amin'ny rubrique artista sy hira.Misy hira fivavahana anie fa rap na r'n'b na rock na izay tiana rehetra e.(l)





=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=))Tononkalo


43. tywa68 ( 30/09/2007 07:59)
diam : m'ci fa raha tany aho mba nandeha fa lavitra loatra, tena mahafinaritra mihitsy ny gala évang.

fijo : mahafinaritra be fa tsy mankaleo zany (misy karazany anie fa tsy rock foana kosa aloha e):-D:-D gospel, RnB, hira tsotra. Mandrosoa fa aza matahotra (tsy misy hamatotra akory fa miverina ho azy ianao @ manaraka):lol:.
44. diamondra27 ( 30/09/2007 08:24)
tywa: nahatsiaro andry za fa tena efa entrée indroa ve akia de mbola nisy tsy tafiditra aza ny sasany noho ny habetsahan'ny olona

fijo: tena taraiky enao fa tena nisy rock be nanadala tao.

http://www.christianitytoday.com/music/reviews/2005/changeyourworld.html

mbola azonjy henoina eto akia ny sasany a!
45. diamondra27 ( 30/09/2007 08:26)
http://www.christianbook.com/Christian/Books/product/?item_no=CD5892X&p=1006648

reo misy hirany vitsivitsy de ery @ à gauche ery misy country , rnb sns ze tianao

mazotoa mihaino ô
46. tywa68 ( 01/10/2007 07:10)
m'ci diams :-*:-*
47. fahamarinana ( 01/10/2007 11:07)
:arrow:Merci Diam's,tiako be daholo ilay hira e(l)
48. diamondra27 ( 01/10/2007 15:54)
fahamarinana sy tywa: de mazotoa akia a
io misy radiofanilo lazain'i beza 24H/24 tsara koa na
ny hira na ny toriteny sady refadevant ny ecran de mihaino no manoratra hihih
49. fahamarinana ( 01/10/2007 19:02)
diamondra27:

fahamarinana sy tywa: de mazotoa akia a
io misy radiofanilo lazain'i beza 24H/24 tsara koa na
ny hira na ny toriteny sady refadevant ny ecran de mihaino no manoratra hihih

:arrow:efa mpiheno an'io sy agape koa aho kah ,Raha mbola misy hafa dia mazoto hiheno foana e,na am teny vahiny aza.(l)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2229